Izay rehetra nikasa hanao 13 mai dia nosamborina na...
1. lemenakely
(
13/02/2009 18:00)
Misy zavatra hafahafa ihany ity raharaha ity satria izay rehetra nikasa hanao 13 MAI dia na nogafian ny olona na nosamborina!...
Nefa i ANDRY dia nojerena fotsiny mandrak izao ....May sy potika ny ankabeazan ny fananan-dRAVALO
Provocation etsy sy eroa ataon i TGV ,nefa dia izao iaraha-mahita izao
Fehiny MISY ZAVATRA TSY MAZAVA ary hafahafa ! :?:

novalian'i tovolahy007 ny 15/02/2009 18:10
3. xxx
(
13/02/2009 18:19)
izay efa mpiasan ny TIKO na MAGRO na MBS dia mahalàla tsara ny caractéren ingahy RAVALO ny tsy andeferany an izany olona miezaka ny hanimba azy izany na au moindre travail de couloir na hanagana SYNDICAT NEFA DIA ITY FARANY TENA PROVOCATION sy FANIMBANA :idea:
4. ravol
(
13/02/2009 18:32)
TSARA NY TARA FA NY TSY NAHAZO NY FANDEHANY MIHITSY NO RATSY BE !
MIEZAHA RE RAY OLONA MBA MANDINIKA SY MANADIHADY FA MAZAVA BE ANGE NY FANDEHAN'NY RAHARAHAM-PIRENENA ITY E! DINIHO NY ZAVA-MITRANGA EO @ MANODIDINAO ANDAVANANDRO, HENOY SY JEREO NY FAMPAHALALAM-BAOVAO, DIA HO HITANAO NY VALINY ARY TONEO NY FO FA AZA DIA MISENDôTRA MANOLOANA NY OLANA MIANJADY @ MALAGASY TY !
NY AZO LAZAINA FOTSINY T@ ZAVATRA REHETRA NITRANGA IZAY DIA "TENA MAMPALAHELO ISIKA MALAGASY FA VERY TEO ANATREHAN'NY FITIAVAN-KELY LE SOA TOAVINA MALAGASY"
HO AIZA IREO SOLOFO SY DIMBY NTSIKA IREO ???? TOMPON'ANDRAIKITRA DAHOLO NY MALAGASY REHETRA SATRIA SAMY NANANA SY MANANA ARY HANANANA ANJARA ANDRAIKITRA TENA TSY VITANTSIKA NAHATONGA IZAO ZAVA-MISY IZAO.
RAHA HO MPITONDRA ENAO ANY AORIANA ANY AZA HITSAHINA @ FAHALEMENY NY VAHOAKA FA TSY FIDINY AZY NY TOERANA MISY AZY FA VOKATRY NY TANTARAM-PIRENENY.

5. pimaso
(
13/02/2009 18:32)
kely sisa ka!
andro vitsy sisa ry Malagasy tsy vaky volo a!
hitsoaka @ izay i lucky luke kely fingotra io

6. ravol
(
13/02/2009 18:35)
SAMY MAMOTIKA ANTSIKA NA I DALTON NA I LIKILIKY! FA MBA TONGA SAINA RY PIMASO A!
7. xxx
(
13/02/2009 18:41)
ravol:
TSARA NY TARA FA NY TSY NAHAZO NY FANDEHANY MIHITSY NO RATSY BE !
MIEZAHA RE RAY OLONA MBA MANDINIKA SY MANADIHADY FA MAZAVA BE ANGE NY FANDEHAN'NY RAHARAHAM-PIRENENA ITY E! DINIHO NY ZAVA-MITRANGA EO @ MANODIDINAO ANDAVANANDRO, HENOY SY JEREO NY FAMPAHALALAM-BAOVAO, DIA HO HITANAO NY VALINY ARY TONEO NY FO FA AZA DIA MISENDôTRA MANOLOANA NY OLANA MIANJADY @ MALAGASY TY !
NY AZO LAZAINA FOTSINY T@ ZAVATRA REHETRA NITRANGA IZAY DIA "TENA MAMPALAHELO ISIKA MALAGASY FA VERY TEO ANATREHAN'NY FITIAVAN-KELY LE SOA TOAVINA MALAGASY"
HO AIZA IREO SOLOFO SY DIMBY NTSIKA IREO ???? TOMPON'ANDRAIKITRA DAHOLO NY MALAGASY REHETRA SATRIA SAMY NANANA SY MANANA ARY HANANANA ANJARA ANDRAIKITRA TENA TSY VITANTSIKA NAHATONGA IZAO ZAVA-MISY IZAO.
RAHA HO MPITONDRA ENAO ANY AORIANA ANY AZA HITSAHINA @ FAHALEMENY NY VAHOAKA FA TSY FIDINY AZY NY TOERANA MISY AZY FA VOKATRY NY TANTARAM-PIRENENY.
Mieux vaut tard que jamais hoy ny vazaha !
Iza no tsy nigadra izay nikendry au moindre tentation de troubles?
I PETY notadiavina ary nanaovana mandat d'arret, Jeneraly ANDRIANAFIDISOA , Lecacheur ,VONINAHITSY,...Eny na ilay miaramila nitifitifitra ilay AIR FORCE 1 tao @ hangar IVATO aza ....
Raha nosamboriny dés le début toy iretsy ambony i ANDRY mety tsy ho toy izao ny fandehan-javatra .
Ary jereo fa ny mpanelanelana rehetra miàla maina avokoa nanomboka t@ KOUCHNER, ka hatramin ilay représentant ONU sy AMARA ESSY ,...
Il n ' y a qu'entre vous malgache qui pourra resodre le probléme hoy ry zareo
Tsy resaka seza izany izy ity fa misy zavatra HAFAHAFA !
8. Noue
(
13/02/2009 18:42)
oooo ravol aaa ! mba ataovy miniskli moa ilay soratra fa tena mankarary maso be kosa eeee :^) :^) :^)
9. zama91
(
13/02/2009 19:33)
mandinika ny reaction vahoaka antananarivo ihany ra8 vao hisambotra an'i tgv,raha betsaka ny olona eny mahamasina dia lundi i tgv dia efa voasambotra na miandry ny handehanan'ireo firenena mpampihavana ireo aloha
10. xxx
(
13/02/2009 19:37)
raha t@ tolona 13 mai voalohany iny izy no nosamborina mety ho hafahafa ihany,izao efa malalka ny lalana hisamborana an'i tgv,c pas la peine plaindre hoe misy tireur d'elite atsy sy ero
11. fijo
(
13/02/2009 20:12)
tsy nosamborina i handry satria tamin'ny voalohany dia nilaza mazava izy,fa tsy hanongam panjakana,fa hanao fitakiana ny demokrasia.za dia teny ambohijatovo naheno an'io,ary "nomba azy aho tamin'izany"
fa vao nanomboka ny hoe "vonona aho hitantana ny tetezamita"dia nialako ny fanarahana nyteny amin'ny 13 mai.
teo dia nanomboka tsapako,fa ry roland ratsiraka no tena mitondra ny baolina,ary ny frantsya no mpanosika.io fidiran'ny franstay io no mbola tsy nisamborana azy.fa marina le voalaza eo ambony io,raha mbola mahazo olona ny fitondrana eo mahamasina rahampitso,dia mety hotonga amin'izay ny fisamborana,satria efa tsy maire intsony i andry izao.

