Hay ve azo anaovana politika hatramin ny K......e!
1. lemenakely
(
13/02/2009 21:56)
Dia mahavariana mihintsy ny filalaovana politika eto @ tanàna fa hatramin ny trano fisainana aza dia azo anaovana politika
Mila casques na haut parleur na baffles
http://www.tvmada.net/webreportages/Satrobory_13012009.html

novalian'i maronibe2 ny 14/02/2009 07:58
2. sitlo
(
13/02/2009 22:14)
Ilay principe kosa no tena tiany tenenina fa tsy ny cause laotra e.
Ny morale hitako tiany tenenina dia na ridicule tahaka ny inona ny antony, rehefa ianao no mitarika dia ianao no responsable.
Tsy hoe asesika ao anaty zone rouge ny olona na dia efa nahafantatra aza hoe hofatifaty foana eo. Dia avy eo tsy hita ianao raha tsy any amin'ny hopitaly indray mitondra bala.

3. Razouzou
(
13/02/2009 22:15)
tokony hanao auto proclamation ho maire ny satro bory :D :D :D :-D :-D :-D
ataony Tena Gisa Vita (TGV) ahoana ny hitondrany ny firenena raha ny toeram-pivohana ara tsy amboarina :x :x ny zoridira tsy raofina,mba teneno aho hoe mba inona nataon'i Andry tam izy maire ny tananarive 8-) ('8-)')

4. lemenakely
(
13/02/2009 22:21)
Tokony ho ministre des finances Reverend , dia izy no manisy sonia e, ha ha ha...
6. xxx
(
13/02/2009 23:25)
ireny le sendra lasa tampko dia hoe hanao filoha au hasard :roll: :-D :-D :-D
8. Oay
(
14/02/2009 06:58)
lemenakely:
Tokony ho ministre des finances Reverend , dia izy no manisy sonia e, ha ha ha...
lemenankely a, satria ve ny filou an'ny FJKM efa filou an'i Madagasikara d antsoina koa ny reverend hiaraka hihinana d amizay ve moramora ny fidirana any an-danitra satria ovaina ny voalaza ao anaty baiboly tahaka ny fanovana ny constitution, amin'izay ovain'i Ra8 sy ny TIMintsetsitra ny nolazain'i Krsity manao hoe fa mora ho an'ny rameva ny fidirana @ vodifanjaitra fa ho sarotra ho an'ny mpanakarena ny fidirana @ fanjakan'ny lanitra, rehefa novain'i Ra8 io d lasa hoe fa ho sarotra ho an'ny rameva ny fidirana @ vodifanjaitra fa ho mora ho an'ny mpanankarena ny fidirana @ fanjakan'ny lanitra rahefa mamono olona sy mitsetistra ny mpiaramonina aminy izy.
9. maronibe2
(
14/02/2009 07:58)
rehefa novain\'i Ra8 io d lasa hoe fa ho sarotra ho an\'ny rameva ny fidirana @ vodifanjaitra fa ho mora ho an\'ny mpanankarena ny fidirana @ fanjakan\'ny lanitra rahefa mamono olona sy mitsetistra ny mpiaramonina aminy izy.
Tena efa miha lasa lavitra ny malagasy satria na ny tenin\'ny soratra masina aza miova endrika,fa izao no izy ry Oay! tsy nisy namono olona eo ,fa izay nanentana ka nahatonga ireo olona namoy ny ainy amin\'ny fikatsahany seza no mpamono olona ,satria efa mahafantatra ny zava tsy maintsy hitranga,raha dikaina ny lalàna,na inona antony anoheranao ,dia tsy tokony ny ain\'olona no lalaovinao!!,raha mba ianao (firariana io) no mba lasa mpanankarena tamin\'ny herimponao sy ny fiezahano ny fikirizanao,dia ekenao ve raha robaina sy potehana dorona ny nisasaranao? ary mazava ho azy fa tsy ianao no hiasa isan\'andro fa ireo mpiasanao no mampitombo ireo harenanao nefa dia anao ny rehetra dia mpangalatra sy mpanambaka ary mpitsentsitra ny hafa izany ianao? raha io fijerinao an DRA8 io dia disoiko satria samy manana ny vintany ny olombelona,nateraka hitovy eo ampiandohana fa ny vintana sy anjara no mitondra ny lahatra ,ka raha tsy misy ny mpanambola sy ny mpanankarena tsy hisy raha hanjary eto an-tany,\"ny vola no maha RANGA AHY \"