Misy mpanao an'io ve ny namana sasany ? Dia ahoana ny ataonareo iatrehana ilay izy ? Misaotra indrindra dia mba miangavy zé te hanome valiny mananihany mba tsy hamaly azafady indrindra.
Inona aloha no dikan'ny "somatisation" e ?
Sa mifanaraka amin'ity manaraka ity :
"izay tsy voalokan'ny vava, dia tenenin'ny vatana". Raha izay, dia tsotra : ezaho lazaina (tenenina) izay tian'ny vava avoaka fa raha tsy izany ny vatana no hilaza azy.