Izay rehetra nikasa hanao 13 mai dia nosamborina na...

21. patrick2002 ( 13/02/2009 20:54)
miteny anao izaho fa ny mpiasany tiko na magro vao nandiso konty na nanimba zavatra tsy nahy ,dia voaraoka ,raha vao fantany ,chauffeur nandona auto izany moa dia tsy mysy fika.
22. lemenakely ( 13/02/2009 20:58)
patrick2002:

miteny anao izaho fa ny mpiasany tiko na magro vao nandiso konty na nanimba zavatra tsy nahy ,dia voaraoka ,raha vao fantany ,chauffeur nandona auto izany moa dia tsy mysy fika.



Donc misy zavatra tsy NORMAL ity resaka ANDRY TGV ity izany izay no conclusion.
23. xxx ( 13/02/2009 21:01)
ny tele kosa hidiny i ra8,mitaky ny demokrasia lery dia avy eo mitaky seza,dia mapandroso ny societe publiciteny :-* :-* :-*
24. fijo ( 13/02/2009 21:03)
aza hadino koa,fa misy olonkafa efa mikasa ny hamono an'i andry anie e,dia ahodina ny resaka rehefa avy eo hoe ravalo no namono azy,dia ry zalahy no hijapy ny sambo.efa haintsika ireo te hamono azy ireo,ary efa hain'i andry ihany koa,satria misongona azy foana ireo isaky ny misy zavatra tokony hoataony.
ny fotoana kendrena hanatanterahana an'io dia rehefa tena tsapa hoe handresy le 13 mai.ny olana anefa dia efa mihena ny 13 mai,ka eo ry zalahy no sahirana
25. ravol ( 13/02/2009 21:04)
Azafady @ le renitsoratra tery ambony, miala tsiny tompoko ô !
Ny tolon'ny demokrasia an'i Andry dia "zarako aza maratra" hoy ny fitenenana, nety tsara t@ le fotoana nisian'ny olana teo @ mpitondra le izy, fa tsy hoe dia Andry no tena rôla @ izao tantara izao fa ao ilay Malagasy iray izay (manampahaizana no manana traikefa ), izy io no mpitantana sy mpandrindra ny zava-mitranga rehetra teto hatramin'ny 15 Janvier ka hatramin'izao, fa ny ambiny dia mpilalao tsotra ihany daholo.
Ny fototry ny olana aloha tsy dia mbola tena mazava loatra ka nahatonga ny toe-draharaha ho toy izao fa ny tena azo antoka dia "RAVOLA" no tena zava-dehibe ao anatiny.
Averiko eto indray, diniho sy hadihadio tsara ny zava-misy re rey olona, mbola fotoanany izao, hilazao ny manodidina mba hampiasa saina kely @ izao zavatra mahazo antsika Malagasy izao, mba tsy hovoafitaka isika; tsy misy hidiran'ny tombotsoam-pirenena mihitsy izao raharaha izao, matoa nisy, fa isika koa moa efa donto ny fiainanana sy entim-pahazarana fotsiny dia tsy mahita tsara ny zava-misy, ovay kely ny fomba fijery, apetraho ny fanotaniana fa maninona ... ? fa inona ? Iza ...? Nahoana ...? nankaiza...? Oviana...? taiza...? ...Ary aza variana mifanipaka toy ny valala an-karona eto fotsiny fa tsy an-jaza ny zavatra miandry antsika ao aorian'izao zava-mitranga izao.
26. patrick2002 ( 13/02/2009 21:04)
asa aloha na efa izay no norma any madagasikara ao ,fa izay hitondra ka tsy hahay haka lesona an'izao zavatra hataony ra-8 izao dia efa tsy haiko intsony.
27. fijo ( 13/02/2009 21:11)
izay indrindra,na i ravalo aza mino aho,fa nahazo lesona be tamin'ity indray mitoraka ity.
28. Andribe ( 13/02/2009 21:52)
tsss fa ahoana no samborina de le kaly gratos ao zany ahoana nefa tsy avelan dry zalahy kalin ny 4mi :P :P :P :P :P :P :P :P
29. fijo ( 14/02/2009 00:11)
tsy mila samborina i andry fa mitsoaka hoazy ka
30. tovolahy007 ( 15/02/2009 18:10)
Salama doly e! Io anie ry zareo ilay efa dradradraiko imbetsaka eto e. Mila misaina tsara hoa aloha vao manao zavatra, fa tsy hoe aleo alefa any foana aloha de ho hita eo ny manaraka. Efa hevitra tsy mety tsony zany zao. Tsy maintsy enao efa mahafantatra ny lalana aleha aloha alohan'ny handehanana. Asa ra tadidintsika tsara ny nataond'Ravalo refa izy nirotsaka ho prezida t@ voalohany?? Nilaza izy fa tsy mila fanampian'ny antoko hafa, saingy hoy izy izany tsy midika fa andrara ireo antoko izay te hanohana azy. Io de midika mazava fa efa fantany tsara ny zavatra ho ataony ary tsy mila mpanolontsaiana fopla zany izy. I Andry anie ka saika hoatran'izay t@ voalohany e, fa tsy azoko hoe inona no niantsoiny an'ireo izay efa nalohan'ny vahoaka ireo ho ao andamosiny. Minoa ahy ianareo fa ra tsy tao ambadiky i Andry ireo olona ireo, za sure fa tafita ny zavatra nataony. Saingy indrisy, TENA MITOMBINA IHANY ANGAMBANY ILAY HOE, KARAMAIKO ELAHY HANONGANA FANJAKANA, INY VOLA DE ATAOVY IZAY METY, HO ALEFAKO ANY KO I ROSSY RA TOA KA ILAINA IZANY AHATONGA NY OLONA HO TONGA BETSAKA ENY @ 13 MAY, DE ANTSOY IREO DINOZORO RERAKA IREO HANAMPY ANY LA FA IREO EFA MAHAY NY TETIKA REHETRA. Saingy ny tsy fantany de efa tsy vahoaka t@ 1990 tsony anie zao ny vahoaka Malagasy e. Ka miala tsiny aminao aho ra Adry fa mihena iray izao ny mpomba anao aloha RA HOE HAKA FAHEFANA satria tsy izay ilay FOTOKEVITRA NANARAHAKO ANAO.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0406