te hanao firaisana ara nofo foana
1. xxx
(
03/09/2004 03:29)
:?: ahoana aminareo ny fitiavana te hanao firaisana ara nofo foana ho an'ny vevavy, tena ilain'ny vatana ve izy io raha efa zatra :( ? sa azo ajanona fotsiny amin'izao ve :oops: satria sarotra ny ahita olona vetivety eo raha avy nisaraka olo tiana . :{
novalian'i babalahy ny 24/08/2005 18:00
4. sariaka91
(
06/09/2004 14:46)
Tsy ny vatana ihany fa ny saina koa tena mila an'io. Marimpitiavana be izany indrindra eo anivon'ny tokantrano, ary midika fiarahana mirindra sy milamina. Mampandry saina sy mampiadana tokoa io ka tsy mety raha ajanona tampoka.
Ny hoe atao foana indray... 8-) :-o sarotra be. Be ny zavatra tsy maintsy atrehina... 8O
Ny hoe atao foana indray... 8-) :-o sarotra be. Be ny zavatra tsy maintsy atrehina... 8O
7. babalahy
(
24/08/2005 18:00)
Mahabe mony hono ny tsy fanaovana io kozy io.Sa ahoana ry dokotera??