Fahasalamana

xxx ( 14/01/2004 11:02)
Hono hoa kay! inona ny azo atao ba anagezana ny zavatra retra fisaka @ vatan'olombelona!zany hoe ny sein sy ny fesses! misy fanafody sa inona tokony atao!... tohiny
adamilus3a ( 12/01/2004 11:57)
tsy haiko ry namana isany fa ny sira vita gasy hono zao tena mampitombo tension be mitsy.inddra ny oul efa azonazon-taona de tafiakatra 20ny tension tsy haiko raha marina tanteraka zanyny tao antrano... tohiny
novalian'i a256011 ny 04/02/2004 10:41
xxx ( 09/01/2004 17:21)
Sao misy mahay evitra gasigasy azo analana Holatra (cicatrice) ry zareo? Tsy izany manko fa nisy tataka izay ny teta-masoko (voa tamin'ny baolina) dia nozairina dia hita ilay dian-kofehy nony ta... tohiny
novalian'i dom ny 16/01/2004 16:01
doris ( 03/01/2004 09:19)
Manahoana. Firy amintsika gasy no voan'ny sida, misy mahalala ve?... tohiny
novalian'i isrine ny 07/01/2004 18:15
isrine ( 30/12/2003 20:33)
Salut! Toa ohatry ny tsy misy dokotera zany eto, nefa ny ps mipopoka ery: toubib, docteur!... tohiny
novalian'i isrine ny 10/03/2004 13:24
xxx ( 08/12/2003 19:17)
Tsy tokony ho borosiana na hotsanina ny vava rehefa mifoha @ maraina. Inona no antony? Isrine... tohiny
novalian'i isrine ny 10/03/2004 13:21
isrine ( 01/12/2003 19:18)
Tsy fantatro izay antony ka ilako fanazavana aminareo, fa rehefa mangatsiaka ny andro de mandeha ran'orona za. Tsy isan'andro akory fa indraindray. ... tohiny
moi ( 28/11/2003 15:48)
Tsapa ho miroborobo ny sehatra isan-karazany miady amin'ny SIDA, ary misy vola be mandehandeha any ! Tena eran-tany io, ka mahalasa ny saina hoe Tsy atahorana ve ny fahitana fanafody manasitrana ny SI... tohiny
novalian'i dom ny 23/01/2004 09:13
xxx ( 01/11/2003 15:15)
Ahoana no fomba fijerinareo ny fandraisan'ireo personnel médical ny marary eny amin'ireny hôpitaly na dispensera ireny amin'izao fotoana izao?... tohiny
novalian'i angie ny 01/04/2004 11:19
xxx ( 04/09/2003 11:17)
Mba tena mandreraka be ry reto fa zaho marary andoha lava a! ary tsy vitan'izay fa mitsonika foana ny orona, ... sao mba misy afaka manampy, dia misaotra mialoha!... tohiny
hery ( 04/09/2003 10:10)
Nosokafana ny dinika vaovao momba ny fahalamana ranofotsiny. Eto amin'ity dinika ity no ametrahanao ny fanontaniana sy ny fanadihadiana ary ny torohevitra isankarazany momba ny fahasalamana. Raha misy... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7399