tsara mitsy tsisy mpamaly reo lohahevitra xxx ireo
1. andrywui
(
12/02/2009 15:10)
aiza ve ranga de izy Ravaloiste rehetra mihitsy no manao xxx !! fa iza no atahoranareo ato e!! sa mahana ny aina nalatsaka sa ny rà nolona mihosona amin tanana ?? maninona no kanosa ?? otrandra8 omaly tsy sahy teny mahamasina ihany !!! kanosa ! kely aina !! nivadika ny fijeriny de noheveriny fa TGV daholo ihany le TIM mba niandry azy teo !! nangetorany tany daholo !! ny tahony no nameno ny lohany !!
novalian'i rangorivao69 ny 13/02/2009 10:54
2. Oay
(
12/02/2009 15:14)
aoka letsy ry andrywui fa tsa voako loatsa ilay taronan'ialahy, matahotra za hoe sao d hanao toan'ny nataon'ilay Ra8 io ary lisany.Nanao ahoana aloha ilalahy é!
3. andrywui
(
12/02/2009 15:21)
salama tsara aho ry Oay a!! za anga teny Mahamasina ka oe voan'ny fievre be halina fa tratry ny ranonorambatravatra teny omaly !!! ry penguin sy tsyafoi sy tsinjo sy molota no niditra hopitaly sy naka dokotera halina saika tsy tratra maraina fa saika vita halina tao ry zalahy !! nanao supo 4 isandahy ry zalahy vao niafana kely nikilezolezo teo tam maraina fa efa lasa namonjy ndray fa voan'ny sovoka ony ry zalahy
4. pimaso
(
12/02/2009 15:21)
Le regard de la presse étrangère
On pouvait lire dans la presse aujourd’hui des témoignages de personnes qui ne se reconnaissent pas dans l’insurrection populaire de ces derniers jours et qui souhaiteraient un retour au calme.
« Le message fort de ce meeting, c’est de démontrer à Madagascar et sur la scène internationale que la voix du peuple n’est pas celle véhiculée sur la place du 13-Mai et que le peuple est majoritairement derrière le président », a expliqué un député du TIM qui a requis l’anonymat.
« Moi, je suis là aujourd’hui pour soutenir le pouvoir actuel. Je veux travailler et je ne veux pas qu’il y ait de coupure. Bientôt, on va se retrouver sans travail et c’est pas M. Rajoelina qui va me payer mon salaire. Toute l’économie s’est arrêtée à cause de ce monsieur-là », a déclaré à l’AFP Lalah, un chauffeur de 43 ans.
« Le peuple a mis le président (au pouvoir). Si le président accepte une transition, ce sera une trahison. Le peuple a donné le pouvoir à une seule personne, pas à plusieurs. Ce n’est pas négociable», a-t-il ajouté.
« On est là pour défendre la légalité et on ne veut pas de bandits comme ça. C’est pour la Nation. On ne veut pas retourner en arrière » a pour sa part expliqué à l’AFP Rasolo, 50 ans, travaillant dans le transport de marchandises.
De son côté BBC a titré “Madagascar crowds brave cyclone” et a expliqué que 40 000 personnes ont bravé le cyclone Gaël pour venir à cette manifestation pacifique dans le but de soutenir le président. Toujours d’après BBC, “une certaine frustration émerge de plus en plus à cause de la situation d’impasse provoquée par Andry Rajoelina et dans laquelle se trouve le pays”.
Le Président semble avoir gagné des points suite à cette démonstration de force juste un jour après la manifestation d’Andry Rajoelina pour présenter 4 de “ses ministres” et qui a moblisé 5 000 sympathisants sur la place du 13 Mai. Cette manifestation était d’autant plus importante car les médiateurs sont désormais tous sur place (ONU, UA, COI, France) et les longues tractations vont commencer.

