lasa daholo ireo vahiny tokony hampihavana,fa leo???????????

1. Mirananirina ( 14/02/2009 13:01)
Lasa daholo ny vahiny hampihavana ny samy Malagasy,mampalahelo fa tsy nahvita na inona na inona fa mbola mitohy ny gera,dia isika ihany sisa no mandamina.
Zarao 2 rangahy i Madagasikara dia samy manana ianareo 2 lahy a.Any atsimo ny 1,ary any avaratra ny 1.
Mampalahelo izahay fa ajanony ny adinareo(toerana io).
Raha tsy izay dia aleo samy hitondra ny gasy tsirairay avy.Samy filoha daholo e :) :) :)
novalian'i xxx ny 14/02/2009 20:35
2. xxx ( 14/02/2009 13:55)
Normal raha leo ny olona depuis 2002 anie ohatra ny oua no niezaka nitondra vahaolana fa tsy nety e!

Dia Bande de Gaza no tadiavin ny sasany atao avec le V nefa zavatra tsy mitovy ilay Film!...
3. kidoropamba ( 14/02/2009 15:33)
HIRESAKA AMIN'OLONA ADALA SAHALA AMINDRAVALO KOSA DIA TENA MANDANY ANDRO E. MARINA NY AN'I LEHIBEN'NY FITONDRA AVO MOMBA NY TETEZAMITA, ANDRY RAJOELINA NY @ HOE: MIALA RAVALO RAHA TE HILAMINA NY TANY.

MIALA HOA ELA RAVALO FA TENA TSY MISY MILA AN'ELA ETO E

KAOMANKORY (LAMBO DIA IO) hoy ry zareo avy any avarabaratra any.
4. jakaka ( 14/02/2009 18:13)
kidoropamba:

HIRESAKA AMIN'OLONA ADALA SAHALA AMINDRAVALO KOSA DIA TENA MANDANY ANDRO E. MARINA NY AN'I LEHIBEN'NY FITONDRA AVO MOMBA NY TETEZAMITA, ANDRY RAJOELINA NY @ HOE: MIALA RAVALO RAHA TE HILAMINA NY TANY.

MIALA HOA ELA RAVALO FA TENA TSY MISY MILA AN'ELA ETO E

KAOMANKORY (LAMBO DIA IO) hoy ry zareo avy any avarabaratra any.



marina anao rahalahy .raha tiantrika hilamina ny tanana dia miala ho filoha ravalo mpamono olona .miala ravalo dolo tsy ilaina
5. xxx ( 14/02/2009 20:35)
tsy aleo ve Ra10 na Ra 5 no mitondra e,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0773