Fahasalamana

Herimiafina ( 30/09/2005 04:27)
Hoy ilay dokotera akaman'i herimiafina izay, ny fihinanana pillule dia miaro amin'ny cancer any amin'ny nono, ovaire, ny tranonjaza, ny col de l'uterus, ny vagin, ny vulve, sns. Izao ny fanazavana: ... suite
répondu par Herimiafina le 24/10/2005 18:06
jos13 ( 29/09/2005 10:12)
fomba malagasy ny mamora zaza lahy na ny lehilahy gasy, fa ny tena tiako fantatra we inona ny antony tsy maintsy hamorana ny zazalahy sy ny fihatraikany eo @ fahasalamana ,zany we , ny lafy tsara sy n... suite
répondu par Herimiafina le 05/10/2005 16:16
vale ( 28/09/2005 11:54)
Manahoana daholo! Sao dia mba misy mahafantatra toerana mpivarotra ireny "Raokandro Malagasy" ireny kay ianareo! (aty Frantsa io!)Misaotra mialoha!... suite
répondu par Herimiafina le 08/10/2005 17:09
jon ( 24/09/2005 14:31)
inona no mety ho vokadratsy aterakin'ny fanaovana firaisana ara nofo raha toa ka atao isan'alina isan'alina tsy mba misy repos raha hoan'ny lehilahy manokana!... suite
répondu par lyodbanks le 25/10/2016 09:33
xxx ( 23/09/2005 06:46)
Miarahaba ny mpiserasera rehetra, miala tsiny fa mba hanao anonyme kely ny tenanay androany, fa aza anihaniana na zany aza fa tena resaka serieux ty an! :) Refa manao rapport za d mandeha rà, inon... suite
répondu par Beinjy le 30/11/2005 17:12
rurik ( 22/09/2005 16:48)
Nihaino radio aho t@ alahady dia naheno ilay resaka fitsaboana toin'ny hoe tongolo sy lesoa rouge toa hoe fanafody kohaka raha tsy diso aho .Nisy tsy henoko avy eo ilay zavatra hampiasaina omena ny a... suite
répondu par vivi le 10/10/2005 22:20
zefalah ( 22/09/2005 15:53)
manaona alo e? saika mba antany hoa za e...lemomba an'lay fanafody gasy zany...ita mantsy tato ato fa somary bedabe iany le fanafody apesai-sika zanak;olombelona. de le fantanina de ty. moa ve sika... suite
répondu par mandrindra le 26/09/2005 09:21
rpk ( 19/09/2005 12:44)
Mba mila torohevitra ho an'izay mahalala momba ny "transplantation de la cornée" @ maso. Mety ohatrinona ny manao fandidiana maso mitovy @ io raha ny ao France ohatra na ny ao Italie raha vahiny mand... suite
répondu par rpk le 20/09/2005 09:42
vale ( 17/09/2005 18:01)
Fomba iray ialàna @ fividianana ny rano misy "magnésium".Lomana rano ao anaty vera na izay tiana ny akondro iray mandritra ny alina dia rehefa maraina sotroina ilay rano, "riche "@ magnésium hono i... suite
répondu par pitchou le 26/09/2005 23:27
Herimiafina ( 16/09/2005 03:57)
Zava-nitranga tany Nigeria izy ity no tena marina saingy somary hitako soritra kely tany Dago tamin,ireny fanaovana vakisiny ny ankizy any ampianarana ireny. Maro ny RAR tsy nanaiky fa efa vita vak... suite
répondu par pitchou le 20/10/2005 03:27
Herimiafina ( 08/09/2005 22:22)
Zavatra iray mahagaga ahy tokoa ity ry zareo. Maro ireo tanana any ambanivohitra any no be ny sarotimpiterahana sy maty zanaka na maty tena satria tsy manantona ny mpampivelona sy ny mpampiteraka. ... suite
répondu par pitchou le 26/09/2005 23:32
xxx ( 01/09/2005 21:08)
hoy ny ntaolo tongobakivaky: sady mahasosotra no mahamenatra. Araka ny noalaza io de mba mangataka hevitra aminareo zay mahalala we inona ny vahaolana @ tongotra vakivaky. Vao tsy ela no nipoitra ilay... suite
répondu par fijo le 30/09/2005 20:22
Herimiafina ( 30/08/2005 06:52)
Misy fanafody malaza mansitrana izao aretina rehetra izao aty amerika avaratra aty. NONI no anarany ary avy amin'ny zavamaniry antsoina hoe NONI avy any TAHITI izy io. Raha artsiantifika dia toa voap... suite
répondu par pitchou le 25/09/2005 16:07
Herimiafina ( 29/08/2005 04:28)
Ratsy ny sigara, maro anefa no mbola mifoka ary toa tena sarotra amin'izy ireo ny miala amin'izy io. Maro ireo olona no manome tsiny ny mpifoka sigara, fa ny zavatra mahasosotra dia tsy mbola nisy na... suite
répondu par deghany le 23/09/2005 13:44
soamalagasy ( 23/08/2005 17:48)
mbola tsara tsika , eh , misy torohevitra masoa antsika jiaby ity satria nahasoa ahy koa mampiasa candid b creme ( raha be hodi potsy eh) ary ny candid lotion , osorana raha avy man... suite
répondu par rurik le 18/09/2005 08:41
bichette ( 23/08/2005 15:10)
inn no tokony atao hisoroana an'io ? - raha tsy mbola misy varice - raha efa misy varice ... suite
répondu par fijo le 16/09/2005 20:29
majakely ( 19/08/2005 11:26)
Manahoana daholo e! Fahasalamana ??Mba omeo eto daholo hoe ny zava-maniry fantatrareo mahasalama de ahoana no fomba fikarakarana azy ?zavatra tena fantatra ihany no lazaina an!!:) Fanafody kohaka:... suite
répondu par isrine le 16/09/2005 09:40
mll ( 12/08/2005 20:52)
mba te hanotany aho raha misy malala renseignement momba ny fitsaboana cancer du sang any dago fa misy havana akaiky voa dia nolazain'i mpitsabo fa mila manao greffe de moelle zany hono nefa tsy afaka... suite
répondu par fijo le 09/09/2005 20:34
zefalah ( 11/08/2005 19:16)
inona kay ny fanafodin'ny Angatra? fanazavana. lay Angatra dia 'nana' mivoaka @ mahalehilahy..na nana mivoaka @ mahavehivavy. ary io aretina io dia azo @ alalanin'ny firaisana..ka mila evitra aminar... suite
répondu par legentil12 le 29/09/2017 14:04
fasaly ( 11/08/2005 18:17)
lazao izay fantantsika mba ahazoana miady amin'ity stress ity e! betsaka mantsy ny vokatra aterany fa na ny tarehy aza mikaraikona tratrany... suite
répondu par vale le 22/09/2005 20:09
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.055