STYLE 2002 IHANY

1. nrina ( 19/02/2009 14:42)
Nareo ve tsy mahita oe le natao t@ 2002 iany no natao, mandroaka devoly hono any @ ministera any, tokony mba mamorona fa tsy maka tahaka otran'izany fa otran'ny oe ny teo iany no miverina zany, ts'isy dikany itolomana akory, may ny hain'andro fotsiny le olona
répondu par fijo le 20/02/2009 06:10
2. andrywui ( 19/02/2009 14:54)
Main'ny hain'andro hoy ianao !! fa izao voaoty tanteraka ny voany !!! mihinana sisa ! omeko Rangorivao iny ra tia !! nedala iny ko manko manao miavon-kanina zay ka mila sesefana angamba !!
3. molota ( 19/02/2009 15:33)
Aza misioka otrany Sima tsy tafavoakany ala ry ANdrywui Radomelina :-D :twisted:
4. andrywui ( 19/02/2009 16:02)
Tsy misioka aho ry lety fa mifaly ah !!! tena faly aho !!tena faly aho oa aminareo eee!!!
5. molota ( 19/02/2009 16:10)
eFA DOMELINA lotra anga no dé faly @ny tsy misy dikany AZA "V" ihany oa :-D :twisted:
6. riwa ( 20/02/2009 05:18)
za kou ry andrywui tena faly an! tafiditra ny bol e kanjo hanao valifaty hono ny deba e d itifitra ndray androany sady efa misy tank mints ono any, asa na firy no ain'ol alatsaka ndray androany. aleo oa ts manao an'io pacte pacte io fa mamono ny malagasy 1 tanindrazana aminao fotsiny nefa sady 1 ra aminao no vonoinao noho ny fitiavanao pouvoir lotra !
7. fijo ( 20/02/2009 06:10)
miverina indroa ny hono ,ka aiza ny tena marina kle
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1134