mila evitra

1. zefalah ( 11/08/2005 19:16)
inona kay ny fanafodin'ny Angatra?
fanazavana.
lay Angatra dia 'nana' mivoaka @ mahalehilahy..na nana mivoaka @ mahavehivavy. ary io aretina io dia azo @ alalanin'ny firaisana..ka mila evitra aminareo zany zefalah hoe: inona no atao mba ampidranona an'io Angatra io? ary inona no zavatra atao mba tsy hahavoa..ary inona ny fanafodiny?
ny Angatra?
2. jajaf401 ( 11/08/2005 19:29)
Tsy dokotera aho fa vonjy aina foana no eto: fanazavana, ilay angatra dia vokatry ny pu uretraly efa nivadika nana; hitohy
3. jajaf401 ( 11/08/2005 19:47)
Efa "dangeré" izy matoa tonga amizay stady zay :-D(manangatra):-D
De fanafody n°1 = antibiotique :-$(manasitrana fery io):-$
Dia ny fitandremana tsy maintsy atao mba tsy hahavoany dia tsy manao rapport fotsiny ^:^^:^
De mazahoa fahasalamana eh!=))=))
4. fasaly ( 11/08/2005 19:53)
voan'ny angatra ngah i zefa!???
tsy ny dokotera no vonjena malaky fa laozanao mandany fotoana ato fotsiny...
5. fijo ( 11/08/2005 20:40)
fatory ny lohany dia tsy mivoaka izy e
6. Veloo ( 11/08/2005 20:54)
=))=))=))=))=)) fijo ty kosa eeeee
7. fijo ( 11/08/2005 20:56)
ka le izy mivoaka no olany ko.tsy fatorana dia vita?:lol::lol::lol:
8. ainaheri ( 11/08/2005 20:58)
Aleoko mpamosavy ra zany no fandehany ka
9. fijo ( 11/08/2005 20:58)
fa ahoana le?
10. tafita ( 11/08/2005 21:06)
O ry le Zefa a, misy ravin-kazo izay atao hoe consoudi ( Kisody ) hoy ny fanagasiana . Maintsomaintso mitovitovy amin'ny paraky gasy ilay izy fa asa raha ho mora hitanareo fa maniry toy ny ramorebaka ny toetoetrany, eny amin'ny tany mandomando no mety hahitana azy . Misy olona maro mamboly azy io mihintsy any amin'ny faritra Betsileo lavitra dokotera any ( Ambositra sns .....Tena mahay zavatra be io ravin-kazo io satria cancer ara sitrana , ary ny tazo koa aza ka atao toy ny du thé izy amin'izay.Sady azo tenehina amin'ny rano mangotraka izy ka atao fisotro no azo anasana ny fery ny ranony ( manta atao koso-manta ). Tsy de mangindy loatra izy io fa antonontoniny ihany raha miohatra amin'ny aferon-tany : Be ny porofo fa fanafady tena tsara io consoudi io . Raha ao amin'ny ville nareo de any amin'ny faritra Ankatso iny , na avaratr'Ankatso iny no nahitako .
Ka andramo ange , hosory ranony manta ny fery ary mitanika kely ho sotroina avy ....Raha tsy matoky nareo de manorata imailaka amiko manokana .
11. ianah ( 12/08/2005 06:10)
fa naninona ko zefalah e! aza manaonao fona wa!
de manantona dokotera fa raha fanafody mety @ ann akory tsy ho voatery ho mety aminao fa izay manantona radoko. de rehefa tsy mahatanty ny tsy hanao rapport enao an de mampiasa kapoty.
de mba fidio ihany ny oul iarahana e
12. watafon ( 12/08/2005 06:33)
raha tsy mananihany zefalah dia omeko ordonnance eto mitsy fa raha roa ka izay no izy d mandany andro fotsiny e! ny angatra anie ry zefalah azo tsaboina tsara fa ny SIDA no tsy misy fanafany e! ny ankamaroan-tsika malagasy mantsy tsy mino fa misy ny sida e!
fijo : efa nanandrana an'ilay afatotra nga là ?
13. fafa ( 12/08/2005 06:40)
Mankanesa any @ dokotera sa menatra enao?
Aza menatra ianao
Fa mba tonga de tsory!!
14. fasaly ( 12/08/2005 08:12)
sefa a! io watafon anontaniana tsara ,dodkotera ato amy sersera izy de lazao aminy daholo ny fandehany; tsy mahamenatra ny aretina araka ny filaza'ny namana etsy ambony fa aza avela ho bokan'ny nana eo vao tonga saina hanontany dokotera.
15. watafon ( 12/08/2005 08:47)
zao ry zefalah an : mandehana eny @ pharmacie d mividiana CURA 7 fa tsy lafo ny vidiny : misy CP 15 ao anatiny 01 mitokana d 14 mitovy ! ka ilay iray tonga d hoanina (CIPROFLOXACINE) ; fa le 14 (DOXYCYCLINE) kosa 1 maraina ; 1 hariva TSY MAINTSY VOKY NO MIHINANA AN'IO D mazotoa misotro rano d lazao eto ny valiny na afaka na tsia !
16. watafon ( 12/08/2005 08:49)
avy misakafo zany vao hanina le DOXY ry zefalah an !
17. pika ( 12/08/2005 09:09)
aza manao dokotera tena fa tsy mahamenatra ny mitsabo tena dia ho eto tsaboina miaraka aminao koa ny ....
18. dasy ( 12/08/2005 19:51)
watafon, tsara ny toroevitrao, azo vidiny @ farmasy tsy misy ordonnance ve ireo " antibiotiques " ireo, ny manao dignostique @ internet manahirana ( tsy misy examen clinique , palpation sy ny sisa ... ) fa aleo manatona dokotera sa ? hevitra dokotera adaladala io
19. zefalah ( 12/08/2005 22:20)
tafita>>> tena fisaorana bobaka be mihintsy letsy no atolotra ho an'la a!! tena ela no tena naita nanome evitra tsara: sady tsy mandany andro no tsy mandany vola iany koa..sady fomba malagasy...tafita>> nde hitady an'io aho..fa menatra be za ande any @ docteur
sady ny akamaron'ny docteur aty @ tanana ko sipa doly
de somary menatra iany aho..raha sipa no ande hisafosafo an'ianga _ be ...tafita >> tena fisarana no atolotra ho an'la letsy e.
sy ho an'le namana mpananiany reny..toany ry fijo ny namany...:-D
20. watafon ( 13/08/2005 04:34)
dasy : eka tompoko ô ! azo vidina tsara tsy misy ordo ireo fanafody ireo ary io CURA 7 io ange no fampiasa aty e ! aty d tsy mitovy @ any e! raha ireo signes nolazainy teo ireny alou DR tsy itako ze ilàna zavatra fanampiny intsony k ! hafa ny anareo hoe raha tsy mivaly ny analyse tsy atomboka ny T3 ! mmbola tsy tonga any zahay aty alou amzao fa refa misy rirany d attaquer-na ! misaotra anao t@ toro-hevitra fa zà ange mba te-hanampy an'i zefalah e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3921