andrywui tapaka làlan-drà, kidoropamba lasa adala.
1. penguin
(
20/02/2009 06:47)
Ré fa voa mafy ny havana roalahy izay nifaly sy nirebika raha vao nandré fa nahazo Ministera 4 ny mpandroba kinanjo voadona tampoka indray ny andrywuimasompokonolona ka tsy nahatohitra. I andrywui tapaka làlan-drà, kidoropamba lasa adala. Nihoméhy azy ireo tao mahamasina nolazainy narary tratran'ny oram-bé. héhéhéhé
novalian'i ratavao ny 20/02/2009 12:20
2. Optik
(
20/02/2009 06:54)
ireo izy reo eo alohan'ny ecran fa tsy mety manoratra fa efa kilemaina manao an'le V eny @ 13 mey ny ratsantanany.
hin hin hin,
tokelaka omaly ; fokofoko androany!
hin hin hin,
tokelaka omaly ; fokofoko androany!
3. tsinjo
(
20/02/2009 07:07)
19. Mpandefa : botakely92 [ Valio ] 19-02-2009 18:14:07
Lohateny : Re : MINISTERA 2 NO TAFIDTRY NY TGV
Dia mampamangy any amin' i Ravalotsimifody arye! tsy efa be ve zay azonareo niaraka taminy tao zay fa aleo ndray mba izahay vahoaka madinika no mba hihinana ny ambiny tsy laninareo e!
ie namaly r8 fa veloma houn e de maztou houmana tompoko o,fa zao alou mbola tsy misy omena anreo e
4. yuka
(
20/02/2009 07:23)
mampalahelo ry zareo zany :(
nefa rakidoro anie efa mahazoazo taona ihany e! efa dadabe iny ve dia lasa adala indray :°)
atao ahoana ry izy roalahy mianaka aa!
fiainana daholo izany :D :) :lol: :) :^) :^) :^) ;-)
nefa rakidoro anie efa mahazoazo taona ihany e! efa dadabe iny ve dia lasa adala indray :°)
atao ahoana ry izy roalahy mianaka aa!
fiainana daholo izany :D :) :lol: :) :^) :^) :^) ;-)
5. Optik
(
20/02/2009 07:33)
de tena tsy hita tsony tokoa anie le akamatsika 2 lahy reny ry zalah e.
Vraiment j'commence à m'inquieter.
hin hin hin
Vraiment j'commence à m'inquieter.
hin hin hin
6. xxx
(
20/02/2009 08:03)
tsy aiza ry zareo fa lasa niketrika ny tolona androany f'inn ary ty.
nga misy ministerna ho azoazo fotsiny eto @ Serasera? ny hevitra no miady eto fa tsy misy ministera alaina eto.
Ndana kanjo ry Andry sy Kidoro mitolona a, zahay tsy afaka androany fa be kandra na de mandany andro mi-forum eto aza,
Tsy maintsy tafita ny tolona e :)
nga misy ministerna ho azoazo fotsiny eto @ Serasera? ny hevitra no miady eto fa tsy misy ministera alaina eto.
Ndana kanjo ry Andry sy Kidoro mitolona a, zahay tsy afaka androany fa be kandra na de mandany andro mi-forum eto aza,
Tsy maintsy tafita ny tolona e :)
7. Optik
(
20/02/2009 08:17)
Efa mitolona omby eo @ 13 mey izy mtsam zao kah, de TZV mitaty rakitra !!!
hi hi hi
hi hi hi
8. xxx
(
20/02/2009 08:48)
Efa mitolona omby eo @ 13 mey izy mtsam zao kah, de TZV mitaty rakitra !!!SAO DE OPTIK ARY NO NITOLOMINY TANY ?