5. xxx
(
12/02/2009 15:32)
adrywui === aiza kosa de oe saik maty ry zalahy reo tamin alina
salama tsara aho ry Oay a!! za anga teny Mahamasina ka oe ho voan'ny fievre be halina ka tratry ny ranonorambatravatra teny omaly !!! ry penguin sy tsyafoi sy tsinjo sy molota no niditra hopitaly sy nakana dokotera halina saika tsy tratra andro maraina fa saika vita halina tao ry zalahy !! nanao supo 4 isandahy ry zalahy vao niafana kely nikilezolezo teo tam maraina fa efa lasa namonjy fandriana ndray fa voan'ny sovoka ony ry zalahy
ha ha ha ha ha

6. andrywui
(
12/02/2009 15:53)
ny mahagaga ahy de misy mivoy aho oe manompa sy miteny ratsy eto !!! za anefa sady tsy mpiteny ratsy zany no tsy manompa fa mba avereno eto oe ze teny ratsy kely nataoko ze mahita ???? anga ra manohitra sy mananatra anlaisany de teny ratsy zay ??? anga ra tsy manaiky ny hevitra babakoto nlaisany de teny ratsy zay ??? anga ra mpanaraka ny TGV aho de miteny ratsy zay ??? le sainareo mihitsy no efa manolatra oe Fahamasinana mamono olona !!! fahamasinanan mandroba ny tanin'olona tsara2 rehetra !!! fahamasinana maao jadona ,fahamasinana..... zany daholo no miraikitra manolatra ao andoha fa tsy mba afaka miova mihitsy ny saina fa voapetaky ny vy mahamay de lalipaka
7. rangorivao69
(
12/02/2009 15:56)
elh ihany no panao xxx eo d mody fanana fotsiny eo ,refa tsisy resahana leity de dana miresaka am rindrina fa tsy eo elah be vava ,sy lohahevitra ariarifito eto a
8. rangorivao69
(
12/02/2009 15:58)
refa tsy faly mimbotsina leitya ,aza manao herimbotay hoa :-@ :-@ :-@ :-@
9. andrywui
(
12/02/2009 16:01)
o lety ry 69 a! mboa tsy nanao xxx teto zany ah na indray mande aza !! za tsy kanosa ry lety a!!! fa hono hoa ary ela ony saika daitra tamle orana be omaly teny mahamadsina ozy ry penguin oe efa nanao didimpananana ny MP3 sy ny CD anlah rehetra ony ela anikeo maraina !! nefa elah toa tonga eto iany ndray nefa vao teo zahay no afatsaona anla !!!
12. andrywui
(
12/02/2009 16:34)
aza mora tezitra fa oul vao eo no niarina tao ampandriana mbola vao malezolezo kely io ka defa mitady hamono sahady !!! arahabaina alou zany letsy tsy maty fo amanaina !!! le MP3 sy CD anla saika hatao didimpananana zany efa niverna amla daoul zao ry 69 !!! ary elah zany tsa niditra hopitaly fa nanao dokotera tena tao !! zay no naha ela vao nahasitrana anlah fa tsy otrandry tsinjo sy penguin !! ny azy supo 4 de niafana le tazo be any halina ,, efa lasa nampnjy natory any ndray ry zalahy zao fa nangorangorana ndray ony ny lohaliny namalimaly kely teto teo
14. xxx
(
12/02/2009 16:53)
choix ilay manao xxx! zay no maha demokrasia azy! raha tohina ianao dia tsy tia demokrasia ianao zany
15. rangorivao69
(
12/02/2009 16:56)
zà leity sur terrain fa tsy lany andro beresaka hotran là eto ,vendrana zay no tsy nandraisan8 anlà,de eo koa elah no raisina fangah mila anlah koa TGVendrana fa elah mbola vendrana sy mihavendrana ,asiko suppo eo ty vava sy voudy ty :-@ :-@ :-@
16. andrywui
(
12/02/2009 17:10)
Aza mora tezitra fa oul vao eo no niarina tao ampandriana mbola vao malezolezo kely io ka defa mitady hamono sahady !!! arahabaina alou zany letsy tsy maty fo amanaina !!! le MP3 sy CD anla saika hatao didimpananana zany efa niverna amla daoul zao ry 69 !!! ary elah zany tsa niditra hopitaly fa nanao dokotera tena tao !! zay no naha ela vao nahasitrana anlah fa tsy otrandry tsinjo sy penguin !! ny azy supo 4 de niafana le tazo be any halina ,, efa lasa nampnjy natory any ndray ry zalahy zao fa nangorangorana ndray ony ny lohaliny namalimaly kely teto teo
17. Noue
(
12/02/2009 17:17)
ny olona ry wiwiwi samy manao izay tiany aaa ! te-hiditra XXX izy dia azy zany eeee ! tsy hitako koa izay hanaovana olana @ zany ???? sa ahazo didy jadona koa ry zareo oe aza miditra XXX ??? tsssss ! LIBERTE !!!
18. rangorivao69
(
12/02/2009 17:25)
MAZAVA AMLAH VE IO VOALAZAN4 I NOUE IO E!!!!! D"EFA MILAZA ZAH ZAY ,FA PEHAKO ELAH HOA AN :D
19. andrywui
(
12/02/2009 17:26)
Noue !! hay ve elah ! ary tsy daitra omaly tamle orambe teny mahamasina kou kay elah ?? aona letsy !! ary zao kou zany ela vao niafana tao ?
20. Andribe
(
12/02/2009 21:50)
saika nisy sacrifice ndray nga tetsy mahamasina sacrifice voan ny tazo de maty :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D