Iza no nahazo tombotso t@ nahamay ny RNM sy ny Magro
1. Oay
(
12/02/2009 14:17)
penguin aza vohizina ilay hevitra hoe mpamaky trano i TGV fa Andriamanitra sy izay nanao anazy ihany no mahalala an'izany.
Za zao ohatra tsy miaraka @ i TGV fa za mamosavy ahy ny saiko izany hoe tsy aiko ny fahamarinany fa manao analyse za d mahita fa i Ra8 no tena nahazo tombotso tamin'ireny zavanisy ireny.Azavaiko
_Nodorana ny RNM sy TVM amin'izay d afaka nafindra eny Iavoloha d @ zao fotoana izao iza no manjaka eny i Ivaloha amiko i Ra8 izany mahazo tombotso tamin'ny nahamay ny RNM sy TVM.Noho izany afaka mieritreritra za hoe Ra8 no nampadoro anazy.
_May ny Magro d inn ny zava-misy tonga ny tsy fisian'ny PPN (Menaka,Vary snns...) iza anefa no nanana ny monopole amin'izany PPN izany? tsy iza fa Ra8 noho izany fantany tsara fa rehefa tsy misy ny hanina hoanina d tsy hanaraka ny eny @ 13mai ny oul fa tsy maintsy handeha hitady kaly klé. Aoka ho fantantsika anefa fa Ra8 raha milamina ny tany ka mbola eo izy d na ny assurance no handoha ny simba retraretra teo na ny fanjakana d hitanao amin'izany ary Ra8 no mahazo tombontso @ nahamay ny Magro sy ny sisa d amiko i Ra8 ihany no nampadoro ireny rehetra ireny.Izay ilay atao hoe filou ry penguin a!

novalian'i tsiafoi1 ny 13/02/2009 09:06
2. xxx
(
12/02/2009 14:23)
merciiiiiiiii, zany ahay ka olona mahita analyse tsara. retsy sasany retsy ngé, ka le "minonoa fotsiny ihany" é. aza atao mahagaga
3. salopard
(
12/02/2009 14:26)
d'acc à 100% @ toi e! , a qui profite l crime, io e!
ary ny rotaka OPK anie nisy foana, ny emeute de la fin nisy tany egypte, maroc, etc...
fa tao dago ihany no may ny olona
,
ireny no vokatrin'n' nahavaky ny fonja, navoaka ny gadra, dia nisy ny fandroban

4. xxx
(
12/02/2009 14:39)
lery ngé diso conseiller é. zany famoahana gadra zany efa fikan'na dinosôro. tsy ampy azy ny tany @ magro, d lasa njay izy namaky ny sasany ko. kely ary ny "S" azony, nefa saika may tao @le tsano izy ko :lol: :lol:
5. Oay
(
12/02/2009 14:53)
xxx:
lery ngé diso conseiller é. zany famoahana gadra zany efa fikan'na dinosôro. tsy ampy azy ny tany @ magro, d lasa njay izy namaky ny sasany ko. kely ary ny "S" azony, nefa saika may tao @le tsano izy ko :lol: :lol:
Refa mikozy ry zandry asehoy ny tarehy fa aza manao sarotava a! sa nanao ratsy angaha, zavatra madio be zao no resahina.
8. andrywui
(
12/02/2009 15:17)
mahay mandinika ianao ry Oay !! fa ny mpisolelaka sy mpanarakefa no tsy laitrako amindry zalahy sasany ato !!! fa ny manao analyse otranao tena omeko Hosana mihitsy na mipetraka neutre aza ianao hatramzao !! alefaso ndray Oay ny analyse nao na mamely RA8 na TGV tsy maninnn rehefa mipetraka tsara otrizao fa misy ho tsakotsakoina tsara
9. Oay
(
12/02/2009 15:22)
andrywui:

