AN IZA ARY NY TSINY E?....
1. lemenakely
(
19/02/2009 11:55)
An iza ary ny tsiny ?
-Ny mpandoa-bary mahazo fitondràna ka tsy mahay mizàra ve sa?
-Ny mpanohitra tsy mahandry tantana nefa efa teo no niàla ...
-Sa ny vahoaka manantena ny izao sy izao nefa toa ny omaly ihany no androany ary mety ho rahampitso ihany koa ? :?:

répondu par ravonjison le 19/02/2009 18:02
2. Belami
(
19/02/2009 11:58)
dinio tsara fa saika hitovizany firenena madinika francophone io, jereo nge ny anglophone !!!
3. xxx
(
19/02/2009 12:06)
Ny siny ? ny siny hakana rano lemenakely a! innn no hidiran'ny siny amin politika ary!!! tena tsy azoko !! kleannn !! siny de aveo politika !!
4. lemenakely
(
19/02/2009 12:14)
xxx:
Ny siny ? ny siny hakana rano lemenakely a! innn no hidiran'ny siny amin politika ary!!! tena tsy azoko !! kleannn !! siny de aveo politika !!
Hazavao ilay hevitra fa tsy azoko ! ...
Hoe ilay fomba fahandro ilay vary ve no be rano sa ahoana ? :?:
5. BOYSGOSS
(
19/02/2009 12:20)
Belami:
dinio tsara fa saika hitovizany firenena madinika francophone io, jereo nge ny anglophone !!!
Tena marina io fanamarihanao io, jereo tokoa anie ireo firenena zanatany frantsay e, cote d'ivoire zao farany teo ary vao haingana koa guadeloupe izay tsy inona fa ao anatin'ny france d'outre mer.
Izay no ilaina mpitondra mahay misokatra @ firenena hafa toy ny anglophone : SADC izay marihiko fa isika irery no francophone ao @'io vondrona io,...sns
6. andrywui
(
19/02/2009 12:21)
an ! an ! an !mety le vary mihitsy no manta mohaka fa kely afo !! tsaratsara ony ane amin'ny kitay no mahandro fa amreny izy tsy mba mohaka zany e !!!
de aleo koa ony maka rano amin'ny siny tany fa mamy kokoa ny rano alaina amreny nohon'ny siny vy !!

