Fahasalamana
xxx
(
22/06/2004 10:37)
Mijaly be aho @ ireto angadrano @voloko ireto ka mba mitady vahaolana izay mety hahafaka azy.
AZO ALANA VE IRENY SA EFA ARETINA MIHITSY...
suite
répondu par sejianis le 29/06/2004 17:51
xxx
(
15/06/2004 13:58)
misy fiantraikany inona kay ra oh ka mipipi dia manahitaina?ary misy fofona hafa²,sy miloko mavo²b!...
suite
répondu par idealy le 07/07/2004 05:56
unik
(
11/06/2004 19:58)
inona ny ataonareo rehefa tratran io: misy manao hoe tsy miaina mihitsy miniotra vitsivitsy, misy miteny hoe misotro rano......
suite
répondu par booboo le 26/11/2004 15:47
vonjeo
(
11/06/2004 09:56)
tovolahy kely 14 taona aho , ary mila fanampiana toy izao :
Marary voan'ny hasma aho hatry ny nahaterahako , ary misy fiantraikany be t@ masoko ilay izy ary efa manomboka tsy mahita aho @ izao fotoan...
suite
répondu par vonjeo le 10/07/2004 06:51
ari.malala
(
08/06/2004 09:53)
Miarahaba ny namana rehetra, inona kay ny fanafody mety hahasitrana sinusite ? aza miresaka ponction aloha fa efa in-3 aho no natao ponction ( 1990; 1992; 1998 angamba izyizay ) fa mbola marary be ary...
suite
répondu par ari.malala le 09/06/2004 11:06
nikopol
(
02/06/2004 11:03)
Afak'omaly ny andro iraisampirenena miady amin'ny fifohana, aminareo zay efa tafala tamin'ny sigara, inona no nataonareo?
...
suite
répondu par ikaretsaka le 20/06/2004 22:43
nala
(
20/05/2004 16:07)
Dokotera namana o, inona no voka-dratsin'ny manambady havana akaiky? ohatra hoe zanaky ny mpi-cousin no mivady?...
suite
répondu par ludo le 01/08/2004 19:48
jhouhlambout
(
19/05/2004 18:25)
Zany hono ny tokony ho durée de vie normale ny olona, fa vokatry ny zavatra manodidina sy ny stress, sy ny sisa.... dia mihena. Ka inona ary ny hevitrao momba izany?...
suite
répondu par olly le 19/06/2004 16:15
tenio
(
10/05/2004 15:40)
Ianareo ve efa voan'ny tahaka ahy fa amin'izao dia ny zavatra nolazaina ahy vao 5 mn dia efa tsy tadidiko intsony hihi.
Nefa taloha izaho dia isan'ny olona mahatadidy zavatra, sa efa feno ny "disque...
suite
répondu par angie le 17/06/2004 14:15
hendry
(
05/05/2004 10:06)
Ady hevitra be eny @ toeram-pitsaboana matetika ny momba ny marary zay hita fa tsy ahitana fanafana ntsony hoe hovonoina sa avela hiaina. Misy manko ireo marary, tsy mahay miteny ntsony, tsy afaka mi...
suite
répondu par idealy le 23/06/2004 04:54
yonikafopl
(
03/05/2004 14:19)
Mba misy afaka manazava amiko ve ny momba io aretina io, aretina azo avy @ inona? ny fisorohana ny aretina, ny fitsaboana azy. Raha toa ka areti-mifindra dia @ alalan'ny inona ?
Azafady indrindra fa...
suite
répondu par yonikafopl le 16/05/2004 21:14
nananie
(
29/04/2004 12:41)
Iza no efa nodidina an'io? Dia mila mijanona any @ hôpitaly ela ve? ...
suite
répondu par ludo le 01/08/2004 19:53
drtriniti
(
22/04/2004 13:42)
Fa inona no mahatonga an'i kof boay harary andoha tsy mijanona le? Mavesatra be sa donto be tsy mety miasa mihintsy nedala.
Aza asiana hanihany fa resaka serieux io ah! Tena efa ho 1 volana izao.
Mi...
suite
répondu par zoryl le 26/02/2018 10:54
alz
(
21/04/2004 10:10)
Any amin'ny tany an-dalampandrosoana, toa betsaka ny manana prôblèman'na nify na de mbola jeune aza.
Tsy anisan'ny laharam-pamehana amin'ny fahasalamana ve le izy sa?
Ny hitako tany Dago, maro...
suite
répondu par Jenny Willah le 11/11/2017 23:23
booboo
(
20/04/2004 11:54)
inona no mahatonga an'izany kay ?...
suite
répondu par gandy le 02/07/2004 09:14
luz
(
19/04/2004 12:59)
Miarahaba ny rehetra
Ny fihinana pillule contraceptive hono dia azahona cancer du sein - de l'utérus ary mety tsy bevohaka intsony raha tsy mihinana azy aza...
Marina ve izany!!
Misaotra...
suite
répondu par hendry le 23/04/2004 14:23
ari.malala
(
19/04/2004 09:48)
Raha misy dokotera afaka mamaly azafady, inona kay no tena antony mahatonga an'io? Ary tsy maintsy mila fandidiana ve? Mitarika kyste ve?Misaotra mialoha....
suite
répondu par ari.malala le 25/05/2004 12:45
rfanjav
(
13/04/2004 08:24)
Mba tiako ho fantatra ry zareo, ny sage-femme @ izao fotoana izao v no tsy mahay intsony na tsisy valeur-ny intsony, sa ahoana no d efa malaza ery ty manao consultation pré-natale any @ docteur gyné...
suite
répondu par titakely le 27/07/2004 18:52
2689
(
09/04/2004 13:17)
Tena tokony mandoa ny fitsaboana eny amin' ny hopitaly zato isan-jato ny marary tsaboina eny. Izao no mahatonga ahy hametraka izany : rehefa misy ny sensibilisation andanian' ny fanjakana vola tsy tok...
suite
répondu par kally le 26/04/2004 20:13
joda
(
06/04/2004 10:13)
inona no mahatonga io aretina io..merci...
suite
répondu par ramoul le 20/04/2004 14:53
