Mila basy ny andrywuimasompokonofa hono fa mba té hamaly

1. penguin ( 20/02/2009 10:24)
Hamaly aho é, hamaly aho a hoy ny andrywuiwuimasopokonofa. Mba olona niofana apetraka eny ry andrywui fa tsy izao hita eran'ny lalàna rehetra io a. Avy eo hanaovana rakitra indray hinanany hanina. Efa zaza tsy ampy taona no ampidirina zone rouge no mbola mametraka andrywuimasopokonofa ihany.
novalian'i xxx ny 20/02/2009 12:57
2. xxx ( 20/02/2009 10:28)
asio mafy leroa ,viazan'i pinguin ialahy ry ouioui,ary aiza koa kidoro soa mba vita teny ampiandrasana ministera teny ,kidoro vita foam :-* :-*
3. karavasy ( 20/02/2009 10:30)
Maty hono kidoropaimbo. Mpanendaka no mody hiambona Ministera koa aiza no tsy alefa any amin'ny rangolahy. Karavasiko mihintsy raha izaho.
4. xxx ( 20/02/2009 10:38)
Ka ry zareo tsy mahay manohy lesona no nahavoa azy.
Tokony tsy ny andrimasom-pokonolona no niambina ny ministera alina fa ireo zaza amam-behivavy nitari-dalana omaly ireny ihany.
Ireny hono manko tsy sahin'ny miaramila tifirina, ka sur 100% za fa raha reny no niambina tao dia tsy votsotra otran'izao ny kely efa azo. Zao mbola hanao départ zero indray manomboka rahapitso.
Otran-le pataloha tapaka lastika de miborotsaka............
5. rangorivao69 ( 20/02/2009 10:42)
ALEO MINTSY REO ENDASIKO ATO FA MISEHO BE MOKINY ATO,ROMBOHY RY ZALAHY A :-D :-D :-D
6. penguin ( 20/02/2009 10:48)
Kay tokony ny vadi-miaramila marina no niambina tao dé tsy voatifitra bala fa mba tifitry ny vadiny mahazatra ihany. andrywuiwui no ninan-nem tao.
7. xxx ( 20/02/2009 11:20)
Nga lety ra wiwi tsy natao zone rouge le fananana kely azo omaly reny?
Natao zone orange zay de tsy namely fa mora azon-dry zalahy klety e.
Asa nandanina hery tanatin'ny 3 andro ve lesy lasan'olona tanatin'ny atsasakadiny. Sao de mba tsy rariny kosa zany kle.
8. xxx ( 20/02/2009 11:38)
espece de penguin :-D :-D :-D
9. penguin ( 20/02/2009 11:45)
Zone orange ngah ny Zone rouge no tsy hai-tenisany hoy ny akama milay. héhéhé
10. xxx ( 20/02/2009 11:54)
Iano oa be vava b ry penguin ref ts eo i andrywui fa vo tong eo izy de mkombn ny vavanao ,kel ain enao fa manao toka-maso antanin jamba,andras i andrywui s kidoropamb ra lela
11. nyavo2000 ( 20/02/2009 12:37)
I penguin leitsy no tena mahery fo an!

le andrywui an'là vendrana ohatran'ny mpitarik'azy ihany
12. xxx ( 20/02/2009 12:57)
ka izy aza mba tsy manana koa. ka Andry koa anie vao mitady hevitra hatao petatoko e.
Le hoe 11 t aza vao halainy koa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0568