Misy tafaverina ny Ministera fa aza mandihy tsy afa-tavony.
1. penguin
(
20/02/2009 06:20)
Araka ny vaovao renay koa dia mba namaly ny ara-dàlana ka efa misy ny tafaverina ireo Ministera nidirana andro hariva. Tsy nahatohitra ny andrimasom-pokonola ka nilefitra ary efa nosoloan'ny olona indray koa ny hidin-trano. Mifalia dia alefaso radio VIVA indray hoe azonay tsy avelanay éééé
répondu par penguin le 20/02/2009 10:19
2. Optik
(
20/02/2009 06:24)
penguin<
correction: tsy nisy ministera "azo" teo fa ministera voroba angaha no mahalaza azy kokoa.
EFa miverina @ laoniny tanteraka ny zava-drehetra anio noho ny asan'ny mpitandro filaminana.
correction: tsy nisy ministera "azo" teo fa ministera voroba angaha no mahalaza azy kokoa.
EFa miverina @ laoniny tanteraka ny zava-drehetra anio noho ny asan'ny mpitandro filaminana.
3. klitika
(
20/02/2009 06:27)
i Penguin koa aty amin'ny tany mafana aty no mandeha, aiza no tsy ho noana. Dia izao lasa miteniteny foana mig gouin gouin fotsiny sisa no atao
4. penguin
(
20/02/2009 06:33)
Ka tsy tafaverina indray vé sa mbola mahatana ny andrimasopokonofa é? Mbola anaty combat izao f'aza mihevitra ny ankilany ho efa KO ééé.
5. klitika
(
20/02/2009 06:44)
Mbola miady ka, dia ho hita eo foana ny tohiny fa eo am-pandrasana mahita ny atiny koa
7. andrywui
(
20/02/2009 09:08)
Penguin ane olona efa nadrasana fotsiny omaly fa efa saika vita daitra lery fa le vao2 kely io no mba napahazo aina kely azy io e !! fa vao mivadia eo io rasa i zao de hanjavona ndray dagà !! zavatra miantehitra be aminze zavamisy ny azy ny ainy !!!
8. rangorivao69
(
20/02/2009 10:05)
raouioui>AZA MANDRIGA TSONY LESY FA TEHIN AEFA MISY IO A?SADY MBA NATAOKO MORA2 IHANY ALINA :-D :-D :-D
9. rangorivao69
(
20/02/2009 10:06)
raouioui>AZA MANDRIGA TSONY LESY FA TEHIN AEFA MISY IO A?SADY MBA NATAOKO MORA2 IHANY ALINA :-D :-D :-D
10. penguin
(
20/02/2009 10:19)
R'andrywuiwui ange variana amin'ny "pays des jouets" ka ny zaza tsy ampy taona no andefasany oui-oui ééé? héhéhé. Efa mivilana ny vavan'i andrywuiwui ary manao V ny tànany hoy ny akam. hahahha
