Fahasalamana

bichette ( 05/11/2004 10:11)
Miarahaba ny rehetra. Inona ny fanafody na hevitra hampijanona ny fihintsanam-bolo. Moa ny farehitra ve dia tena misy vokany tokoa ? Ankoatran\'ireo pilina ohatra hoe cystine sy nutricap sns, misy fo... tohiny
novalian'i rurik ny 06/05/2005 17:30
nikopol ( 29/10/2004 12:12)
Contempler la poitrine des femmes est bon pour la santé des hommes et les aide à vivre plus longtemps! Voici que révèle une étude réalisée par un groupe de chercheurs allemends. Ces derniers on... tohiny
novalian'i rurik ny 07/03/2005 15:08
toubib ( 25/10/2004 14:42)
Tsy hoe akory manjono trondro anaty koveta sanatria fa mba mety hahasoa ihany ny forum ao amin\'ity site iray ity izay mampiaina anao miaraka amin\'ireo dokotera eto Madagasikara sy ny zavatra iainan\... tohiny
novalian'i raym ny 22/05/2005 22:50
xxx ( 12/10/2004 13:12)
ianareo ve aky mba manao izany ? dia tena marary be tsy mijanona mihitsy na alina aza dia isambolana dia ohatran\'izany foana ????? inona no nataonareo ???? mamitiana... tohiny
nathanael ( 01/10/2004 14:14)
jereo eto: www.bmlweb.org/tabac.html... tohiny
xxx ( 01/10/2004 08:22)
K\'haiza daholo, ahoana ry zareo no atao amin\'ny resaka hodi-potsy a! Aretina ve io de inona no fomba hiadiana aminy!! Merci mamaly fa tena ilaoko ny mahafantatra azy io eh... tohiny
novalian'i majakely ny 10/02/2005 13:49
xxx ( 03/09/2004 03:29)
:?: ahoana aminareo ny fitiavana te hanao firaisana ara nofo foana ho an'ny vevavy, tena ilain'ny vatana ve izy io raha efa zatra :( ? sa azo ajanona fotsiny amin'izao ve :oops: satria sar... tohiny
novalian'i babalahy ny 24/08/2005 18:00
booboo ( 29/08/2004 18:27)
Misy mpanao an'io ve ny namana sasany ? Dia ahoana ny ataonareo iatrehana ilay izy ? Misaotra indrindra dia mba miangavy zé te hanome valiny mananihany mba tsy hamaly azafady indrindra.... tohiny
novalian'i xxx ny 03/09/2004 03:23
fanja1 ( 25/08/2004 16:14)
Finis les trous de mémoire ! Curieux ! Pour améliorer sa mémoire, il faut regarder devant soi, pas derrière... C'est l'idée d'une nouvelle méthode particulièrement efficace pour entretenir sa... tohiny
novalian'i fanja1 ny 28/08/2004 07:18
ludo ( 19/08/2004 11:38)
Lazaiko we maty antoka ny mpandeha taxi-brousse sasany satria mandoa in2 izy! lay voalohany alo ara-bola mazava ho azy fa ny faha2 kosa lay tsy matanty voyages e d in no antony mahatonga io farany io... tohiny
rindranavalona ( 13/08/2004 13:40)
Ahoana marina moa hoe: groupes sanguins inona sy inona no afaka mivady e? Ny mba ahazahoana taranaka salama e? ... tohiny
novalian'i ds ny 05/09/2004 10:29
haingou ( 07/08/2004 14:15)
Za ry reto tena mijaly be rehefa mihetsika ny hemoroïde-ko ka mba mila vonjy aho sao mba misy mahalala fanafody tena mahafaka azy tanteraka. EFa nampiasa suppositoire ihany aho sy crème anusol fa ts... tohiny
novalian'i tcyn629 ny 06/02/2020 13:06
jhouhlambout ( 04/08/2004 21:30)
Les patrons d'une société d'édition essayent d'élucider la mort d'un de leurs employés au bureau sans que personne ne s'en aperçoive depuis 5 jours. George Turklebaum, 51, employé comme correc... tohiny
rindranavalona ( 19/07/2004 06:49)
Marina ve fa tsy mahazo misotro ronono, na mihinana produits laitiers, raha mihinana fanafody misy Antibiotique?... tohiny
novalian'i toubib ny 23/08/2004 14:26
xxx ( 29/06/2004 07:40)
Izaho dia be lelo be ; tsy mety afaka sery mihitsy. Ka mba atao ahoana ny manala azy? Raha synusite inona no fanafodiny ? Raha sery tsotra inona no fanafodiny?... tohiny
novalian'i sylvia15 ny 16/02/2015 17:17
bealah ( 23/06/2004 10:13)
Inona no tokony hatao mba hampaniry ny volo sy tsy hampiongotra azy ?... tohiny
novalian'i mamapa ny 28/05/2013 11:55
dom ( 23/06/2004 06:23)
Médicaments : baisse de 9 % annoncée - L'express - Ile Maurice - 19/06/2004 Un communiqué du ministère du Commerce et des Coopératives, émis hier, annonce une mesure. Les pharmaciens devront a... tohiny
novalian'i ramaso ny 01/07/2004 07:48
idealy ( 22/06/2004 10:53)
sao mba misy afaka mamaly ahy hoe inona no atao mba tsy ampihetsika palpitation fa indraindray tena sempotra mihintsy na dia efa mitsindrona calcium aza ka mampiasa calcibronat mety ho aretim_po ve iz... tohiny
xxx ( 22/06/2004 10:37)
Mijaly be aho @ ireto angadrano @voloko ireto ka mba mitady vahaolana izay mety hahafaka azy. AZO ALANA VE IRENY SA EFA ARETINA MIHITSY... tohiny
novalian'i sejianis ny 29/06/2004 17:51
xxx ( 15/06/2004 13:58)
misy fiantraikany inona kay ra oh ka mipipi dia manahitaina?ary misy fofona hafa²,sy miloko mavo²b!... tohiny
novalian'i idealy ny 07/07/2004 05:56
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1364