NAMONO OLONA INDRAY RA8
1. ralalaina
(
20/02/2009 10:22)
Naka ministera izay efa azony ny TGV indray ra8 alina tsy nanaiky lembenenana anefa ireo andrimasom-pokonolana eny fa na dia tanam-polo aza no entina niaro izany saingy RA8 efa fantatra ny toetrany fa mpamono olona vokany 8 ny olona maty vokatry zanytsy maintsy miala ra8
répondu par xxx le 20/02/2009 14:17
2. xxx
(
20/02/2009 10:25)
ralalaina:
Naka ministera izay efa azony ny TGV indray ra8 alina tsy nanaiky lembenenana anefa ireo andrimasom-pokonolana eny fa na dia tanam-polo aza no entina niaro izany saingy RA8 efa fantatra ny toetrany fa mpamono olona vokany 8 ny olona maty vokatry zanytsy maintsy miala ra8
marina izany souce radio viva
:-D :-D :-D :-D :-D
vahoka haninona ao amin'ny ministera amin'alina :-D :-D :-D :-D
3. ifiona
(
20/02/2009 10:28)
ralalaina:
Naka ministera izay efa azony ny TGV indray ra8 alina tsy nanaiky lembenenana anefa ireo andrimasom-pokonolana eny fa na dia tanam-polo aza no entina niaro izany saingy RA8 efa fantatra ny toetrany fa mpamono olona vokany 8 ny olona maty vokatry zanytsy maintsy miala ra8
11H54 : Viva annonce 8 morts lors de la reprise des ministères . ( news à démentie par Emmonat )
12H10 : Emmonat dément l'info de Radio Viva ( voir news 11H54 ) . Aucun décés selon l'Etat Major Mixte.
4. karavasy
(
20/02/2009 10:28)
Vahoaka mitady hangalatra ny fitaovana ao amin'ny Ministera. Misy hain'ny mpanendaka angaha ny asa ao. Aleo ho faty any fa mizatra ny mandeha ho azy loatra.
5. xxx
(
20/02/2009 10:31)
karavasio leroa ra lalaina sy ry doro ary andryoui raha mba miseho milay eo
6. tsinjo
(
20/02/2009 10:42)
inn iany ny marina e, teo ra likiliki niteny teo am toeram-piasany fa oe 9 no maty , ny Emmonat milaza fa tsisy anzany , inn iany ary no enoina kle :-D :-D
7. xxx
(
20/02/2009 10:58)
Maty ny malagasy e, na firy na firy, na iray aza, rehefa maty dia maty ary loza ho an'ny namono sy ny nampamono satria tsy nananto-tena ireo olona ireo.
Fa na mafy aza ny fanafodin'ny sasany, ny todin'ny tanindrazana tsy afaka handosirany na vidiany na dorany.
Misy dikany ny hoe Masina ny Tanindrazana, rehefa tsy mahafantatra dia aleo mangina.
Fa na mafy aza ny fanafodin'ny sasany, ny todin'ny tanindrazana tsy afaka handosirany na vidiany na dorany.
Misy dikany ny hoe Masina ny Tanindrazana, rehefa tsy mahafantatra dia aleo mangina.
8. xxx
(
20/02/2009 11:11)
13H00 : Bataille de témoignages entre les TGv et le gouvernement : les témoins andriamaso pokonola réaffirment place du 13 mai qu'il y a eu des décés dans la reprise des ministères cette nuit malgré démenti de l'Emmonat.
Ra8 ve de hiteny aminareo hoe nampamono oul ndry zah e?
namono olona ndray ny dadatoanareo, fa firy ny chiffre enjehin'ity Le8 ndoza ty e?
Ra8 ve de hiteny aminareo hoe nampamono oul ndry zah e?
namono olona ndray ny dadatoanareo, fa firy ny chiffre enjehin'ity Le8 ndoza ty e?
9. xxx
(
20/02/2009 11:14)
Ka raha nisy tokoa izany maty izany de hadalana tsotra izao ny azy, efa fantatra fa tsy ara dalàna mbola manao botolo ihany, ny mahagaga de mi sarma ery i Andry isaky ny mikabary "tanampolo" anie ireo olona ireo e! rehefa tena hamaky ministera anefa de nivoaka ho azy avy any ny fitaovana efa tena arifomba be sady @ le oui oui mihintsy? sa nilatsaka avy any andanitra ireny? tsy ny hampandroso ny firenena no katsahina fa ny handatsaka azy any @ hantsana lalina dia lalina, de fivavahana no entina handrobàna! mba mieritreritra fa ambany saina loatra!
10. rataxx
(
20/02/2009 11:55)
Marina rangahy izany a!
ralalaina anie no manao ny statistiquen'izay maty ao @ tgv
aza adino fotsiny ny manisa ireo mpandroba maty t@ lundi noir iny RALALAINA fa mpitolona koa anie ireny e!
ralalaina anie no manao ny statistiquen'izay maty ao @ tgv
aza adino fotsiny ny manisa ireo mpandroba maty t@ lundi noir iny RALALAINA fa mpitolona koa anie ireny e!
