Fahasalamana

1. vale ( 28/09/2005 11:54)
Manahoana daholo! Sao dia mba misy mahafantatra toerana mpivarotra ireny "Raokandro Malagasy" ireny kay ianareo! (aty Frantsa io!)Misaotra mialoha!
2. booboo ( 28/09/2005 11:57)
eny reny herboristeries reny matetika mivarotra plantes médicinales na ndraindray koa eny @ pharmacies. Fa lé tena oe " raokandro malagasy " tsy haiko.
3. Veloo ( 28/09/2005 16:17)
inn kay zany raokandro zany ry reto? very ndray za kle :(
4. vale ( 28/09/2005 21:35)
Anarana fanafody Vita Malagasy izany ry veloo!Ohatra hoe ireo fanafody vitan'Atoa Ratsimamanga izao dia an'isany!!!
vale.
5. booboo ( 29/09/2005 09:38)
Vale > tsy ny fanafody vita malagasy ihany no atao oe "raokandro" fa zay retra vita @ zava-maniry (plantes médicinales). Fa satria zava-maniry misy any Dago no ampiasaina dé "raokandro malagasy" no fiantso azy.
6. vale ( 29/09/2005 11:53)
Booboo>kisses!!!
7. Veloo ( 29/09/2005 14:50)
vale a ay ve e tsy fantatro knou misaotra betsaka aky an.:-*:-*:-* Za ndray aloha tsy mahafanatra toerana e any @ farmasia ve aky tsy misy?
8. ravakamalala ( 30/09/2005 13:32)
Hoy i Vale :
Manahoana daholo! Sao dia mba misy mahafantatra toerana mpivarotra ireny "Raokandro Malagasy" ireny kay ianareo! (aty Frantsa io!)Misaotra mialoha!


Any am banlieue Paris (94000) akia misy mpivarotra gasy zay Bazar Bé mivarotra an ireny a! Tsy dia mbola betsaka ny azy fa afaka mi commande ndry raha ohatra ka misy tadiavin dry manokana. Any Kremlin Bicetre lé quartier.

Ny ankamaroan ny gasy mipetraka ao 94 ao d mafantatra an io daholo.

Manana télephone zareo fa andraso aloha tadiaviko d omeko eto ihany.
9. Herimiafina ( 04/10/2005 04:27)
Aiza le téléphone ry ravakamalala fa zahay te-hahalala be mahintsiny an. Adinonjy sahady ny akama rehetra tato an. hehehehe:-D:-D:-D:-D
10. ravakamalala ( 04/10/2005 13:28)
jereo www.croissance.com (tsy haiko ny nanao ilay lien :oops:) eo amin ny page 1° eo ihany fa any ambany indrindra misy an ilya hoe produits services dia io BAZAR BE e!
11. ravakamalala ( 04/10/2005 13:38)
Hay nety ihany le lien knou :@
12. Veloo ( 04/10/2005 17:37)
:-D:-D:-D
13. ravakamalala ( 05/10/2005 12:53)
Veloo > Mbô nigesta akia za tam iny a :-D
14. Herimiafina ( 05/10/2005 14:08)
Mi se faire desirer njay i ravakamalala an?:-D:-D
15. ravakamalala ( 05/10/2005 15:17)
Tsy hita Herimiafina fa tsy maintsy manao zay mety e!
Désiré-nao angaha za? :oops:
16. Herimiafina ( 05/10/2005 15:25)
Ka sao de le desira sont des ordres be reny le ano koa. heheheheh:-D
17. ravakamalala ( 05/10/2005 16:48)
tsy genre nao ilay homme soumis?
18. Herimiafina ( 08/10/2005 17:09)
Arakaraka ny hoe soumis amin'inona aloha e. Ngo de zavatra tsy manajary kou...hehehehehe:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1134