Fahasalamana

nananie ( 31/03/2004 14:43)
...aretina mpitranga @ olona aty an-dafy io. Arenti-tsaina ve no mahatonga izany sa? Ary ny any @ toerana an-dàlampandrosoana koa ve dia mety hahitana azy?... tohiny
voninkazokely ( 29/03/2004 18:49)
Ahoana efa mba nisy nahita ve ilay fanalàna azy?... tohiny
novalian'i mumu ny 03/05/2004 17:32
nananie ( 26/03/2004 11:45)
Efa naheno ve nareo we misy sipa mbola 19 ans de efa menôpôzy sahady? In no mety mahatonga an'io ?Aretina ve zany sa we prekôsy fotsiny i kala?... tohiny
tianarivo ( 24/03/2004 19:10)
NY mpisangisangy aoka tsy hananihany fa zava dehibe ho an'ny fiainako ity. MISAOTRA TOMPOKO Efa ho 4 taona mahery aho no narary lamosina nefa toa tsy nety mihintsy ny fitsaboana azy. Dokotera, Pro... tohiny
novalian'i rata88 ny 26/07/2012 11:29
xxx ( 18/03/2004 16:24)
Ireto mba misy lisitry ny tapa-kazo fampiasan'ny malagasy. Aphro-natoraly Voapaka, Tenina, Handy, Vahinamalona, Lambohenjana. Dia tandremo sao manao survette ambany fa tsy mety an.... tohiny
novalian'i tsilan ny 29/04/2004 12:10
miranto ( 08/03/2004 16:04)
hono ho aho ny fatoriana lava ve aretina ary raha vao mahita azo ametrahana loha de te hatory foana tsy aiko ny antony fa mpahazo ahy lava izy io... tohiny
novalian'i raym ny 22/05/2005 23:09
isrine ( 08/03/2004 13:04)
efa nisy naheno an'io ve nareo? fa aretina hono ilay izy. ... tohiny
novalian'i raym ny 22/05/2005 23:15
xxx ( 06/03/2004 14:03)
marina fa olombelona sahala @ rehetra ihany ny dokotera ka mety ho diso, saingy misahana aina ny asany. Efa in-2 aho no sendran'ny dokotera diso diagnostic ka ny 1 t@ ireo dia niafara t@ fandidiana sa... tohiny
novalian'i pitchou ny 22/03/2004 18:48
xxx ( 05/03/2004 18:26)
Asa leiretsy, fa dia tena dradraina fatratra mihintsy ny hoe antapitrisany litatra ny siro lany. Ny tena mba somary mampalahelo anefa dia ny olona an-drenivohitra izay misotro rano avy amin'ny JIRAMA ... tohiny
novalian'i sejianis ny 13/04/2004 15:45
hendry ( 05/03/2004 16:57)
Vao tsy ela akory nandeha t@ fandaharana t@ télé fa teo @ hafa-8 volany vao nahalala ilay vhv fa bevohoka izy. Nandeha ara-dalàna ny fotoanany (règle) nandritr´izay valo volana zay ary nilaza izy... tohiny
novalian'i mumu ny 03/05/2004 17:34
isrine ( 05/03/2004 09:34)
Ialana tsiny @ izay olona mora rikoriko an. Ahoana ny hevitsika @ izy io?... tohiny
novalian'i fraulo ny 27/07/2004 11:00
xxx ( 19/02/2004 20:14)
sao mba misy mahalala nareo hoe inona zany tambavy efficace be zany manala aretina vavony? mety tsy ho tambavy koa ilay izy fa hoe plantes, tsy haiko fa nisy nilaza an'izay fotsiny!! ra misy mahalala ... tohiny
novalian'i babalahy ny 24/08/2005 18:14
nala ( 18/02/2004 19:15)
Mba atoroy tsara hoe ry ry namana ny tena fanisana azy fa tsy dia tena mahay tsara ny tenanay? raha misy dokotera dia mba iangaviana hanazava e. ... tohiny
novalian'i booboo ny 03/07/2004 07:59
ari.malala ( 18/02/2004 13:22)
Miarahaba antsika rehetra, misy marary foana ny ila kiboko havanana, efa nanao echographie aho fa tsy nisy n'inon'inona. Ilay marary aloha dia efa hatr@ 94 aho no narary fa notahitahiana teny, nas... tohiny
novalian'i tiris8786 ny 13/04/2015 17:26
hery ( 08/02/2004 20:49)
Tahaka ny olona rehetra dia hitako fa mafy ny asa sy ny fianarana. Dia ohatry ny tsy milamina izany foana ny saina. Ny tena anefa tsy te handray fanafody fa tsy te ho za-dratsy. Misy afaka milaza sak... tohiny
novalian'i idealy ny 30/06/2004 07:37
nananie ( 05/02/2004 12:21)
Salut! Nareo ve reto rehefa période d'examen na période de révision de voan'ny crampe lava?Normal ve zany?Dia misy fanafody hiarovana amin'io ve?... tohiny
novalian'i dasy ny 19/02/2004 09:01
ravatorano ( 30/01/2004 09:18)
Ingahy Zaranaina dia mpikaroka ary mitsabo amin'ny alalan'ny fanafody malagasy izay antsoina hoe fitsaboana nentin-drazana. Izy dia nilaza fa nahita ny fanafody fanafoanana ny "charge virale" ao amin... tohiny
novalian'i totsy ny 26/03/2013 02:56
ravatorano ( 22/01/2004 12:19)
Fa maninona no tsy lazaina sy hamafisina avokoa izay mety mahatonga ny sida fa dé ajanona fotsiny eo amin'ny lafiny wé tandremo ny mijangajanga fa mety hitondra ny otrik'aretina sida. Moa ary ve ny... tohiny
a256011 ( 22/01/2004 10:29)
Salama Daholo. Inareo ve mba efa nahita ilay lazain\'ny olona hoe \"Trésor de mer\". Be ny milaza azy io fa manasitrana aretina 150 hono. Karazana \"algue\" izy io, ary ao anaty ranona dite misy sir... tohiny
novalian'i meza ny 23/01/2004 20:51
bozik ( 17/01/2004 10:36)
Inona kay no mba mahaafaka ireny angan-drano ireny,na farafaharatsiny hanaronana azy tsy ho hita be?... tohiny
novalian'i Kim ny 24/08/2005 09:58
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.108