ny firaisana aranofo!

1. jon ( 24/09/2005 14:31)
inona no mety ho vokadratsy aterakin'ny fanaovana
firaisana ara nofo raha toa ka atao isan'alina isan'alina tsy mba misy repos raha hoan'ny lehilahy manokana!
novalian'i lyodbanks ny 25/10/2016 09:33
2. sipagasy ( 24/09/2005 14:49)
nga lasa mankarary koa izany izao??? hihihihi
3. babalahy ( 24/09/2005 14:53)
Malemy lava ny lohalika .
4. jon ( 24/09/2005 15:03)
haona ny saina!
5. fasaly ( 24/09/2005 16:16)
tsy marina izany e! vao maika aza mahasalama surotut ho an'ny lehilahy hono, plus hono misy éjaculation betsaka moins ny lehilahy tratran'ny cancer (oh:prostaty) de mazotoa manan e!
6. fasaly ( 24/09/2005 16:47)
prostaty io na!:)
7. jajaf401 ( 24/09/2005 17:11)
mampazoto mihinana koa eh ! :-D:-D
8. Herimiafina ( 24/09/2005 18:03)
manaova foana ry zalahy fa manjeraka be le bandy mitohana an: kizitina, masiaka, mahatsiravina.:-D:-D
9. xxx ( 24/09/2005 18:18)
mety hoe tsy misy fiantraikany arabatana le izy, fa zany hoe raha sipa tokana ny anao dia mety ho leo izy mo raha be partenara ianao dia mitandrema ihany eh. sinon aleho manao toy izay lasa tabory ankandrina(fomba fiteny ny lehilehy tsy manao io eh)
10. vale ( 24/09/2005 19:07)
Andray ry XXX ty enao é!
11. xxx ( 25/09/2005 05:07)
tsy de hitako ze vokany aloha raha tamiko manokana !!!! de tsy de koi io na atao isan'andro aza!
12. fasaly ( 25/09/2005 08:37)
ny vokany de manjary lany tsoka anie e! de lasa fingotra be tsisy jerena njay...
13. balaka ( 25/09/2005 12:36)
ny voka-dratsiny, mampalemy lohalika, tsy mahavita fanatanjan-tena, mahabe torimaso lava
14. bary90 ( 25/09/2005 13:04)
:*
io kosa aloha raha ny hvt dia tsara tokony hataon'ny lehilahy isanandro e,na dia ny jôba koa aza, maha botrabotra anareo io, na dia tsy ho isak'alina kosa aza fa na ny atoandro ireny , manjary tsy mety ilay biby raha tsy mihinana fona !!!!!!!!!!!
io ilay hoe mihinana dia mierotra eh
15. fasaly ( 25/09/2005 13:43)
de nareo mierotra fa zahay mipitrapitra eo....
16. pitchou ( 25/09/2005 16:17)
asina boule quies aky fasaly d tsy henon-dry a!
fa tô hoe mahasalama hono ny manann kou! mampatanjaka ny fo
17. fasaly ( 25/09/2005 16:57)
k'efa we eny wa! fa gaga amireto olona malemy lohalika reto aho kou:lol:
18. mandrindra ( 26/09/2005 09:19)
Mahasalama ny manary faikany isanandro ka. Fanatanjahantena vita , fahafinaretana azo. Mety mbola mahzo zanany koa raha ilaina na tsy mitandrina.
Manaova isanandro fa tsara io e.
19. fasaly ( 26/09/2005 10:15)
20. ravakamalala ( 26/09/2005 12:07)
fasaly > za koa akia mba gaga am lé malemy lohalika, f'anga lohalika no ampiasaina? noheveriko fa zavatra hafa. oopppsss
Hano ny hanina fa ny harena mila vintana e!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0859