Fa ahoana le vazaha 4 voaroaka nolazain'ny tribune ireny eh

1. klitika ( 20/02/2009 06:06)
Nga tsy ry zalahy ireny ilay nodradrain'ny 13 Mai hoe nivarotan-dRa8 ny Nosy Mitsio,

Kay akaman'i Lucky Luck tsy misy Jumper, saika ahazo ilay nosy ambongadiny amin'ny tsy vidiny akory raha ry zalahy no lasa filoha sanatriavin'ny vava
novalian'i klitika ny 20/02/2009 14:44
2. fijo ( 20/02/2009 06:07)
ka miseho daholo ny laingalainga kely madinika izao ko
3. klitika ( 20/02/2009 06:12)
Dia ho barakay koa ve i Barday sanatriann'ny vava eh

Kay ry zalahy ihany no mifandoro raoplanina
4. xxx ( 20/02/2009 06:51)
ka ny tsy naneken'i atoa Gervais R hanao sonia ny fampodiana an'ireny ange no nanalana azy t@ toerany de mody hatao hoe noho ny tsy fahasalamany e, rah tsy paiso ny olona koa fahananao lalitra ri Ra8 o
5. klitika ( 20/02/2009 14:44)
nga moa tsy an'i ambasa ny fanaovana sonia ny visa ry xxx, mianara tsara aloha ka

aza adino ny manao tornike an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1258