hi hi hi
9. andrywui
(
20/02/2009 09:02)
F'anga moa za nilaza oe hilentika ry reto a!!! itako daholo reo ompa sy ozona reo !!! maharary !! zay no azoko ilazana azy !! fa andaso kely ary alou fa mbol hitohy ane ny lalao e !!! amzany ah lazainlah fa tapaka lalan-dra ry le penguin !! tena efa miotry ny loha ane lesy zany eee !!!! eny e ! eretako lesy a!! mbola miodina ihany ny tany ane ee!! ny aina no matezà !! fa izao ane !! rehefa voa aho zao mijannn eto iany ampihinananinareo eto mahatanty fa rehefa ianareo no voa !! otrnle penguin omaly de tsy mipoipoitra eto mitsy nareo ho ampihinananiko !! zay no tena tsy mapety azy !! nareo fetsy ratsy saina be !! eny e !eretako foana e!! fa izao ko ane !! efa misy roa azo ireo efa fandresena zay !!!! sady efa mety efa nisy azo koa ara angemba zao amin ora hanoratako zao kalé !! kozy ee !!!! hi hi hi hi hi andaso aloha verifier na kely !!! hi ihhi hi hi hi
10. ravatorano
(
20/02/2009 09:17)
andrywui < peguin < =)) =)) =)) :-D :-D :-D
tsy vitan'izay hoe azo fa lasain i radio viva aza izao maraina izao fa nisy valo HONO ny maty tay amin 'ilay andrymasopokonofa kle ntsssss :x :x :x
lisany mbolamifanala ihany nefa ny firenena efa latsaka ankaterena
tsy vitan'izay hoe azo fa lasain i radio viva aza izao maraina izao fa nisy valo HONO ny maty tay amin 'ilay andrymasopokonofa kle ntsssss :x :x :x
lisany mbolamifanala ihany nefa ny firenena efa latsaka ankaterena
11. andrywui
(
20/02/2009 09:29)
Kozy ve zany ravatorano ? tena aleo aho aloh zany haka ny P.A ko vetivety de ho eny ra tena marn zany klé !! sur daoul ary alo e !!!! ref aveo ra mlam ny any !!
12. Optik
(
20/02/2009 09:30)
ravatorano <
12H10 : Emmonat dément l'info de Radio Viva ( voir 11H54 ) . Aucun décés selon l'Etat Major Mixte.
selon sobika.
Enga anie mba ho diso io info sobika io.
Zah efa faly ery hoe nihena 8 (isa masina) ndray zany ny mpambotry firenena. tsss
12H10 : Emmonat dément l'info de Radio Viva ( voir 11H54 ) . Aucun décés selon l'Etat Major Mixte.
selon sobika.
Enga anie mba ho diso io info sobika io.
Zah efa faly ery hoe nihena 8 (isa masina) ndray zany ny mpambotry firenena. tsss
14. rangorivao69
(
20/02/2009 10:10)
raouioui>AZA MANOZONA LEITYA !!!MBOLA TSY FAY IHANY TY VAVATATAKA TY VE :-D :-D :-D :-D
15. penguin
(
20/02/2009 10:16)
Aiza ny P.A. -n'i andrywuimasompokonafa ary é ? héhéhéhé. Efa hoe aza mandrebireby vahoaka owa.
16. botakely92
(
20/02/2009 10:34)
Ireto Ravalotsimifodista ireto aloha dia manomàna passeport mankany à l'enfer daholo fa mpankasitraka ny mpamono olona daholo naninona ary no tsy ny havana akaiky anareo no maty dia hita teo ny tohiny
17. rangorivao69
(
20/02/2009 10:38)
votanykely92>MAMANGY @ FAHORIANA DE TY MISY FAO-DRANOMASO DE MIONONO TOMPOKO :oops: :oops: :oops:
18. penguin
(
20/02/2009 10:52)
Ny havanay mahalala Zone Rouge. Raha mitsapa izany izy avelanay ho kila ao.
19. botakely92
(
20/02/2009 10:58)
Rangory fototry ny afo voakarama handoro magazay ka diso adiresy dia nandoro tena, misaotra amin'ny famangiana fa matinareo daholo tokoa moa ireo malagasy mpiray tanindrazana amiko teny Ambotsirohatra, rehefa tsy hanome fao-dranomaso ialahy fa lany vola nanaramana tetsy sy teroa dia aleo izaho no hitso-drano an'ialahy: "mibebaha fa efa misokatra hoan'ialahy ny afobe miredareda ka raha tsy mibebaka ialahy dia ny lava tandroka no hitsena an'ialahy any" :evil:
20. karinah
(
20/02/2009 11:07)
Optik:
Efa mitolona omby eo @ 13 mey izy mtsam zao kah, de TZV mitaty rakitra !!!
hi hi hi
:-D :-D :-D :-D :-D :-D nilay be iny!! hihihihihihihihihi