11. mijijiky
(
20/02/2009 12:04)
isaoranay lehibe aty @ faritany aloha ny RDB mba miampita ny vaovao aty aminay fa tena latsaka anaty antsana mihitsy izahay aty raha ny vaovao politika no lazaina fa raha ny TVM sy RNM dia aeo tsy mihaino :( :evil: ary isaorana koa ianareo namana mampita ny vaovao fa tena misy mahalina anay avy aty njangama mihintsy
12. xxx
(
20/02/2009 12:44)
Ka ny mpandroba ihany anie no vonoina e. Sa tsy dahalo ndray ireny ? Na tranon'olona na ministera refa tsy manana fanalahidy dia dahalo izay.
kay moa "maherifon'ny tanindrazana "ireny koa. Tsy aleo ve atao eny Mausole izy ireny dia hanaovana tsangam-bato lehiben'ny demokrasia e.
Efa milaza aho hoe" mba mieritreritra " , aleo hilamina @zay.
kay moa "maherifon'ny tanindrazana "ireny koa. Tsy aleo ve atao eny Mausole izy ireny dia hanaovana tsangam-bato lehiben'ny demokrasia e.
Efa milaza aho hoe" mba mieritreritra " , aleo hilamina @zay.
13. Rafahafahana
(
20/02/2009 12:49)
xxx:
Maty ny malagasy e, na firy na firy, na iray aza, rehefa maty dia maty ary loza ho an'ny namono sy ny nampamono satria tsy nananto-tena ireo olona ireo.
Fa na mafy aza ny fanafodin'ny sasany, ny todin'ny tanindrazana tsy afaka handosirany na vidiany na dorany.
Misy dikany ny hoe Masina ny Tanindrazana, rehefa tsy mahafantatra dia aleo mangina.
Aleo ho faty any zay misaina, inona no atao any @ ministera @ alina.
14. Devil
(
20/02/2009 12:51)
Aza miady nareo fa mifanaraha tsara,za zao na mamono olona na mangalatra tsy koi mintsy fa ze tiko ihany io,fa i ravalo olon'Atra ,mpitondra fiangonana aoka izy amin'zao fa aza ozonina sy itenenana ratsy an! pasitera latsaka fefany ange izy e!
Dia calme fotsiny ry TVG iste a, fa zao ny ahy no mba hafatro hoe rehefa hanao ihany tonga d ataovy speed dia amin'zay tsy mikatso ela ny raharaham-pirenena.
Six foana e!
Dia calme fotsiny ry TVG iste a, fa zao ny ahy no mba hafatro hoe rehefa hanao ihany tonga d ataovy speed dia amin'zay tsy mikatso ela ny raharaham-pirenena.
Six foana e!
16. xxx
(
20/02/2009 14:15)
IZA REO MITOMANY REO!!!
IZA REO MITOMANY REO!!!
Mama a!!nalainy 8 indray ny kilalaonay, snif!snif!snif!
Mangina fa ty ny yaourt nao é!!!
IZA REO MITOMANY REO!!!
Mama a!!nalainy 8 indray ny kilalaonay, snif!snif!snif!
Mangina fa ty ny yaourt nao é!!!
17. xxx
(
20/02/2009 14:17)
Ny EmmoNat kosa aloha hatreto dia mendri-pideràna fa hita hoe tena nahay naka ny andraikiny manoloana ny zava-tsarotra ohatran`izao araka ilay mission hoe " Miaro ny olona sy ny fananany " na avy amin`ny Fanjakana io na TGV . Fa ny tena torahiko voninkazo dia ny fahasahian`ireo EmmoNat ireo amin`izay mitifitra ireo MPANDROBA . Na iza nampaniraka na iza , na avy amin`ny antokon`iza na antokon`iza , tonga amin`izay angamba ny fotoana hanomezan`ny TENA VAHOAKA TSY MOMBA NY ATSY SY NY AROA tànana ny EMMONAT ka hanaovana hazalambo an`ireo MPANDROBA ireo izay nampikatona orinasa maro ka nampitombo ny tsy an`asa ho 10 000 eto amin`ny tanana tsy fidiny .Fihetsika anti-ekonomika no ataon`ireo andian`olona ireo ka ataoko fa adidin`ny citoyen mahatsiaro tena ny mandray fepetra satria hita fa mitady tsy ho araky ny Mpitandro ny filaminana samirery intsony ny miady amin`izy ireny . Noho izany entanina ny namana izay mahazo sary ireny asa fandrobàna ireny , hanaparitaka izany sary izany hahafahana mamantatra ny endrik`ireo Mpandroba . Tokony hisy koa angamba isam-pokontany fandaminana ny famoriana ny vatan-dehilahy haingana indrindra amin`ireo faritra be orinasa sy Fivarotana ahiana hisy handroba . Aiza ve ka mpivarotra koban-dravina efa mitrongy vao homana ery aza dia vitan-dry zalahy ny nihinana ny kobany . Tsy afa-namaly satria izy ireo mandeha groupe de 100 personnes any ho any . Efa tena tsy rariny intsony .
