MIJERE TAKELAKA MAHALIANA
1. ARINOFY
(
13/02/2009 12:45)
Mba jereo ry zareo ny "takelaka mahaliana" fa misy vaovao mahaliana tokoa ny ao.
novalian'i ARINOFY ny 13/02/2009 13:17
2. xxx
(
13/02/2009 12:48)
I arinofy iany zao no nanoratra anzay takelaka zay de ataony pub eto le izy ! ary efa mahay technique de commerciale be an !!
4. kidoropamba
(
13/02/2009 12:59)
POTEHO ANY NY LOHAN-DRAVALO IZAY NIFOFO AIN'NY MALAGASY FA IZANY IHANY NO MAHALIANA VAHOAKA.
7. ARINOFY
(
13/02/2009 13:17)
io @ lay "dinika rehetra"eo antsisiny io ry zareo zany takelaka mahaliana izany a.Misy theme be de be eo:misy oe sakafo,artista sy hira ,politika,takelaka mahaliana,misy hatsikana koa ao.Ary tsy za ry xxx no namorona an'io fa vao zao koa ary za vao nahita io theme io.De aza variana @ ity theme politika io fotsiny fa mba mijere theme hafa fa misy vaovao be de be ao.