Saotra nao ry andrywui d manaova ny marina fa ny marina tsy mba maty é!
10. vale
(
12/02/2009 16:02)
Nodorana ny RNM sy TVM amin'izay d afaka nafindra eny Iavoloha d @ zao fotoana izao iza no manjaka eny i Ivaloha amiko i Ra8 izany mahazo tombotso tamin'ny nahamay ny RNM sy TVM.Noho izany afaka mieritreritra za hoe Ra8 no nampadoro anazy.8O 8O 8O iny indray no tsy arako marina a!!!!! koa raha tsy ty Ra_ no naniraka ny oul oe ndehana dory ny RNM sy TVM fa tiko hafindra sns!!! tsy lany lazaina mihintsy nareo reto ka! efa hita fa acte RATSY no nataon'ny tgvistes de avadika indray fa Ra8 no te hahazo tombontsoa! eeeeeh, bennnn!!! :{
11. vale
(
12/02/2009 16:08)
Refa mikozy ry zandry asehoy ny tarehy fa aza manao sarotava a! sa nanao ratsy angaha, zavatra madio be zao no resahina.f'iza hono no nanao RATSY??? tsy ny TGVistes NANDORO ny FANANAM-PIRENENA sa ny vahoaka sy ny TIM victimes noho ny asa RATSY vitanareo??? njekaky oooo, efa tena mivadika ny tany aman-danitra ity ka ny mpanao ratsy indray no MISEHO BE VAVA eto sady nanadino ny ZAVA-BITANY!!! jekaaaaaaaaaaaaaky ooooooooooooooooooo :{
12. heidi
(
12/02/2009 20:26)
Mpandefa : Oay [ Valio ] 12-02-2009 15:17:48
Lohateny : Iza no nahazo tombotso t@ nahamay ny RNM sy ny Magro
penguin aza vohizina ilay hevitra hoe mpamaky trano i TGV fa Andriamanitra sy izay nanao anazy ihany no mahalala an'izany.
Za zao ohatra tsy miaraka @ i TGV fa za mamosavy ahy ny saiko izany hoe tsy aiko ny fahamarinany fa manao analyse za d mahita fa i Ra8 no tena nahazo tombotso tamin'ireny zavanisy ireny.
n'importe koi! mba te hampiditra dinika hiresadresaka kou ity enao!
13. heidi
(
12/02/2009 20:29)
Nodorana ny RNM sy TVM amin'izay d afaka nafindra eny Iavoloha d @ zao fotoana izao iza no manjaka eny i Ivaloha amiko i Ra8 izany mahazo tombotso tamin'ny nahamay ny RNM sy TVM.Noho izany afaka mieritreritra za hoe Ra8 no nampadoro anazy.
_May ny Magro d inn ny zava-misy tonga ny tsy fisian'ny PPN (Menaka,Vary snns...) iza anefa no nanana ny monopole amin'izany PPN izany? tsy iza fa Ra8 noho izany fantany tsara fa rehefa tsy misy ny hanina hoanina d tsy hanaraka ny eny @ 13mai ny oul fa tsy maintsy handeha hitady kaly klé. Aoka ho fantantsika anefa fa Ra8 raha milamina ny tany ka mbola eo izy d na ny assurance no handoha ny simba retraretra teo na ny fanjakana d hitanao amin'izany ary Ra8 no mahazo tombontso @ nahamay ny Magro sy ny sisa d amiko i Ra8 ihany no nampadoro ireny rehetra ireny.Izay ilay atao hoe filou ry penguin a!
izany rehetra izany dia ny havendranan'ny tgv daholo, tysy misaina manao zavatra fa ny naha maika azy dia ny handrombaka io seza io ihany anefa mbola tsy azony foana htramzao.... :-D
14. Oay
(
13/02/2009 08:05)
heidi a! i Oay d mametraka fa ireny asa jiolahy niseho tao Antananarivo ireny d Andriamanitra sy izay nanao anazy ihany no mahalala azy, fa i Oay kosa d olona tsy azo fahanana izay tiana omena satria Andriamanitra d nanome an'i Oay ny saina handinihina noho izany d hevitra tonga tao an-tsain'i Oay io zarainy io ka rehefa mamaly azy ianao d mba porofoy hoe tsy mety homarina io satrii izao ny contre thèse. Heidi a ampiasao ilay natao tany ampianarana é! sa heidi irony nalefandray amandreny hianatra any ivelany any d handefasana 6.000€ par mois d ny mirevy no atao satria vola tsy nisasarana.Mahareta zany havako izany fa tsy ho ela ny valiny satria efa voalaza fa mora ho an'ny rameva ny fidirana @ vodifanjaitra fa sarotra ho an'ny mpanankarena ny fidirana @ fanjakan'ny lanitra.
15. tsiafoi1
(
13/02/2009 09:06)
Ny olana fototra ho antsika malagasy de le toe-tsaina ORY HAVA-MANANA, mialatsiny fa izay mihitsy no mahalaza azy.
Nandeha nitady menaka tany @'ny shoprite aho omaly atoandro, de nanesy nitazana ny rayon rehetra, fa indrisy tsy nahita produits TENA VITA MALAGASY (zany hoe vitan'ireo Orinasa an'ny tera-any malagasy), afatsy roa monja : savony (Savonnerie Tropicale) sy ny sel fin (SOPROMER).
Ny produits Eropeanina no mameno ny rayon rehetra raha resaka fihinana (Ravi, STAR (Frantsay), La Hutte canadienne (Norvegiana), Huile d'olive importés 12000Ar à 1/2l (Eropeanina), savony salama an'ny Sipromad sy Maronjana (Karana). Tonga teny @'ny rayon fitaovam-pianarana indray ny tena de cahier Excellence, calligraphe, premier (Indonesiana sy eropeanina) sisa tazana, nefa ny vidin'izy ireny de in-2 avo heny ny vidin'ny cahier Artista Magro. Tsy hita teny intsony ny cahier vitan'ny orinasa Blueprint....
Raha fehezina indray miteny zany de izao, nanomboka t@'iny 21/01/09 iny, dia miankin-doha feno @'ny vokatr'ireo vahiny indray isika.... Miankin-doha tanteraka @'ny any ivelany indray ny toe-karenantsika satria ny kely mba nanan'ny tera-tany malagasy afaka nifaninana t@'ireo Orinasa vahiny de nodorana sy nolevonina tao anatin'ny indray mipi-maso manjo. Iza no nahazo tombotsoa t@'iny toe-javatra iny : Ny vahiny
Eny mety misy fahamarinana tokoa ny hoe misy intérêt personnel ihany ny an-dRa8, fa mety ho teti-kady mahomby iray ihany koa ny azy mba hifehezana ny toe-karen'ny Madagasikara, mba tsy hiankinan-doha be @'ireo firenena hafa intsony @'ny lafiny rehetra....
Raha handoro ihany re @'ny sisa, sanatria anie izany de mba ny an'ny vahiny fa tsy ny an'ny malagasy toa ny tena.