ATO IHANY AHO FA MBA NIKAROBAOVAO E!!
1. andrywui
(
14/02/2009 10:39)
Ngah moa de afaka ho aiza fa mba miodikodina rehefa mba tonga eto amin'ny tanana e!!! miakatra etsy de midina aroa !! fa inona foana kou no hiamorsen'i Noue ahy hamoaka sary hatramin'ny alina tsisy hatoriana io e!! fa za ve no mpandefa sary votany kely tsy miteny eto sa iannn e !! za refa amin'ny alina de matory !! ny antony an ! de ny mpamosavy no miasa alina sy manakorotana olona amin'ny alina !! fantatro daholo ireny mitabataba be teo halina ireny !! mpamosavy !! toa andrainy ihany !! mifaly amampaty !! mandihy ambony fasana aminiereo olona bedebe novonoina de handihizana !! de avy ndray manakotaba amin'ny alina !! tena pans marina reto klé
novalian'i ngoiha ny 16/02/2009 10:10
2. patrick2002
(
14/02/2009 10:42)
Mba te hahazo bizoroka st Valentin letsy izy ah! omeo ao izy ra-wui ah!
4. Noue
(
14/02/2009 10:52)
andrywui:ka ahoana no nahafantaranao oe teto ny olona omaly alina raha tsy nijery sy namaky ny dinika rehetra zay nandeha tato ianao eeee !!!aiza re zany eeee
za refa amin'ny alina de matory !! ny antony an ! de ny mpamosavy no miasa alina sy manakorotana olona amin'ny alina !! fantatro daholo ireny mitabataba be teo halina ireny !! mpamosavy !! toa andrainy ihany !! mifaly amampaty !! mandihy ambony fasana aminiereo olona bedebe novonoina de handihizana !! de avy ndray manakotaba amin'ny alina !! tena pans marina reto klé
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D soahiany fa zay miteny azy no izy eee :-D :-D :-D
5. Noue
(
14/02/2009 10:53)
andrywui:dia tsy nahita vaovao nalefa teto ve eee ?? satria ve tsy nahazo kill tao ????
Ngah moa de afaka ho aiza fa mba miodikodina rehefa mba tonga eto amin'ny tanana e!!! miakatra etsy de midina aroa !!
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
6. andrywui
(
14/02/2009 10:55)
Manahoana marina alou i Noue !!!! ary Noue tokoa tsy de zatra miasa atoandro fa miasa alina foana e!! sa le amin'ny alina mampatanjaka be hi hi hi
sady mandimandina ,malamalama ,aza manakotaba olona amin'ny alina tsony ary !! za zao halina nodondominao teo foana ny varavarako ry Noue nefa olona matory , de avy eo hanaovana feo ketsona , de avy eo mitabataba be !!! za ndray tsy taitra aminzany ry Noue a!! mandrotsirotsy ahy reny !!! fa ny farany aloha lasa ihany i Noue e! lefy angamba !

7. Noue
(
14/02/2009 10:57)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) klet'ieeeeeeeeee lany morsa indray ve ialahy leisy eeee ,?? :-D :-D :-D :-D :-D
8. andrywui
(
14/02/2009 11:08)
marina letsy zany ry Noue a! azafady amin Noue alo fa ataok elah foana ianao na vavy aza an !!! ary aiza le sary votany kelinalh tsy miteny reny ry lety mba alefaso eto fa tsy zah no takiana sary lava eto ah !!! sary ratsy kely reny no mba alefanlah sary mapme fanary kely ery amin'ny tany ery !! ny TGV efa nahazo marika fa tsy miady sy mandatsadrà zany fa mandefitra na hit aza fa provok io atao io !! manin tsy nanao hatramzay !!! fa rehefa vita kosa ny anjaranareo io defa miomana tsara ry Noue amin'ny 26janv bis !!!
9. Oay
(
14/02/2009 11:21)
Ka Noue lety ry andriwui faly fa mora ho azy ny hahitana sorona hono fa efa mitady rà mafy ry TIMintsetsitra dracula ka ny ataony hono izao d tsy asiana spektakla intsony eny Imahamasina d tsy forsena intsony ny olomboafidy miaraka @ vady amanjanany mankeny Imahamasina d tsy omena vola intsony koa d refa hitany fa manaraka ny filou ny oul d hanararaotra amin'izay ry zareo hitifitra sy hamono oul eo @ 13 mai d amin'izay faly i.... iza moa ilay ary Morondava ilay mitady rà halatsaka é! Fanjakana ti rà io ry andriwui fa tsy haripaka ny Malagasy izany fa tsy maintsy misy mijoro eo ary ny ratsy tsy maintsy miafara @ ratsy a! Fa mbola kely aina ry Nous satria ny oul mankeny @ 13 mai d Ampitiavana fa ny eny Imahamasina d na voatery na voavidy vola na fitia hijery spektakla, raha tena mamim-bahoaka oa io filou io tsy lany tei i Andry Rajoelina ary tsy niala teo ry paiso petakorina sy ry gisa kely.
