FITAOVANA VAOVAO HAMPIPARITAHAN NY MPIVORIVORY

1. Andribe ( 20/02/2009 09:05)
Tong ny fitaovana vaovao hanaparitahana ny mpivorivory. Hay kay bala caoutchou sy basy rano le izy. Fa mety mahery be ny tosika :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
répondu par xxx le 20/02/2009 10:27
2. andrywui ( 20/02/2009 09:10)
Basy tena izy aza letsy tsy mandaitra aminay sy kidoro ka ze bala fingotra kelinlah iny ve tsy hangetoran'dra kidoro fotsiny le !! hi hi hi hi :-D :-D :-D :-D :-D ndana miainga ery fa tsssss!!!!
3. ravatorano ( 20/02/2009 09:19)
:-D oa less ra andry marina ah
latsaka aako ato
fa elah ty moa mba impiry no efa teny amin'ny trezize mai e sa ilay mpamporisika ato amin'ny forum fotsiny fa na ny toerana misy ny 13 mai aza tsy hita lah koriny hahahah
4. Optik ( 20/02/2009 09:22)
ô l'ty ry andrywui a,
mohaka l'ty ny vary a,
manta l'ty ny lohomby a,
nitsonika l'ty ny krema gateaux a,
tapaka l'ty ny barre à mine sy barre à pince a,

ny vadin'laisany be vohoka be ndray alefa lohalaharan androany fa tsy nahomby le omaly!!

ô'lty ry kidoro a,
mifohaza am'zay fa sôde mipipi pandrina eo!! hin hin hin
5. andrywui ( 20/02/2009 09:24)
Hitako ny 13mei Ravato a!! eo akaikin'ny pullman eo ampitanlé 3chemins io angamba izy zay !! na raha tsy zay de eo akaikin'ny cap3000 eo Andraharo ampitan'ny total io !! sa tsy eo ve ?? an ! an ! an ! ka eo akaikin'ny le ambassade n'ny amerika vao atao eo Andranomena ,Ambohibao le izy ka !!! zay vao tadidiko ! marina ve ravato ?
6. Andribe ( 20/02/2009 09:32)
andrywui:

aiza daholo zany nga moa tsy etsy mahamasina arakin ny tenin i ravato izy io

:-D :-D :-D :-D :-D ao @ stade eee :-D :-D :-D :-D Ao @ stade no misy gara hakana tgv :-D :-D :-D :-D :-D :^) :^) :^)
7. andrywui ( 20/02/2009 09:47)
Mihinana amindralalaina ko laisany reo fa tazako tonga ao lery teo !! sady ralalaina tsy mitsitsy anlaisany ko iny fa za iany no mba mipitié anreo zany !! fa tonga eo lery iny alou de miparitaka laisany ee !!!! petsa eo daholo !
8. andrywui ( 20/02/2009 09:49)
hoy ra-Optik ::

ô l'ty ry andrywui a,
mohaka l'ty ny vary a,
manta l'ty ny lohomby a,
nitsonika l'ty ny krema gateaux a,
tapaka l'ty ny barre à mine sy barre à pince a,

ny vadin'laisany be vohoka be ndray alefa lohalaharan androany fa tsy nahomby le omaly!!

ô'lty ry kidoro a,
mifohaza am'zay fa sôde mipipi pandrina eo!! hin hin hin

HI HI HI HI !!! MAHAIZA VAVA TSARA EO ELA LETY FA RA AZONDRALALAINA EO KO ELAH DE FESONA SY PETSA MITSY FA ITAKO TONGA AO LERY !!! :-D :-D :-D :-D
9. ralalaina ( 20/02/2009 09:50)
Tena diso donto letsy ireo mpomba an DRA8 ireto,diso milelaka loatra ny vodin-dra8 de tsy mahita ny fahoriana mahazo ny malagasy
10. yuka ( 20/02/2009 10:03)
donto nga refa tsy manaraka ny hevitr'i Totakely Gaigilahy pamaky Varavarana
:roll: :roll: :^) :^) :^) :^) :-D :-D :-D
11. ralalaina ( 20/02/2009 10:07)
Donto ho ahy fa variana milelaka ny vodin-DRa8,de na hita aza fa mamono olona dia harahana ihany,mamy loatra ngamba le milelaka e,mazotoa e
12. andrywui ( 20/02/2009 10:07)
Yuka io zao hanjavona tampoka eo ndray de mivern mamely kely de lasa ndray de otrzan fona de ts voa mits izy :!!!!!! aza miala eo alo iYuka fa ampihinananina kely !!! iza moa no nilaza taminareo oe ozony aho halina sy tam maraina ?? ianao io mihitsy nanao fihomehy voraka be oe tapaka lalandrà zaaak !!! ka aiza ze tapaka eo zao !!! ? fa tsy hita fa efa akaiky ny farany k mbola be vava iany Yuka !! sa mbola tsy fay ??
13. yuka ( 20/02/2009 10:21)
hoaiza ary aho,tsisy miala zany eory androngyouuiiaa! na izaho na R8 :-P :°)
14. ralalaina ( 20/02/2009 10:24)
Kely sisa ny fotoana maka tsirony farany,tsy maintsy miala io mpamono olona io
15. xxx ( 20/02/2009 10:27)
andrywui:

Yuka io zao hanjavona tampoka eo ndray de mivern mamely kely de lasa ndray de otrzan fona de ts voa mits izy :!!!!!! aza miala eo alo iYuka fa ampihinananina kely !!! iza moa no nilaza taminareo oe ozony aho halina sy tam maraina ?? ianao io mihitsy nanao fihomehy voraka be oe tapaka lalandrà zaaak !!! ka aiza ze tapaka eo zao !!! ? fa tsy hita fa efa akaiky ny farany k mbola be vava iany Yuka !! sa mbola tsy fay ??

Ary ahoana aloha ryandrywui ilay fangatahana t@ jesoa handatsa-baratra tao mahamasina iny é ?

:lol: :lol: =)) =)) =)) =)) :-@ :miam: :p :@ :p :@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.048