tsakoahana

1. unik
(
11/06/2004 19:58)
inona ny ataonareo rehefa tratran io: misy manao hoe tsy miaina mihitsy miniotra vitsivitsy, misy miteny hoe misotro rano...
novalian'i booboo ny 26/11/2004 15:47

4. six
(
12/06/2004 06:59)
mbola mitombo zany enao matoa tratrany e! d aza mikoropaka fa afaka wazy iny! hihihih
mety doly zany rehetra zany ka! misotro rano, tsy miaina, tairina
le we tsy miaina angamba ny tena marina d maka aina faran'izay azo atao e d avy eo tsy avoaka mintsy raha ts elaela
ok
mety doly zany rehetra zany ka! misotro rano, tsy miaina, tairina
le we tsy miaina angamba ny tena marina d maka aina faran'izay azo atao e d avy eo tsy avoaka mintsy raha ts elaela
ok

8. booboo
(
12/06/2004 12:28)
misotro rano mangatsiaka. Dé avia tairiko : Booooooooooooo ! hihihihihi

10. ramoul
(
12/06/2004 19:51)
booboo enao efa manaitra ihany ny ps nao an!?:-)
unick misotro rano mangatsika be mintsy de aza miaina rahefa avy misotro rano.
unick misotro rano mangatsika be mintsy de aza miaina rahefa avy misotro rano.

11. xxx
(
16/06/2004 08:36)
Raha mahita olona voan'ireny hono dia atao izay hahatezitra azy fa raha vao tezitra izy dia tonga dia afaka

13. nananie
(
17/06/2004 13:45)
hihihi!
Fa 'zao kou ry reto a! Normal ve raha efa amantaonany mihintsy no tsy mba voan'io?
Fa 'zao kou ry reto a! Normal ve raha efa amantaonany mihintsy no tsy mba voan'io?