10. Andribe
(
14/02/2009 12:01)
tokony hifankatia i Noue sy andrywui fa tsy hifanaikitra i Noue ataoko priministra de i andrywui ataoko minisitrin ny fihinananmbola :-D :-D :-D :-D :-D :-D
12. xxx
(
14/02/2009 12:27)
raha tena mamim-bahoaka oa io filou io tsy lany tei i Andry Rajoelina ary tsy niala teo ry paiso petakorina sy ry gisa kely.
tena tsisy dikany mihitsy ny zavatra teneniny oay, fangaha i ra8 no adveany andry DJ taminy fifidianana beny tanana? ary tsy ny avy any aminy faritany koa no nifidy any andry DJ ho beny tanana, ary aza afangaro ny hoe vahoaka malagasy sy ny hoe vahoaka panaradia ani DJ

13. marozevo
(
14/02/2009 12:49)
andrywui:
Ngah moa de afaka ho aiza fa mba miodikodina rehefa mba tonga eto amin'ny tanana e!!! miakatra etsy de midina aroa !! fa inona foana kou no hiamorsen'i Noue ahy hamoaka sary hatramin'ny alina tsisy hatoriana io e!! fa za ve no mpandefa sary votany kely tsy miteny eto sa iannn e !! za refa amin'ny alina de matory !! ny antony an ! de ny mpamosavy no miasa alina sy manakorotana olona amin'ny alina !! fantatro daholo ireny mitabataba be teo halina ireny !! mpamosavy !! toa andrainy ihany !! mifaly amampaty !! mandihy ambony fasana aminiereo olona bedebe novonoina de handihizana !! de avy ndray manakotaba amin'ny alina !! tena pans marina reto klé
Ko maninona raha vonoina fotsiny ny ordi-nao rehefa matahotra hokotabaina e. Tsy hitako ze olana amin'izany na hisy tsy hatory na hatory daholo, fa safidin'ny tsirairay io. Fa ilay manendry olona ho MPAMS kosa aloha tena fanalam-baraka be e.... raha tsy hoe misy porofo angaha.
14. xxx
(
14/02/2009 12:59)
Oay:
, raha tena mamim-bahoaka oa io filou io tsy lany tei i Andry Rajoelina ary tsy niala teo ry paiso petakorina sy ry gisa kely.
i andry zao efa DJ indray kou mampalahelo
15. andrywui
(
14/02/2009 13:41)
Marozevo tsy elah no mitsara !!!!! matoa aho miteny oe pams de zay no marna !!! fa ra elah ary no mba dodomin'ny Noue amin'ny 12h alina ao ambaravarana ao de ahoana sady zay ref vohaina de mitsoaka izy !! sady malamalama be tsy voatazona
16. rangorivao69
(
14/02/2009 13:45)
TRATRAN'TOTONDRY TAO LE OUIOUI TY ?TSY AMPY ANELAH VE INY ?ZAY TY VAO NIFOHA TAO @ COMA ?MBOLA AMPIANA SUPPOKO VE VAVALAH? EALINA NDRAY ELAH LASA MANAO XXX FA MBA VELONA KELY ARY TANDREMO SAO ROVITRA RY KELY ENDAKA TY
17. andrywui
(
14/02/2009 14:15)
Ary inona no mapitabatababe an'i Rangory 69 porno e!! ny arahaba az tsy vita akory !!! manakory alou elah leroa !!! efa niafana tsara kosa zay ny tazo kah !!! mino aho !!! fa mivatsia kininina ampaosy ihany fa manao mamirifiry ny hariva letsy a!!!! de aona Rangory inona no hatao hpo anlah ?? inona no tianlah ?? tsy aleo ve letsy mba averina kely le 26janv iny a!! atao bis !!! ??? sa ahoana letsy ?? zay zao no mety kah !! io fa mangovitra mipararetra sahady le Rangory kely vetaveta ty nefa vao teny fotsiny zay !!! fa amzay fotoana zay kosa alo de hoavy ndray le oe !!!! ratsy saina ééé!! tsy mieritreritra éé!! tsy matahotra an'A/tra ééé mbola hanody ééé sns ..... oié oié oié oié !!! fa andaso anga moa !!!
18. Noue
(
14/02/2009 14:20)
andrywui:izaho nga wiwiwi no hanao an'zany klet'ieeee !! ny wiwiwi angamba no mpanao an'zany dia mody azera @ hafa ny fombany eee ! sady hainy tsara ery ny manazava azy aaaa
Marozevo tsy elah no mitsara !!!!! matoa aho miteny oe pams de zay no marna !!! fa ra elah ary no mba dodomin'ny Noue amin'ny 12h alina ao ambaravarana ao de ahoana sady zay ref vohaina de mitsoaka izy !! sady malamalama be tsy voatazona
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
19. andrywui
(
14/02/2009 14:25)
ka lé halina iny ry Noue ka !! tsy henoko ve i Noue mitady ahy foana iny e!!!
fa tsy maninnn ane fa le mitarika rojo eo atoktan no tena tsy voako
fa tsy maninnn ane fa le mitarika rojo eo atoktan no tena tsy voako
20. ngoiha
(
16/02/2009 10:10)
Ka aza omena tsiny RY RADOMELINA mianakavy fa efa manao tsipaky ny MIALA AIN'EEEEEEEE.Na ny holazaina aza tsy fantany intsony.Ireny mihintsy no tena MPAMOSAVY.Efa tafa-tsangana ve ry Andrywi ny governemantan' ny 13 MAI a,to woe i Adrywi RADOMELINA hono no adjoint an'i Andry RADOMELINA HE HE HE HE ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^