Inona indray ny tetika manaraka eee

1. Noue ( 12/02/2009 12:33)
hita zao fa efa adabokin'ny olona ity tgv satria be loatra ity lainga , tonga saina ny olona fa NATAO SORONA

Hita fa tsy nahazaka ny zava-niseho omaly satria ni wawawa sy nitatata oe VILLE MORTE nefa tsisy nanaiky an'zany

dia inona indray ny tetika atao androany eee ??? SATRIA HITA FA TSY LASA INTSONY ILAY RANOMASO KELY ?

dia izao indray no tetika atao ahazahoana olona eeee

13H00 : Andry TGV annonce place du 13 mai qu'on lui aurait proposé via sa mère et sa femme une somme de 10 milliards fmg pour "partir".
oooo re olona ooooo !!! ny vadiko sy ny reniko indray no nahazo fa vonjeo aho eeee tssssssssssss
novalian'i tsiafoi1 ny 13/02/2009 09:36
2. Andribe ( 12/02/2009 12:37)
noues fa vola a credit anie io fa tsy ty sy nday eee :-D :-D :-D :-D :-D :-D
3. zama91 ( 12/02/2009 12:50)
Noue:

hita zao fa efa adabokin'ny olona ity tgv satria be loatra ity lainga , tonga saina ny olona fa NATAO SORONA

Hita fa tsy nahazaka ny zava-niseho omaly satria ni wawawa sy nitatata oe VILLE MORTE nefa tsisy nanaiky an'zany

dia inona indray ny tetika atao androany eee ??? SATRIA HITA FA TSY LASA INTSONY ILAY RANOMASO KELY ?

dia izao indray no tetika atao ahazahoana olona eeee

13H00 : Andry TGV annonce place du 13 mai qu'on lui aurait proposé via sa mère et sa femme une somme de 10 milliards fmg pour "partir".
oooo re olona ooooo !!! ny vadiko sy ny reniko indray no nahazo fa vonjeo aho eeee tssssssssssss


io ary le efa nahiako,ny mitsoaka sisa no azony atao
4. xxx ( 12/02/2009 12:54)
tsy mila omena saosy izany fa sambory tsotra izao e,rehefa tsy hisambotra ny fanjakana hasiana petion eto hisamboran'ny vahoaka azy,misy no efa vonona @ izany
5. xxx ( 12/02/2009 12:59)
F'angah ny "petion"n'là misy miraharaha? :lol: :lol: :lol:

TSIRANANA=RATSIRAKA=ZAFY=RATSIRAKA=RAVALOMANANA=ZE HIDITRA EO=TSY HIOVA MIHINTSY ISIKA
6. tsinjo ( 12/02/2009 13:00)
nena ny napme anah le oe , misy itifitra houn za ka mibaiko ireo garde de corps reo za iala eo , fa za tsy matahotra ny ho faty , hihihiih milay le fikany ka :-D
7. andrywui ( 12/02/2009 13:02)
ssssssh !!!! xxx daoul ony no mamaly xxxx de miaradondrona amin xxx de mihomeme miaraka izy samy xxx de ..... donto sady kanosa !!!!
8. Noue ( 12/02/2009 13:14)
vonjeo aho re olona oooo ! inona no ataoko eee !! ampio aho eeee ! :-D :-D :-D :-D :-D klet'iiiieeeeeeeeeeeee tsisy ranomaso latsaka intsony ve eee :-D :-D :-D :-D :-D
9. penguin ( 12/02/2009 13:15)
Ny mpitendry zava-maneno ihany no misy saina ééé. andrywuiwui sady mahavelona anaka no tsiriritin'ny vazaha an-dafy dia mampiresaka Malagasy hono i andrywuiwui. Mameno ny isan'ny Ministra ary atao marobe satria ny Commerce izao efa mandeha irery tsy miaraka @'ny Industrie sy Economie ka hisy iray isan'isany izany. Be loatra ny mpiandry seza eo @'ny 13 Mai. Zarazarao hanjakana vééé ééé ?
10. xxx ( 12/02/2009 13:16)
ataovy wanted tgv dia omeo an'izay mahazo azy ny 10milliad ar e,betsaka ny candidat,mino aho fa na ry monja roindefo aza hivadika
11. andrywui ( 12/02/2009 13:18)
ary noheveriko fa daitra ,gly tany amin hopitaly aza ela fa toa naharitraritra vao namaly lety ry penguin !! itsinjo zao efa nasaiko nijery anla any amn hjra any haingana sao vita irery ao elah lety !! kay ela nifoha moramora tao ihany klé
12. penguin ( 12/02/2009 13:20)
Monja Roindefo ho lasa Président atsy ho atsy ka. Nahazo vatobe vé t@'ny fifidiana? hahahaha
13. andrywui ( 12/02/2009 13:31)
Fa maninnn i monja Roindefo !!! fantatro ane fa mbola avakavaka arapoko zao tena ao nadohanlah ao e!! mpanao politika madio tsy mbola nisy rà nolona nalatsaka toa andra8 io ka inona no olana aminy sa ny fiaviany no mankarary anlah ??? mpanavakavaka sy mpanambany olona ohatra andra 8 zay no fotopisainanreo
14. kidoropamba ( 12/02/2009 14:04)
IO ANGE ILAY HOE: NY FIRENENA NO LALAOVIN-DRAVALOMANANA HO FANORONA KA NY VAHOAKA NO ATAONY SORONA: TSY NIHAMBAHAMBA IZY NIFOFO NY AIN'NY OLONA ZATO MAHERY MBA HIJANONANY @ SEZANY.