7. lemenakely
(
19/02/2009 12:30)
andrywui:
an ! an ! an !mety le vary mihitsy no manta mohaka fa kely afo !! tsaratsara ony ane amin'ny kitay no mahandro fa amreny izy tsy mba mohaka zany e !!!
de aleo koa ony maka rano amin'ny siny tany fa mamy kokoa ny rano alaina amreny nohon'ny siny vy !!
Dia miàla tsiny aminao aho fa ny zavatra toy izao no mahatonga ny olana!
Tsy hisy zava-banona mihintsy raha samy hilàza izay tiany , hoe ny anay MADRIGAL , ny anay MAKAOLIOKA , ny anay VARY GASY...
Ny anay atao sosoa ny anay atao henjana ny anay somary dorana mba hisy apango
Dia ahitàna tsininy koa hoe manimba vilany ny apango sns ...
Efa niarahana nisafidy ilay mpahandro hoe io ALOHA no eo mandritra ny 5 taona , marina fa nisy ny lesoka sy ny fitiavan-tena
Nefa efa hita koa anie ny nataon ireo mpahandro teo aloha e :roll:
8. peta83
(
19/02/2009 12:51)
ary manina ndray ra tsy vary ny atao fa mivadika zavatra afa e!ataovy loka fotsiny fa aza asina vary!
9. lemenakely
(
19/02/2009 13:01)
peta83:
ary manina ndray ra tsy vary ny atao fa mivadika zavatra afa e!ataovy loka fotsiny fa aza asina vary!
ilay izy moa izany kisarisary fa tsy ho voatery hoe TENA MARINA ny ahy fa fomba fijery manokana ilay izy
10. patrick2002
(
19/02/2009 13:27)
Efa niarahana nisafidy ilay mpahandro hoe io ALOHA no eo mandritra ny 5 taona , marina fa nisy ny lesoka sy ny fitiavan-tena
Tsy misy tsy mandaha an'izany fa ,ilay mpahandro midongy toerana tsyte hiala eo @ fandrahoana eo ,nefa sady efa manao zara vilana ny sasany voky tsara ny sasany manao sakafo tapa-kibo.
Hiteny anao izaho hoe ,amin'izao fotoana izao ny democrate mitondra any etats-unis ,mba mahita ve ianao hoe nataony Barack Obama nirehitra ny gouverneur Republicain ,na ny any france , Sarkozy no mitondra dia nataony nirehitra ny maire socialista rehetra ,rahonana, tsy homena budget mtorina @ corruption .
Tena avy @ mpandaotra vary ny olana ra lemena ah! ,aza miandry 5 taona izany ,fa io tsy hitsara tena hiala eo @ 2012 na dia efa niteny aza izy fa tsy hilatsaka ,na dia ny constitution tsy mahamela azy hilatsaka @ 2012 .
11. lemenakely
(
19/02/2009 13:37)
Ka ny olana anie ra Pa dia izao ireto tsy mahandry tantana rehefa asiana fifidianana ny ankabeazany @ ireo mpiara-dia @ TGV dia angamba ny ambony indrindra 6% ,misy aza olona 40 no nifidy azy erak i MADAGASIKARA , efa araky ny olona ilay fomba MALAGASY izay tsy misy maharatsy azy !
Donc cercle vicieux ilay izy !
:P
Donc cercle vicieux ilay izy !
:P
12. peta83
(
19/02/2009 13:37)
hoy i lemenakely:
ilay izy moa izany kisarisary fa tsy ho voatery hoe TENA MARINA ny ahy fa fomba fijery manokana ilay izy
ka za ve mahalala fa nareo otran' manao resa-baribary de mba niteny ny hevitro fotsiny za ko!

