somatisation

1. booboo ( 29/08/2004 18:27)
Misy mpanao an'io ve ny namana sasany ? Dia ahoana ny ataonareo iatrehana ilay izy ? Misaotra indrindra dia mba miangavy zé te hanome valiny mananihany mba tsy hamaly azafady indrindra.
novalian'i xxx ny 03/09/2004 03:23
2. ds ( 30/08/2004 10:55)
Inona aloha no dikan'ny "somatisation" e ?
Sa mifanaraka amin'ity manaraka ity :
"izay tsy voalokan'ny vava, dia tenenin'ny vatana". Raha izay, dia tsotra : ezaho lazaina (tenenina) izay tian'ny vava avoaka fa raha tsy izany ny vatana no hilaza azy.
3. xxx ( 03/09/2004 03:23)
mangala tononkalo ao namana dia araho safosafo dia mety somatisation io satria ianao tsy voatery hiteny zany kouh
toky
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1674