MADAGASIKARA be mpitsiriritra erantany...
1. pimaso
(
13/02/2009 18:45)
Nahoana isika no mbola miady antrano foana,
ny hafa aza milaza fa '' nous nous asseyons sur une mine d'or''
ka tsy aleo ve mihavana @ izay daholo e!
mifamela heloka,
satria tsy misy olona tonga lafatra
fa raha ny ambom po sy ny ra latsaka efa betsaka
koa fotoam pivavahana sy fibebahana hiraisana ho an'ny mpitarika rehetra miaraka @ vahoaka no tokony ho atao
dia mifandray tanana daholo
que la paix soit sur le monde....
Amen
(l)

novalian'i pimaso ny 14/02/2009 07:16
2. Razouzou
(
13/02/2009 19:12)
voalohany indrindra dia tsara ny ambition an'i pimaso ary marina mihintsy izany sainga indrisy avis non partager am sasany. Ar izaho koa mba manontany tena hoe fa maninona isika afrikanina no de mba miady an trano foana nefa fiangonana feno, mosque feno, angamba misy ambadika ity raharaha ity, fa araka ny fomba fiteny hoe misy farany zava drehetra ka de ho hita eo :P :P :P
3. sitlo
(
13/02/2009 19:35)
Tsy hoe tsy tia filaminana aho fa sarotra izany hoe mihavana amin'ny mpandrava efa izany.
Nisy kabarin'i filoha tahola Zafy Albert izay tamin'izy mbola nitondra momba an'io fihavanana io. Hoy izy: "nisy nangalatra ny akon-dRakoto? fihavanana e, fihavanana e, fihavanana"
Tsy hoe handrava ny fihavanana malagasy no tiany notenenina tamin'izay, fa hoe mba misy fetrany kosa ilay izy. Raha ny tany mandroso no jerenao, ny azy aza hatramin'ny fanamelohana ho faty mihitsy.
___________________________
Raha ilay hoe tsiriritin'ny era-tany Madagasikara. Io indrindra no fototr'io disadisa io fa ny madinika moa no alefa mialoha mba ialofana ao ambadiky ny hoe zon'olombelona.

4. fijo
(
13/02/2009 20:02)
mbola mampalahelo,fa ny mpitondra rehetra any afrika ,dia miankin doha amin'ny vahiny.eo no olana
5. patrick2002
(
13/02/2009 20:21)
Nahoana isika no mbola miady antrano foana,
ny hafa aza milaza fa '' nous nous asseyons sur une mine d'or''
ka tsy aleo ve mihavana @ izay daholo e!
mifamela heloka,
Tena sarotra aloha ny hiavana aminy olona tsy hiraharaha afa tsy ny tombotsoany tenany eh! tsy hoe mpanakorontana izaho , fa aleo haozongozona to izay ianao no handevoziny eo.
Jereo fotsiny ny misy ao israel ,ny juif sy ny arabo dia olona nahay niara-monina tsara taloha ,nefa taty aoriany nananganana ny Etat d'israel dia lasa sakay sy maso ,satria nahilika ireo Arabo marobe niaina tany @ desert ,ary nalainy jiosy ny taniny .
Miteny aminao izaho fa ho tonga amin'izany io Ravalomanana io @ taona 2015 any raha tsy miala eo. Aleo harodana .
7. heidi
(
13/02/2009 20:34)
Z0 KOA ALOU MANAO HOE mety hampisokatra ny masony sy hahatonga saina azy ireny e!
8. kotobekibo
(
13/02/2009 20:56)
Tsy mety ho tonga saina @ izany izy . Rano-tsira anie ny vola e!
Tsy mampikorapaka azy izay fandravana kely nisy teo . Ny assurance no tena manavy @ ireny .
Raha 10 gony ny vary very ohatra , mety afaka manao facture sandoka izy hoe 20 no tahiry tao ary very daholo .
Ny fitaovana nampiasainy d efa manomboka miha-simba ( usure normale ) , misolo vaovao dôly , ka tsy ho maty atoka izany mihitsy izy .
Raha nisy zvt nafeniny aza , ohatra hoe fampidirana entana tsy nandoavana hetra , azony lazaina fa nandoa hetra izy ary may tao dôly ny porofo .
Milamina fotsiny izy .
Efa tafita izy raha ny @ iny . Efa nahavita trano izy hoy ny mpanao domy .

9. Andribe
(
13/02/2009 21:39)
iza koa ny hitsiriritra firenena mikorotana ohatran izao raha vao mikorotana de hiangalian ny sasany hanaovany tsara ny gasy de tena lasa le fiteny hoe gasy vendrana foana :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: nefa za koa gasy :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
10. pimaso
(
14/02/2009 07:16)
Finiavana kely sisa nefa hoy aho
satria isika Malagasy tsy dia manana toe tsaina barofo izany
fa voizina avy any ivelany mihitsy le toe tsaina vaovao
ohatra : film porno, utilisation d'arme dangereuse, kidnaping, detournement des deniers publics, aide, ....
tsy voajanahary t@tsika gasy ireo fa taorian'ny fanjanahan tany daholo
ny vahaolana dia amintsika samy Malagasy eto Madagasikara ihany
koa samia manolotra sosokevitra fa izay no tsy ampy na ho an'ny filoha na ny vahoaka rehetra
mila mifampihaino fa tsy didiko fehy lehibe sy kely tsy azo anarina
Misaotra antsika rehetra