13. lemenakely
(
19/02/2009 13:40)
peta83:
hoy i lemenakely:
ilay izy moa izany kisarisary fa tsy ho voatery hoe TENA MARINA ny ahy fa fomba fijery manokana ilay izy
ka za ve mahalala fa nareo otran' manao resa-baribary de mba niteny ny hevitro fotsiny za ko!
marina izany e hi hi hi
14. patrick2002
(
19/02/2009 13:53)
lemenakely:
Ka ny olana anie ra Pa dia izao ireto tsy mahandry tantana rehefa asiana fifidianana ny ankabeazany @ ireo mpiara-dia @ TGV dia angamba ny ambony indrindra 6% ,misy aza olona 40 no nifidy azy erak i MADAGASIKARA , efa araky ny olona ilay fomba MALAGASY izay tsy misy maharatsy azy !
Donc cercle vicieux ilay izy !
:P
Marina ny anao nefa izay eo @ fitondrana ,tsy misy mieazaka mba hanabe ny olom-pirenena ,fa zara aza ny vahoaka bado misy hangalarana ,mba misy ihany ny societe civil vitsivitsy sahala @ KMF CNOE ,tarihiny Madelaine Ramaholimiaso,izay miezaka hanabe ny olo-pirenena ,nefa limite ny moyen-ny ry zareo .
Izay eo @ fitondrana manararaotra ny tsy fehitezan'ilay rafitra dia zara aza hijanona eo @ izay misy hangalarana ,ny vola sy ny fitaovana no manjaka rehefa misy fifidianana ,dia faly ny mpitondra satria izy ,manam-bola sy fitaovana dia tonga @ hitenenanao azy hoe.
Cercle Vicieux
15. mpaoly
(
19/02/2009 13:57)
patrick2002:
Efa niarahana nisafidy ilay mpahandro hoe io ALOHA no eo mandritra ny 5 taona , marina fa nisy ny lesoka sy ny fitiavan-tena
Tsy misy tsy mandaha an'izany fa ,ilay mpahandro midongy toerana tsyte hiala eo @ fandrahoana eo ,nefa sady efa manao zara vilana ny sasany voky tsara ny sasany manao sakafo tapa-kibo.
Hiteny anao izaho hoe ,amin'izao fotoana izao ny democrate mitondra any etats-unis ,mba mahita ve ianao hoe nataony Barack Obama nirehitra ny gouverneur Republicain ,na ny any france , Sarkozy no mitondra dia nataony nirehitra ny maire socialista rehetra ,rahonana, tsy homena budget mtorina @ corruption .
Tena avy @ mpandaotra vary ny olana ra lemena ah! ,aza miandry 5 taona izany ,fa io tsy hitsara tena hiala eo @ 2012 na dia efa niteny aza izy fa tsy hilatsaka ,na dia ny constitution tsy mahamela azy hilatsaka @ 2012 .
Marina zany é.
omeko ohatra nareo @ tsy fitiavana ny maire tsy TIM. jereo fotsiny ao antsirabe ao, ny maire ao dia TIM, vehivavy, ary s ipan'dr8 hono. ny tsena sabotsy malaza B io, de namboarina, nefa hatr'zao tsy vita. nandalo tany ra8 impiry zay, de milaza foana fa "amboariko @zay io, zao de zao". aiza anefa?? mbola mampalaelo. raha tsy TIM io maire io, de efa azo antoka, fa efa vita ny aminy é.
16. xxx
(
19/02/2009 14:03)
oajay lé, inn njay zany ry poly? so de mbo mitoraka blao azany ty, tondé alain'ny prà any ngé é!!! miteniteny fona eo!!! :lol: :lol: :lol: :lol:
17. ravonjison
(
19/02/2009 15:22)
Raha izany no izy dia somary tara kely ihany isika gasy e. Ny an' i olona izao dia efa vilany electrique no andrahona vary ( rice cooker). Afatranao fotsiny ny vary sy ny rano dia apika avy eo, tsy mila fanaraha-maso sy fahaizana mahandro izany intsony, mandritra ny 8 ora dia mafana foana ilay vary. Ka raha fandrahoana vary no olana dia ireto no ilaina : herin'aratra, vilany electrique, vary, rano, ary izao no vaha olana : mividy ilay vilany dia samy vita, ny zavatra ilaina sasany dia efa ananantsika daholo.
Izao anefa mahatsikaritra fa hafa ilay olana : efa nifanarahana fa hifandimdy hahandro ilay vary , ny sasany anefa tsy mahandry ny tour -ny ka mitady hevitra hanafainganana izany. Ireto no antony:
- tendankanina izy ireo ( izay mahandro vary sy laoka mantsy afaka mitsaingotsaingoka)
- mahay mahandro ireo manana tour, matahotra ny sasany sao dia milaza ny olona hoe : avelao ry zareo ihany no ahandro satria hita fa tena mahay e
- mohaka foana ny vary satria ratsy ny afo na kely ny kitay, na tsy mahay ny mpahandro, noho izany noana ny olona. Izany dia hararaotin' ny sasany hanesorana ireo mpahandro tsy mahay, na koa ataony sarontsarona hanafenana ny hantendakaniny.
Ny hevitro aloha dia izao : -aleo miandry ny tour-ny sasany, satria raha tsy mahandry izy ireo dia tsy misy dikany ilay fifanarahana hanao tour de role @ fandrahoana.
- aleo vidina ilay vilany electrique fandrahoana ( mazava hoazy fa mila vola ) satria tsy mila fahaizana mahandro intsony iny, sady tsy lany fotoana isika mahandro fa afaka manao zavatra hafa mandritra ny fandrahoana, ary tsy marary koa ny atoka sy maso rehefa mitsoka afo.

18. lemenakely
(
19/02/2009 16:00)
Mahafinaritra e, marina daholo ny lazainareo e, ny hevitry ny maro mahataka- davitra !
Lazaiko anareo fa na ny nahandro vary ao ampiangonana aza mbola vitan ny sasany ny mangala- patra sy manodina izany?
Tokony atomboka @ zavatra majinika izy ity ? :?:

19. vahiny2004
(
19/02/2009 16:34)
Tsy hoe an'iza ny tsiny no fantatro fa hoe iza foana no voa ? dia iza foana no tsy fay ?
Iza ary raha fantatrareo ????
Iza ary raha fantatrareo ????