Tadidio ilay hoe" Tsapao aloha ny herinao..." hin!hin!hin! kay manao ankiloty foana ravalo tato ato ka NITIFITRA SY NAMONO MALAGASY ny niafarany.

MIALA HOA ELA RAVALO FA HO MAFY ANGE ITY HANJO ANAO ITY E.
15. xxx ( 12/02/2009 14:14)
ENY TOKOA HOA FA RESAKA TY hay tokoa ve mipitsaka ampataloha foana hono ravalo na eny imasombahoaka eny aza e!! ary mety efa vizana ny prostatiny na ny voany no tsetsina ! tena efa ho daitra zany lery iny klé
16. tsiafoi1 ( 12/02/2009 14:15)
Tetik\'ady :
A- Conquête de Tana
B- Conquête des autres provinces

A- Conquête de Tana
1- Election maire
2- Destabilisation (émeutes, vandalisme) : objectif pour montrer l\'incapacité et l\'incompétence de l\'Etat
3- Guerre médiatique suppréssion des médias appartenant à l\'Etat : intimidation des peuples, isoler Tana.
4- Gouvernement insurrectionnel forcing
5- Attaque des ministères
6- Gouvernement de transition

B- Conquête des autres provinces
7- Référendum pour changement de la constitution
8- Guerre civile
9- Réconciliation nationale
10- Rapatriement des exilés

Rehefa mi-rate reo phase rehetra reo de mi-exilé Razandry

Koa samia mamisavisa ny fizotry ny tantara...!

Isaorana lehibe Andriamanitra izay mahery indrindra, nanome fahendrena ny vahoakan\'Antananarivo tsy ho tafajabaka lalina tao anaty haraton\'ireto Terroriste à Grande Vitesse ireto.

MADAGASIKARA HILAMINA TSY HO ELA
17. xxx ( 12/02/2009 14:44)
TSIRANANA=RATSIRAKA=ZAFY=RATSIRAKA=RAVALOMANANA=ZE HIDITRA EO=TSY HIOVA MIHINTSY ISIKA
18. Oay ( 12/02/2009 14:47)
tsiafoi1 ndraikindraikinareo toa miteny ny tenin'i Molière d ndrainkindraiky ianareo toa miteny ny tenin'i Rabearivelo d raha adika izany ilay tsiafoi d azo adika hoe tsy manampinoana sa tsy mino fotsiny, apetraka ny fanontaniana satria toa d misaotra an'Andriamanitra mihintsy izato izy @ zavatra mitranga, ka refa misaotra an'Andriamanitra ihany ianareo d aiza oaiza ao @ Baiboly ny misy fitenenana manao hoe mangorona harena (Amasser de la richesse) fa amin'izay ianareo d ho tafiditra mora any @ fanjakan'ny lanitra, mialatsiny raha miteny toa izany satria ity toananareo d ny zavatra nataony d nangoronkarena tokoa, anazy ny fanaovana lalana, anazy ny PPN (Vary,Menaka,...) ny RNM moa dia Entreprisen'ny ilay vinantovavy avy any Yogoslavie moa sa avy aiza no nanao azy izany hoe mbola anazy ihany koa ny fanaovatrano d inn ny tsy anazy.Efa voalaza anefa araka ny tenin'i Kristy fa mora ho an'ny rameva ny miditra @ vodifanjaitra fa sarotra ho an'ny mpanankarena ny fidirana @ fanjakan'ny lanitra ka ahoana ny amin'izay.Sa io ilay hoe minoa fotsiny ihany.
19. xxx ( 12/02/2009 14:50)
izy lé "minonoa fotsiny ihany" ka, kalme ftsn.
20. Noue ( 12/02/2009 17:18)
xxx:

TSIRANANA=RATSIRAKA=ZAFY=RATSIRAKA=RAVALOMANANA=ZE HIDITRA EO=TSY HIOVA MIHINTSY ISIKA
ireo ve dia misy hitovizana eeee


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0807