andrywui tapaka làlan-drà, kidoropamba lasa adala.

21. karinah ( 20/02/2009 11:12)
botakely92:

Ireto Ravalotsimifodista ireto aloha dia manomàna passeport mankany à l'enfer daholo fa mpankasitraka ny mpamono olona daholo naninona ary no tsy ny havana akaiky anareo no maty dia hita teo ny tohiny
SSssssh! rehefa TSY manara-dalàna dia izany no alehany eee, ny lalàna lalàna ihany ny fanjakan'Atra aza misy lalàna mankany @ afobé zay tsy manaraka azy, ka mainka fa ety an-tany???? Ny oul naniraka an'ireo oul ireo anefa mafantatra ny atao oe ZONE ROUGE no responsable 1° ndana any mimenomenona, fa ny fanjakàna tsy maintsy harovana na iza na iza tady hanankorotana sy tady hanimba!!


22. xxx ( 20/02/2009 11:27)
hita hoa ry karinah, ireo anie ilay efa donto be e! mandreraka be ny miresaka amindry zareo ireo, bornés daholo, ohatry ny my miresaka @ zazakely, efa hita fa kàkà mbola handramana kely ihany fa sao hoe tsy izy ta totomboanjo, hihihihihihi! tohizo raha mbola sahy e!
23. xxx ( 20/02/2009 11:43)
12H10 : Emmonat dément l\'info de Radio Viva ( voir 11H54 ) . Aucun décés selon l\'Etat Major Mixte.

13H00 : Bataille de témoignages entre les TGv et le gouvernement : les témoins andriamaso pokonola réaffirment place du 13 mai qu\'il y a eu des décés dans la reprise des ministères cette nuit malgré démenti de l\'Emmonat.
24. penguin ( 20/02/2009 11:49)
Efa tapaka làlan-drà dé ny Rouge lazainy Orange fa pahana satria manaraka TGVendrana
25. ratavao ( 20/02/2009 12:20)
Fa iza zany no tena mety e: ny fandatsahana ny ràn'ny varavarana sa ny fandatsahana ny ain'ny vahoaka?
Sady efa nohanina mbamin'ny fatin'olona sasany fa nomena ny tompony. Izay iray sitrak'Andriamanitra angamba!!!!!!!!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.213