tsara mitsy tsisy mpamaly reo lohahevitra xxx ireo

21. nancy ( 13/02/2009 04:48)
Tena tratran'ny virus n'i tgv tsy mety sitranina koa ity andriwui ity ka.

andrywui:

Noue !! hay ve elah ! ary tsy daitra omaly tamle orambe teny mahamasina kou kay elah ?? aona letsy !! ary zao kou zany ela vao niafana tao ?



22. rangorivao69 ( 13/02/2009 10:54)
EFA MARARY SAINA IO androuioui IO EFA TSISY LAZAINA FA MIVOAN-DRESAKA KAY MAHAZO @ KIL ATO ,ASIANA SUPPOKO NDRAY VE NY VAVAN ELAH RY KELY ENDAKA :twisted: :twisted: :twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0671