efa atao oe tsy azo atao ny mi-squatter

1. Noue ( 20/02/2009 07:31)
mamangy ny fahoriana leisy ry wiwi aaaa ! ianareo anie efa lazaina oe tsy azo atao ary voarara ny lalàna ny mi-squatter eee ! dia fafao tsara ny ranomaso leitsy aaa ! ao fa omeko mouchoir mahintsiny ialahy eee ! fa i kidoro tsy omeko fa mety efa tapaka lalandrà angamba zay :-D :-D :-D :-D :-D sa ahoana ry patrick2002 ??? misy valeur juridique ve ny mi-squatter ??? aoka marina eee !!!! dia toneo ny fo eeee !!! fanjakana misy lalàna M/car eee ! fa tsy fanjakan'ny baroa akory !!!
novalian'i Noue ny 20/02/2009 12:14
2. Noue ( 20/02/2009 07:36)
« La transition, c’est du forcing »

Légalité et unité nationale. Dans la matinée, ils ont été reçus à Iavoloha par le président Marc Ravalomanana. Dans l’après-midi, ils ont rencontré la presse à Tsimbazaza. Ils, ce sont des députés élus sous les couleurs du parti au pouvoir. Sur la rencontre d’Iavoloha, ces 78 élus TIM ont tenu à préciser que c’est eux qui ont sollicité la rencontre. « Pour nous, le président Marc Ravalomanana reste le symbole de l’Unité nationale et incarne la légalité. Nous étions venus ce matin (hier matin) à Iavoloha pour lui exprimer notre soutien. », a martelé Raharinaivo Randrianatoandro et consorts hier. Ils ont été fermes sur le projet de la mise en place d’un régime de transition : « La transition, c’est du forcing. Du forcing parce que la machine administrative fonctionne encore normalement. A Brickaville, les fonctionnaires font leur travail et les écoles ouvrent tous les jours leurs portes », a fustigé Leriva Manahirana de Brickaville.
2002 et 2009. Harifanja de Beroroha d’enfoncer le clou : « Le contexte politique de 2002 est différent du contexte actuel. En 2002, il y a eu une élection. Le « Vahoaka » s’est insurgé contre les fraudes électorales. Actuellement, il n’y a pas élection. On voudrait purement et simplement renverser du pouvoir un président élu démocratiquement. » Le député TIM d’Ambohidratrimo Raharinaivo Randrianatoandro de préciser que leurs points de vue n’engagent qu’eux-mêmes. « Nous ne pouvons pas nous exprimer au nom du président Marc Ravalomanana. », a souligné ce porte-parole du parti au pouvoir. Les déclarations de ces députés en exercice interviennent en pleine période où le camp de Andry Rajoelina procède à la prise des ministères. Quatre ministères ont été pris hier sans heurts dont celui de l’Intérieur, de la Sécurité Intérieure, de l’Education Nationale ainsi que de la Décentralisation et de l’Aménagement du Territoire.Y a-t-il déjà eu un « deal » sur le partage des ministères entre le président Marc Ravalomanana et Andry Rajoelina ? That is the question.
3. xxx ( 20/02/2009 07:43)
tena fanjakana misy lalana tokoa i Madagasikara fa mbola ho avy hanaraka an-dRa8 ao aoriana ao ny lalana hanaraka azy.
Ho fantany marina @ izay fotoana izay fa fanjakana misy lalana tokoa ny eto Mkara.
4. tsinjo ( 20/02/2009 07:44)
o ra noue a moramora ihany ialahy fa biby nge i andrwui iny sao ela hitsahany @ bildozera eo biby ange iny e ,miteny ihany alou za ra noue an , de efa miala za zay an ,i andrwui nge ka biby e
5. xxx ( 20/02/2009 07:54)
ary tsinjo inona?
omby? atao hoe gauche de gauche
sa kisoa? misoroka
sa menarana? miolakola-piteny?
sa tarondro ? tsy mena-mivadika?
sa :evil: ??
6. Optik ( 20/02/2009 07:56)
tsinjo:
o ra noue a moramora ihany ialahy fa biby nge i andrwui iny sao ela hitsahany @ bildozera eo biby ange iny e

biby....hitan'i Tzv ve de nampiasainy? :-D :-D :-D
7. Andribe ( 20/02/2009 08:01)
nivadika biby ndray angaha i wiwi :^) :^) :^) :^) :^) i noue zany hivadika inona tgv ve :-D :-D :-D :-D :-D
8. andrywui ( 20/02/2009 08:53)
hay defa natao oe biby mitsy aho zany !! ahita loza reto andaso kely anga moa !! mbola nandamina kely plannn no nahatara fa efa hiditra mitsy aho ee!! ary taiza penguin omaly tontolo ?? efa niafana ve letsy ny kohaka ry penguin ??
9. xxx ( 20/02/2009 09:02)
aiza i kidora vita foam eh
10. tsiafoi1 ( 20/02/2009 09:38)
:lol: :D :o :) :lol: :oops: :wink:
11. andrywui ( 20/02/2009 09:43)
Innn kou no mampihomeh an'i tsyafoi amzany eo !!!! vass ki ri !! :-D :-D :-D
12. ralalaina ( 20/02/2009 09:43)
ho ry zalah RA8 nanao t@ 2002 tsy misy bedy fa rehefa olona mitaky hanaly ny didy jadona dia tsy mety,mba hahirato ny maso ry nandra isany a
13. andrywui ( 20/02/2009 10:04)
O lety ralalaina a !!! itanlah fa rehefa betsabetsaka isika no tato de niala pà tsilemilemy tato daholo ry babakoto !!! satri i botakely koa ao !! de vao nahita atsika telo mtsamy tato ry lerony de nadio daholo ny rano nitany !! nefa vao teo i Noue fa nitsoaka !Ifiona ! ipenguin !Yuka!tsinjo !tsyafoi ... bedebe izy teo fa de nanjavona teo !! aleo andrasana ra mbola sahy !!!
14. xxx ( 20/02/2009 10:10)
andrywui:

O lety ralalaina a !!! itanlah fa rehefa betsabetsaka isika no tato de niala pà tsilemilemy tato daholo ry babakoto !!! satri i botakely koa ao !! de vao nahita atsika telo mtsamy tato ry lerony de nadio daholo ny rano nitany !! nefa vao teo i Noue fa nitsoaka !Ifiona ! ipenguin !Yuka!tsinjo !tsyafoi ... bedebe izy teo fa de nanjavona teo !! aleo andrasana ra mbola sahy !!!


Fa ahoana ihany no fandehany é ? toa mivaha ny minisitera dia avy eo mihidy ,dia avy eo ?
:{
15. Noue ( 20/02/2009 12:14)
tsisy biby zany kosa aloha eto fa mba dinika no mande eee ! eto no hanalana azy eee !
Andribe ooo !! tsy hisy zany eeee ! na inona k'hitranga na inona k'hidona dia tsy mivadika tgvendrana zany mahintsiny ny aty eee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0472