VITA RAVALO NAVOAKA NY BLINDE
1. ralalaina
(
20/02/2009 09:40)
Tena matahotra mafy RA8 ry zalah,navoaka eny anosy ny blinde hiaro ny ministera rehefa hita fa tsy manaraka ny yteniny intsony ny miaramila nefa tsy mahasakana ny pokona zany raha vita tanteraka ny adidy zay hanala ny jadona eto m/car
novalian'i yuka ny 20/02/2009 13:59
2. xxx
(
20/02/2009 09:42)
ralalaina:
Tena matahotra mafy RA8 ry zalah,navoaka eny anosy ny blinde hiaro ny ministera rehefa hita fa tsy manaraka ny yteniny intsony ny miaramila nefa tsy mahasakana ny pokona zany raha vita tanteraka ny adidy zay hanala ny jadona eto m/car
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
3. andrywui
(
20/02/2009 09:44)
De hanosy vahoaka ve ony sa hitifitra obus ty Valokeliko efa ambivitra !!!!!
:-D :-D :-D :evil: :evil: :evil:
:-D :-D :-D :evil: :evil: :evil:
5. andrywui
(
20/02/2009 09:52)
hO HITA EO RAHA SAHY FA HO ASIAN'NY OLONA NY KOKT MOLOTOV EO IO BLINDE ALEFALEFA EO IO VAO MIFOPODELO MIVOAKA HAINGA AVY AO EO ZE MISOFERA AN'INY EO FA !!!
7. xxx
(
20/02/2009 10:00)
ralalaina:
vono vorona fontsiny e!,efa tsy manana hery intsony
ho tofirina an'ireo vahoaka maro be 5.000 maro an'isa ireo
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
8. ralalaina
(
20/02/2009 10:02)
Diso tsipelina kanosa xxx sa tsy mahay manisa adino ny 0 iray 50 000 no izy
9. yuka
(
20/02/2009 10:08)
ralalaina sy raandrywui no hotifirin'io voalohany eo fa baso-vava loatra :-D :-D :-D
10. andrywui
(
20/02/2009 10:09)
rehefa manaoxxx lety de aza valiana a!! ze misehoiany valiana fa aleo hi oaoaoa eo fotsiny !! kanosa marina sarimbavy PD ,GAY
11. ralalaina
(
20/02/2009 10:14)
hita tsa hita avy lty ry noue sy ny namana resy sahady angamba yuka no manao tsidy pahatra kely eo io mtahotra mafy ery
12. Optik
(
20/02/2009 10:19)
Ny tena milay de afangaro mpitifitra balle réelle le balle fingotra.
Tsy maintsy mitsirara @ tany ny mpambotry firenena!!!
Tsy maintsy mitsirara @ tany ny mpambotry firenena!!!
14. mololo
(
20/02/2009 10:35)
Kely sisa dia vita ny fahefan'i Ra8 ka nampiasa ny blindé izy satria sao d lasa eo daholo ny ministera.Ary soloina fona ny minisitra satria tsy matoky intsony izy
16. tsinjo
(
20/02/2009 12:42)
izy roa lahy ihany no mifankahery eto le tssssssssssssss ,ay mo nareo iray ihany fa ny ps no 2 :-D :-D :{
17. xxx
(
20/02/2009 12:52)
Ny tena izy angamba dia tian'ny miaramila ho azy ny fahefana dia aleoklou ampiana ra8 dia mitohy ny fikorontanana e.
maka ministera koa anie tsy izay tena ilaina klou no nalaina fa matiky ny nahazo betsaka fotsiny teo e.
maka ministera koa anie tsy izay tena ilaina klou no nalaina fa matiky ny nahazo betsaka fotsiny teo e.
18. yuka
(
20/02/2009 13:59)
tsisy resy zany eo fa za anie hoa TIM ee!
manenjika bitro maromaro aho miaro ny safidimbahoaka,fa tsy eto ihany akory ;-) :^) :^) :^)
manenjika bitro maromaro aho miaro ny safidimbahoaka,fa tsy eto ihany akory ;-) :^) :^) :^)
