Fahasalamana

bichette ( 02/03/2005 08:26)
rehefa firy taona marina no manao anti-age ? ny anti-ride ? misy pub mantsy toa mbola tanora dia manao anti-ride ... araky ny fantatro dia a partir de 30 na 32 ans no manao anti-age fa any amin'ny 5... tohiny
novalian'i fijo ny 16/09/2005 20:31
intelligenzia ( 28/02/2005 04:06)
novalian'i isrine ny 28/03/2005 16:03
bichette ( 25/02/2005 08:59)
Inona no produits tena tsara ho an'ny hodintsika malagasy ? manala mony, manala ny mibontsibontsina sns ? inona ny marque ? ... tohiny
novalian'i rurik ny 09/09/2005 12:04
intelligenzia ( 18/02/2005 08:48)
fa maninona ny insuline no salama irery no mpamatsy azy? nanaiky izany hatramin'izay ve ny amadia? ary ahoana hoy ny pharmaciens sao koa dia sanatria mifono politika fanapotehana vahoaka sahala amin'n... tohiny
novalian'i cocorie ny 21/06/2005 21:50
sahary ( 10/02/2005 04:05)
rehefa natao ny fandinihana dia ny ntaolo no nalaza fa ela velona indrindra sady tsy mba farofy zany,sady natanjaka ihany koa,indrisy anefa fa taty aoriana rehefa tonga teo @ fitondrana ny tany sy ny ... tohiny
novalian'i kally ny 03/03/2005 15:37
nikopol ( 07/02/2005 16:46)
mba misy mampiasa anio ve dia mandaitra ve le izy?... tohiny
bebe ( 04/02/2005 02:12)
inona no atao hanamafy ny taolan'ny antitra?... tohiny
novalian'i jon ny 24/09/2005 14:37
fanja1 ( 16/01/2005 09:02)
Le fou rire est un vrai tremblement de terre qui secoue tout le corps, et l’esprit. Revue de détail des bienfaits de ce séisme physiologique Le cerceau. La tour de contrôle libère des hor... tohiny
ravatorano ( 10/01/2005 12:58)
Bucarest(AFP)-Enceinte de humelles à 67 ans. Miracle ou défi de la nature : le cas d \'une Roumaine âgée de 67 ans enceninte de jumelles a suscité une vive controverse dans le pays,où beaucoup ... tohiny
novalian'i sechat ny 12/01/2005 14:56
sahary ( 06/01/2005 11:34)
salut daholy! azo atao tsara ny miaro ny vatana tsy harary intsony (ankoatry ny ratra) ,ahoana no mba hevitrareo... tohiny
novalian'i watafon ny 02/03/2005 06:44
xxx ( 18/12/2004 17:38)
MIARAHABA ANAREO REHETRA? ARAKA IO SUJET IO DIA MANDRE AMIN\'NY OLONA FOANA AHO WE MILA AJANONA QULEQUE MOIS HONO NY PILLULE VAO TSARA MITERAKA FA SAO MISY FIANTRAIKANY AMIN\'ILAY ZAZA?KA AJANONA FIR... tohiny
novalian'i booboo ny 06/04/2005 13:19
sechat ( 14/12/2004 15:59)
Ho an\'izay dokotera ato sy ho an\'ny rehetra zay manan-kevitra ny @io aretina io sy ny vokany ary ny fomba fitsaboana azy... tohiny
watafon ( 10/12/2004 17:25)
Iza avy amintsika no manana fahazarana mihinana, na manao cure na calcium kay ? raha za manokana mantsy tsy dia mankasitraka loatra e !asa ianao ?... tohiny
novalian'i Ramaso ny 23/02/2005 05:54
xxx ( 25/11/2004 12:06)
pour ve sa contre anle accouchement sans douleur nareo? ... tohiny
novalian'i rurik ny 06/05/2005 17:26
keirra ( 22/11/2004 16:17)
tena leo mitsy @ty rezatra lava ty e! sady manala baraka :? De ahoana no mba ialana @ zany? :?: ... tohiny
nikopol ( 22/11/2004 12:26)
Impiry isanandro no tsara miborosy nify? ... tohiny
novalian'i cocorie ny 18/08/2005 13:34
xxx ( 19/11/2004 15:29)
o ry zareo a!tena mba te hibosy sy te hotafita ny tena nefa indrisy fa na de interessé tahaky n\'inona aza de ohatran\'milanja biriky lé paupière nay e!efa mba miezaka ny tsy hiaritory iany,nefa in... tohiny
novalian'i idealy ny 02/01/2005 06:46
fijo ( 17/11/2004 22:54)
tamin\'ny za nanao vokansy tany teo dia nihinanaan\'io fanafody io aho.ary hitako fa tena tsara mihntsy ilay izy raha hoan\'ny lamosina sy ny mora vizaka.(hazakazaka sy lomano) dia nentiko aty moa il... tohiny
novalian'i fijo ny 22/06/2005 04:32
mll ( 12/11/2004 00:17)
2 ans ny zanako ,taitra fona izy isaky ny @ 2h du matin ary tsy matory raha tsy 1 h apres sao mba misy afaka ny hanampy sy manoro hevitra fa tena manahirana be le izy, za mbola tsy te ho any @ dokot... tohiny
novalian'i watafon ny 10/01/2005 16:02
ralay ( 08/11/2004 18:15)
Moa ve tsapatsika fa rehefa misy marary ny fianakaviana indrindra ny fianakaviana akaiky RAR na rahalahy na anabavy na zanaka dia ilaina ny filazana izany @ namana mba hanamaivana ny angoisse-ny tena ... tohiny
novalian'i booboo ny 09/02/2005 15:12
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9112