Maninona hono no tsy ny vadin'ireo mpitolona mafana fo ireo

1. klitika ( 19/02/2009 12:34)
Maninona hono no tsy ny vadin'ireo mpitolona mafana fo ireo no aroso eny aloha hoy i xxx?

Dia hoy ny mpijery hoe, manjary tsy manaranaka izy dia tsy lasa tsy misy mpitolona intsony eto Madagasikara rehefa amin'ny manaraka koa.

Ity tolona ity ange atao isaky ny 9 na 7 taona eh
novalian'i Fanhaiky ny 19/02/2009 13:23
2. Fanhaiky ( 19/02/2009 13:23)
klitika:

Maninona hono no tsy ny vadin'ireo mpitolona mafana fo ireo no aroso eny aloha hoy i xxx?

Dia hoy ny mpijery hoe, manjary tsy manaranaka izy dia tsy lasa tsy misy mpitolona intsony eto Madagasikara rehefa amin'ny manaraka koa.

Ity tolona ity ange atao isaky ny 9 na 7 taona eh



Ka ts mahagaga anie izany fa sahala @ tantara mitohy ihany io
> oh: malok'ila, in-droa malokila, malok'ila 3 sosona
> tolona 1, tolona 2, tolona 3...
Rehfa mande be le film de mamorona foana ny mpamokatra
> De rehefa mbola misy tsy mahazo seza koa de misy foana ny tolona sa tsy izany ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.592