30 000 vs 10 000

1. Noue ( 14/02/2009 17:11)
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img15.imageshack.us/img15/7128/ravalomanana140209jk1.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img15/ravalomanana140209jk1.jpg/1/][IMG]http://img15.imageshack.us/img15/ravalomanana140209jk1.jpg/1/w480.png[/IMG][/URL]

18:30 - AFP : « 30.000 partisans pour soutenir Marc Ravalomanana (…) 10 000 personnes sur la place du 13 Mai »
2. belaza ( 14/02/2009 17:16)
bravo! prezida a, manohana anao hatrany, be ny efa vita maro no mbola ho tanterahina ka mahereza!
3. sitlo ( 14/02/2009 17:20)
AFP koa
4. lemenakely ( 14/02/2009 17:22)
Raha amiko manokana aloha tsy mitondra na inona na inona na 1 000 000 aza ny teny MAHAMASINA satria tadidiko tsara ny faradoboka HERY RAFALIMANANA t@ fifidianana maire nefa dia niaraha-nahalàla ny tohiny ...


Fa raha mihevitra azy mbola ara-dalàna ity fitondràna ity dia miezaka mamerina ny fiainana @ laoniny sy manàla ny tsy ara-dalàna , fa tsy lany andro toy ny zazakely mampitovy isan olona isan andro hoe ny ahy 30 000 ny ery ankilany 10 000, ......vraiment RIDICULE! :idea:
5. Noue ( 14/02/2009 17:23)
sady mbola mihoatra lavitra noho io ny olona tonga teny mahamasina eee ! ny gradins fotsiny dia efa feno nefa 30 000 places !

13:00 - Il y a beaucoup plus de monde que mercredi dernier. Le stade de Mahamasina est rempli : tribunes, gradins et pelouse remplis. Beaucoup de monde dehors également. Un important service d’ordre autour du stade.
6. Noue ( 14/02/2009 17:25)
inona no maha-ridicule an'zany eeee ??? io anie dia midika oe efa mihena andro aman'alina ny olona manaraka an'i tgv eee !!! t@ alarobia à peine 7 000 personnes fotsiny ka tsy midika ve zany oe tonga saina ny olona fa natao sorona fotsiny eee ???
7. belaza ( 14/02/2009 17:29)
ka samy hafa izany ry lemena a hery rafalimanana tsy ravalomanana, fa raha tena tsy tia andravalo anie afaka nakeny aminy13 mai e fa tsy nandany andro tao izany hoe tena pomba andravalo izay rehetra tao sa mety ho pitsikilo ve ny 10000pers tao? 8O
8. lemenakely ( 14/02/2009 17:37)
Eny ary e fa ny tsy azoko anie dia maninona ilay MPITONDRA ara-dalàna maro an isa no tsy mety MAHAFEHY ireo tsy ara-dalàna vitsy an isa ?

Nahoana ry PETY ,ny jeneraly ANDRIANAFIDISOA , Henri LECACHEUR,...Vantany vao niainga dia voafehy fa izao dia ilaozana mampitovy isan olona sy defi no andaniana andro ?

9. xxx ( 14/02/2009 17:38)
Ohatran'ny zazakely manao hoe ny filahiako lava kokoa nohon'ny an la
10. lemenakely ( 14/02/2009 17:41)
pire nohon ny zazakely aza!
11. Noue ( 14/02/2009 17:57)
tsy azonareo ilay izy eee ! eny eee ! marina zany oe inona moa no ihadiana @ zay chiffres ??? saingy io oa no ahitana tsara oe efa mihena andro aman-alina ny olona manaraka azy satria tonga saina ry zareo fa natao sorona eee !!! zany kosa ve dia tsy mazava eee ???
12. lemenakely ( 14/02/2009 18:03)
Noue:

tsy azonareo ilay izy eee ! eny eee ! marina zany oe inona moa no ihadiana @ zay chiffres ??? saingy io oa no ahitana tsara oe efa mihena andro aman-alina ny olona manaraka azy satria tonga saina ry zareo fa natao sorona eee !!! zany kosa ve dia tsy mazava eee ???



Action ihany no important!fa tsy ny fandaniana andro

Ho lasa HAITI ity tanàna ity raha izao no mitohy ;ny lekoma aza afaka hanandevo ny gasy

Samia ho lava andro iainana !
13. jakaka ( 14/02/2009 18:16)
Noue:

sady mbola mihoatra lavitra noho io ny olona tonga teny mahamasina eee ! ny gradins fotsiny dia efa feno nefa 30 000 places !

13:00 - Il y a beaucoup plus de monde que mercredi dernier. Le stade de Mahamasina est rempli : tribunes, gradins et pelouse remplis. Beaucoup de monde dehors également. Un important service d’ordre autour du stade.


miteny teny foana mahatsiravina
14. pimaso ( 14/02/2009 18:27)
Tsy demonstration de force ireny fa fampahatsiahivana fotsiny hoe tsy ny vahoaka malagasy marina ireo ao @ metroan'analakely ireo fa sandoka sady couleurs matroka be : tsiparifary
fa ny ankilany alliage mihitsy : vary
mahaiza manavaka

(l)
15. zandikely ( 14/02/2009 18:57)
Je trouve cette comparaison ridicule, aberrante et surtout dangereuse.
Il est urgent d'arrêter ce genre de raisonnement parce qu'il pourrait inciter les gens à la violence. Vous ne rendez pas compte à quel point il est tellement dangereuse la situation dans laquelle nous nous se trouvons actuellement. Nous ne sommes pas loin de la guerre civile.
Il est de notre devoir et de notre intérêt de trouver la solution pour sortir de cette crise dans un plus bref délai possible.

16. Noue ( 14/02/2009 19:06)
nalaina tao @ fil infos taiza indray io zao eee ??? :-D :-D :-D :-D :-D
17. lemenakely ( 14/02/2009 19:35)
zandikely:

Je trouve cette comparaison ridicule, aberrante et surtout dangereuse.
Il est urgent d'arrêter ce genre de raisonnement parce qu'il pourrait inciter les gens à la violence. Vous ne rendez pas compte à quel point il est tellement dangereuse la situation dans laquelle nous nous se trouvons actuellement. Nous ne sommes pas loin de la guerre civile.
Il est de notre devoir et de notre intérêt de trouver la solution pour sortir de cette crise dans un plus bref délai possible.





Justement la question est là ! Quelle(s) solution(s)?

Les gens neutres (ONU ,OUA,...) ont jetté les gants

les 2 protagonistes sont têtus ! :idea:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0534