mila evitra

21. diamondra27 ( 13/08/2005 07:35)
tena efa pro daholo nareo zany an!

za zao tsy mahay izany hoe angatra zany fa noheveriko fa fantôme, de inona ny dikan'io @ ny teny frantsay azafady. misaootra meloha
22. fasaly ( 13/08/2005 10:13)
ry zefa kosa tena tsy mahalala fomba mintsy, io nisy dokotera nanome hevitra ary serieux tsara de i tafita ihany no olmbelona azo isaorana, aza manontany hevitra ho valina tsony amy manaraka raha izany. MBA MAHAY MIAINA WA!
23. watafon ( 13/08/2005 12:15)
fasaly : :oops:
diamondra : gonococcie no fiantso azy io @ teny frantsay e!
24. zefalah ( 13/08/2005 14:04)
fasaly>> za nge nisaotra anareo rehetra e.
fa nosongaiko kosa lay tena naomby ahy..
fasaly>>Diso ve za @zany?
25. diamondra27 ( 14/08/2005 10:56)
misaotra an'i watafon e!

tena mba tsy henoko ndray iny fa les MSTno mba manavanana ahy
26. fasaly ( 14/08/2005 12:34)
zefalah:

tafita>>> tena fisaorana bobaka be mihintsy letsy no atolotra ho an'la a!! tena ela no tena naita nanome evitra tsara: sady tsy mandany andro no tsy mandany vola iany koa..sady fomba malagasy...tafita>> nde hitady an'io aho..fa menatra be za ande any @ docteur
sady ny akamaron'ny docteur aty @ tanana ko sipa doly
de somary menatra iany aho..raha sipa no ande hisafosafo an'ianga _ be ...tafita >> tena fisarana no atolotra ho an'la letsy e.
sy ho an'le namana mpananiany reny..toany ry fijo ny namany...:-D

zefa:
ny fahitàko an'io frazy io mantsy ry zefa anie ! dia olona iray ihany no nisaoranao e! ka izany no antony, koa tsy mazava be ve io, ho an'i tafita ihany lay fiasaorana, ????! tsy be kritik aho fa misy ny nanome torohevitra am-pitiavana sy matotra de olona iray ihany no nanohoanao fiasaorana de zay no nanaitra ahy kely.


27. watafon ( 14/08/2005 12:56)
diamondra : tsisy fisaorana e! izay no maha-mpinamana e!:-*
28. fijo ( 15/08/2005 21:34)
watafon an,za anie mba manala olana an'i lery e.
29. diamondra27 ( 16/08/2005 06:07)
watafon: toa omen'ny olona tsiny enao kanefa zara aza mba misy radoko eto @ namana, efa nisy dinika oe zay mba dokotera afaka midinika de mba manorata nefa zany no anaovandry zareo azy, tena tsy d'ac an'izany za
(jereo dinika cancer)

ho an'ny olona mécontents:
eto anie samy olondehibe ka anjaranao ny manapakevitra e! tsy misy manery anao @ ze tinao atao, hevitra no omena
30. diamondra27 ( 16/08/2005 06:09)
watafon: toa omen'ny olona tsiny enao kanefa zara aza mba misy radoko eto @ namana, efa nisy dinika oe zay mba dokotera afaka midinika de mba manorata nefa zany no anaovandry zareo azy, tena tsy d'ac an'izany za
(jereo dinika cancer)

ho an'ny olona mécontents:
eto anie samy olondehibe ka anjaranao ny manapakevitra e! tsy misy manery anao @ ze tinao atao, hevitra no omena
31. diamondra27 ( 16/08/2005 06:10)
watafon: toa omen'ny olona tsiny enao kanefa zara aza mba misy radoko eto @ namana, efa nisy dinika oe zay mba dokotera afaka midinika de mba manorata nefa zany no anaovandry zareo azy, tena tsy d'ac an'izany za
(jereo dinika cancer)

ho an'ny olona mécontents:
eto anie samy olondehibe ka anjaranao ny manapakevitra e! tsy misy manery anao @ ze tinao atao, hevitra no omena
32. fasaly ( 16/08/2005 13:42)
f'ita wa!
raha nijery tsara ny film mahaleo nareo dia misy roa amin'izy ireny dokotera profesera, ka ilay iray lava be iry raha nisy marary tonga de hoy izy hoe: mihinana tantely sytamenaka atody asiana toaka kely,
nefa izy dokotera koa no nilaza izany, fa asa koa amizay toetra mifanebaka izay ka!
33. fijo ( 16/08/2005 21:12)
marina izany ry fasaly.ary mahomby koa anie ny fomba tranainy sasany e
34. watafon ( 17/08/2005 10:44)
diamondra ! fasaly : tsy maninona re fa malalaka ange ny ady hevitra e! zay ange ny mahatonga anà tsy hiteny intsony io e! laingako zany mantsy !
35. fijo ( 17/08/2005 20:30)
mitenena ihany ka.
36. cocorie ( 18/08/2005 14:16)
le zefalah be angatra io ihany aza resahina fa zahay mila anao ry watafon an! ary mbola ho avy @ le zefa io koa ny syphilis sy ny sisa...
37. fasaly ( 18/08/2005 14:43)
:-D:-D:-D:-D
38. fijo ( 18/08/2005 20:38)
ndry kosa aza manozona e
39. watafon ( 27/08/2005 10:09)
cocorie : :-D:-D:-D:-D
ndao ary fa hovaliako nareo e! vazivazy nge ny ahy tery ambony iny e! za ndray mamaly fôna k !
40. fijo ( 31/08/2005 23:03)
:lol::lol::lol::lol: cocoricooooooo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4638