12. Noue
(
13/02/2009 20:22)
fijo:koa naninona no ni-sauto-proclamé oe président ????
tsy nosamborina i handry satria tamin'ny voalohany dia nilaza mazava izy,fa tsy hanongam panjakana,
13. heidi
(
13/02/2009 20:26)
raha mbola mahazo olona ny fitondrana eo mahamasina rahampitso,dia mety hotonga amin'izay ny fisamborana,satria efa tsy maire intsony i andry izao.
hay vare ka efa tsy maire tsony kory zay! :-D
14. xxx
(
13/02/2009 20:28)
na i lery aza gaga t@ voalohany hoe toa betsaka izany mpanaraka ahy izany le,tokony mba ho filoha kosa aho e dia izay,eo no nahitana azy hoe mba amateur @ resaka politika i tgv,nieritreritra izy fa hanaraka azy ny vahoaka nefa indrisy.5000 sisa no mba mpanaraka dia ireo no lazaina hoe vahoaka
17. fijo
(
13/02/2009 20:33)
ny auto proclamation ,dia efa taty aoriana vao nisy,fa tamin'ny voalohany anie ka fitakian ademokrasia fotsiny no natao e,ary tamin'izany dia betsaka no nanaraka azy.
18. patrick2002
(
13/02/2009 20:35)
Ny fandinihako azy dia ,tadiaviny Ravalo ,hopotehina hatrany @ fakany mihintsy i Andry izany hoe ,tsy vitany gadraina fotsiny ,fa ny fananany rehetra mihintsy no potehina ka aleo aloha hiantsy ihany .
Rehefa avy eo nihanaka ny raharaha ary na ny Emmonat aza tsy nasahy nisambotra intsony ,teo no nanalana ny lehibeny Zandary ,
Misy ny baiko hataony Ravalo ,hoe sambory sambory fa ny mpanantanteraka tsy misy ,dia hiafara @ Samedi Noir tao Ambohitsirohitra ihany ny raharaha ,izany hoe mercennaire kely no karamaina hitifitra ary miafina ,izay no hiafarany Andry ,fa tsy misy Tafika na zandary sahy hanatanteraka an'izany.

19. heidi
(
13/02/2009 20:39)
17. Mpandefa : patrick2002 [ Valio ] 13-02-2009 21:35:35
Lohateny : Re : Izay rehetra nikasa hanao 13 mai dia nosamborina na...
Ny fandinihako azy dia ,tadiaviny Ravalo ,hopotehina hatrany @ fakany mihintsy i Andry izany hoe ,tsy vitany gadraina fotsiny ,fa ny fananany rehetra mihintsy no potehina ka aleo aloha hiantsy ihany .
marina ny azy, raha jerena am fo tsy miangatra ny zavatra nataon'ilay kely dj iny
20. lemenakely
(
13/02/2009 20:48)
Ary na siosion- dresaka fotsiny aza dia voasambotra , asa izay nahatadidy ilay rangahy nahatratrarana basy tao ampiangonana indray mandeha izay