Film efa mande

1. xxx ( 20/02/2009 11:16)
13H17 : Andry Rajoelina dit que le 13 mai reprendra demain. Dit que les blindés ne l'arrêteront pas et qu'il sera là avec la foule demain.

enga anie mba ho marina io , fa so de manjavona njay lery rapitso


13H17 : Andry Rajoelina appelle les officiers et sous officiers a se rendre à son domicile d'ambatobe.

Anao inn any ?? enga anie mba tsy angataka basy
novalian'i mpaoly ny 20/02/2009 13:26
2. xxx ( 20/02/2009 11:22)
Ny azy anie ny eo ihany no miverimberina e! efa hita fa tsy tafa intsony de aoka izay bainina a! mbola kely anie ny ankizy e! sao lasandry zalà eo iny vady manjakely iny!
3. rataxx ( 20/02/2009 11:22)
rampitso, rampitso foana,
mieritreritra mantsy fa tsy fiasana rampitso de mety hitombo le vahoaka 5000
officier sy sous officier hisambotra zay angamba le miandry any an-tranony izany.
HITSAKO TSY MISY EO IZY RAMPITSO :lol:
4. xxx ( 20/02/2009 11:29)
Vono-vorona farany io. De zay ndray ny kabary atao ra-dem we efa nihaona tamiko ireo officiers sy sous officiers fa dia miaraka amintsika ry zareo.
Zay ihany no film avadibadika mba handaniana andro. Sady mety ho izany ny théorie avy any ambadika dia tsy maintsy tanterahana na dia hita fa ridicule be aza.
5. xxx ( 20/02/2009 11:32)
xxx:

Ny azy anie ny eo ihany no miverimberina e! efa hita fa tsy tafa intsony de aoka izay bainina a! mbola kely anie ny ankizy e! sao lasandry zalà eo iny vady manjakely iny!


Ka sao dia iny manjakely iny ary no tena fototr'izao adin'izy mi-tsamy izao? Ra-8 manko toa malaza mandripaka sipa izay ihany. Ka sao dia nohanin-lery iny manjakelin-dra TGV iny dia mitaky ny karamany ra-TGV mba ho antoky ny fahanginany nefa tsy mahazo.
6. barry ( 20/02/2009 11:35)
otran'ilay hoe: mialatsiny fa tsy tonga eto i Rossy fa tajanona ao LaReunion :-D :-D ;hita mitsy fa mpamoky lainga aman'olona TGV
7. xxx ( 20/02/2009 12:06)
otran'ilay hoe: mialatsiny fa tsy tonga eto i Rossy fa tajanona ao LaReunion ;hita mitsy fa mpamoky lainga aman'olona TGV

za tsy mpomba an'i TGV fa rah ny tsy fahatongavan'i Rossy de vokatry ny toetr'andro, tsy nisy vola avy any La Reunion sy Maurice t@ iny fa mba manaraha vaovao
8. Noue ( 20/02/2009 12:12)
mahay miala pà foana izy eee ! fa aleo ho avy any ho hitany tsara oe inona no mety ahazo azy rehefa mandika lalàna ee
9. xxx ( 20/02/2009 12:23)
sssshhhhhhhiiii! resabe ny azy e! mahita lalana hivoahana indray izy rehefa avy eo, tsy hasampana telo intsony indray ny lalan'ny olona fa hatao folo angamba de izy any @ lalana faha raikambinifolo no mandeha, hihihihi, milay izy ka! mamy kosa anie ny aina e! ny an'ny sasany no hatao tsinotsinona fa hamidy mora!
10. mpaoly ( 20/02/2009 13:26)
aza B resaka eo, fa samy eto @ ordi daolo é. tsy misy makeny, fa fanehoan-kevitra hafa avoka.

ohatra oé,
"MINONOA FOTSINY IHANY" ééééééé. "MBOLA TSY AMPY LE OLONA MATY" éééééé, "ENTIKO HINANA AOURTA DAOLO NAREO" éééééé
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1884