Fahasalamana

aliotsy ( 08/11/2005 10:20)
aona kay raha avan ny tokony tonga ny regle misy signe manokana ve ... tohiny
novalian'i fijo ny 18/11/2005 22:24
jon ( 07/11/2005 13:26)
inona no mahatonga ny olona sorena lava ; tsy mahatombina firy amina zavatra atao ; tsy matoky tena ; tsy mba misy zavatra mahavariana ; tsy mahita fahafinaretana amin'a zavatra atao ; dia inona no t... tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2005 21:57
diamondra27 ( 07/11/2005 12:37)
Sao de mba misy manakevitra ny mety hatao ho an'olona voan'ny diabète aty Mkara nareo? De miandry sosokevitra sy témoignage ze olona sitrana sy ny zavatra nataony... tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2005 22:02
ari.malala ( 03/11/2005 13:30)
inona kay ny mety ho voka-dratsiny? d tsy maintsy didiana v?... tohiny
novalian'i fijo ny 01/12/2005 22:16
booboo ( 01/11/2005 20:57)
Mba mila toro-hevitra avy @ ireo zay mifanerasera @ olona "en fin de vie" na voan'ny aretina dernier stade (cancer, sida, etc.)ny tenako. -Ahoana kay no ataonareo hihatrehanareo ny andavan'androna... tohiny
novalian'i namanao ny 20/12/2005 12:52
diamondra27 ( 01/11/2005 20:36)
sao de misy olona efa nanandrana le vahona hanasitranana ny rhumatisme na arthrite de mba lazao anay hoe nanao ahoana ny vokany... tohiny
vale ( 31/10/2005 01:26)
Marina ve fa ny tsy fahampian-torimaso mahangeda?(matavy)mba mangataka ny hevitrareo .... tohiny
novalian'i fijo ny 18/01/2006 19:37
dadabe ( 26/10/2005 05:32)
hono hoa ry zareo ,tsy haiko na resaka efa nandeha teto izy ity na tsy, fa aleo manotanitany foana. sao mba misy mahalala hoe,ny tongolo gasy moa mampidina sa mampiakatra tension?tahaka izany koa ny ... tohiny
bichette ( 24/10/2005 13:16)
salama tompoko ! raha misy olona tsy mihinana hena ato, mba azonao tantaraina ve ny fomba fisakafoananao ? repas equililbré... tohiny
novalian'i fijo ny 27/12/2005 21:54
boubounezy ( 20/10/2005 18:44)
ho antsika zay glady be otranà na kely2 no za; na lah na vhv andao mba hiresaka momba ny tavy, dé zé afaka manoro hevitra kou mou dé afaka miresaka @nay fa hevitra ho any glady no ilaina eto.... tohiny
novalian'i ariel ny 26/12/2005 19:01
zefalah ( 10/10/2005 23:17)
aona r'zareo no hafatarana ny vhv rehefa bevoka? ary inona ny marika ahalalana an'zany? ... tohiny
novalian'i fijo ny 03/11/2005 22:15
bichette ( 10/10/2005 06:46)
ilay maraina vao mifoha mihitsy iny sa ny hariva not sara manao sport ? ilay vao mifoha mihintsy iny ve ?... tohiny
novalian'i dadabe ny 26/10/2005 11:22
kally ( 09/10/2005 10:42)
Voaporofo efa ela (1981)fa saingy izao vao nekena fa tsy vokatry ny faharerahan-tsaina na stress mihitsy ny aretim-bavony fa vokatry ny bactéries izay azo ao anatin'ny 5taona voalohan'ny zaza.Ny vavo... tohiny
novalian'i fijo ny 11/11/2005 21:54
Avianiandanitra ( 08/10/2005 19:26)
Salut daholo ! :idea::idea::idea: Nisy olona ni-présenter an'lé produit t@ko, mahafinaritra be leizy. Tiako hozaraina @nareo ny zavatra azoko, antsoy 1 800 281 1119 avy eo de 12-268 (gratuit io)... tohiny
novalian'i Veloo ny 28/10/2005 17:47
Achia ( 07/10/2005 15:05)
misy fiantraikany @ olona iray v ny fahampiana toromaso . oh: adin'ny 3 no hatoriana @ alina .nefa tsy matory atoandro.ary misy docteur specialiste momban'zany ve eo tana??? 0... tohiny
novalian'i diloo ny 26/10/2005 22:36
xxx ( 06/10/2005 08:58)
saika mba hanotany ahy sao mba misy mahalala , sao dia misy mahalala hoe inona ny mahatonga ny ratsatongotra mangidihidy sa vokatrin'ny hatsika ve?? satria t@fotoanan'ny hafanana dia tsy naheno mang... tohiny
novalian'i fijo ny 09/11/2005 21:19
jon ( 05/10/2005 12:31)
tsy hatahorana hisy efeny ve ny fanaovana ny yoga! raha ohatra misy olona iray voan'ny aretina vokatrin'ny yoga de haona no tokony hatao ! ... tohiny
novalian'i jon ny 06/10/2005 15:20
rongatry ( 01/10/2005 12:02)
Mahasalama sa tsia ny zazakely 8 taona ny volony lava be hatrany @ valahany ? Mba valio raha misy dokotera na hafa afaka manampy, sao dia tokony ho tapahina ilay volony ; lazain'olona fa hoe tsy mamp... tohiny
novalian'i rebosa ny 07/10/2005 11:24
Herimiafina ( 30/09/2005 04:27)
Hoy ilay dokotera akaman'i herimiafina izay, ny fihinanana pillule dia miaro amin'ny cancer any amin'ny nono, ovaire, ny tranonjaza, ny col de l'uterus, ny vagin, ny vulve, sns. Izao ny fanazavana: ... tohiny
jos13 ( 29/09/2005 10:12)
fomba malagasy ny mamora zaza lahy na ny lehilahy gasy, fa ny tena tiako fantatra we inona ny antony tsy maintsy hamorana ny zazalahy sy ny fihatraikany eo @ fahasalamana ,zany we , ny lafy tsara sy n... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7312