Fahasalamana

xxx ( 21/05/2006 18:24)
nanao nify tao @ dokotera iray aho dia nikikika be fa naharary . Dia nony vita ilay séance dia naveriny tamiko daholo ny cliché sy ny dossier fa tsy hitsabo ahy intsony hono izy fa izaho mikikika .... tohiny
novalian'i xxx ny 18/07/2006 05:17
xxx ( 16/05/2006 05:09)
Manaoana daolo nareo eee, raha mba misy afaka mitondra fanazavana momba ny tevi-dohan'ny zaza kely sy ny fanafodiny dia isaorana mialoha, fa misy ankizy kely izay, 7taona, isaky ny alina mandeha tevid... tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/05/2006 06:23
diamondra27 ( 14/05/2006 10:08)
ho an'izay mbola tsy mahalala ka misy mahalala ny fanazavana momba ny fanisàn'andro "tonga fotoana" dia mba atoroy eto azafady; @ izay mba afaka mitandrina izahay vhv. Firy andro no misy risika de ... tohiny
novalian'i kelly13 ny 27/07/2006 10:15
cielbleu ( 12/05/2006 14:01)
Manaona daolo ianareo ao, tena tara fotoana roa andro aho dia bikina ve e! mba ampio aho re e!... tohiny
sheran555 ( 12/05/2006 11:28)
Faly miarahaba antsika rehetra, Nahita t@ gazety aho fa mahasitrana aretina maro ilay zavamaniry sinoa atao hoe : ginseng (Impuissance sexuelle, rajeunissement sexuel,diabète, mampihena ny sira ao @... tohiny
novalian'i tsiahi ny 22/05/2006 11:26
toubib ( 10/05/2006 12:30)
Efa misy ny fanantenana momba azy io atsy ho atsy Institut national de la santé et de la recherche médicale INSERM Paris, le 20 avril 2006Information Presse La mort de certaines cellules... tohiny
novalian'i isrine ny 31/05/2006 12:25
ikalakintina ( 09/05/2006 12:01)
MERCI DE LIRE ET DE PARTAGER CECI AVEC MOI. INFORMATION TRES INPORTANTE Ne jetez pas ce mail lisez le jusqu'au bout (il ne vous sera rien demandé ni argent ni effort) juste une lectu... tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/05/2006 06:28
Lalah ( 28/04/2006 00:55)
Hono hoa ry reto! tsy tokony ho efa ela ve io no tokony nampiarina tao Dago, mahita ny fatin-jaza rano etsy sy eroa ny fanajaka vao mody taitra, mody taitra fa tsy fantatra na tena mba manohina ny fo... tohiny
novalian'i pitchou ny 31/05/2006 03:06
LazaRandri ( 19/04/2006 23:26)
ny tsikitsikim-behivavy vao maraina :) hahaha... tohiny
novalian'i Fiffi ny 30/05/2006 19:42
fijo ( 14/04/2006 03:40)
hoan'ny namana mpitsabo,dia tena vaovao lehibe io vao nitranga tany angletera io. ankizy kely vao roa(2)taona no nisy fahavoazana ny fony,dia nanaovana "transplantaion"saingy,tsy nesorina ilay fo nar... tohiny
novalian'i Fiffi ny 30/05/2006 19:46
ainaheri ( 10/04/2006 08:21)
D sady ontsa ny fo no somary tezitra ihany ny tena raha manontany tena hoe natakalo lalana ny fahasalamambahoaka,na ilay eponge matelas aza efa maintingirona tsy misy lambany,ianao miantotena @ retr... tohiny
novalian'i Fiffi ny 30/05/2006 19:44
vancleef ( 09/04/2006 16:48)
Voa nahita reportage t@ TF1 aho momba an'i Dr Knipper (tsy hitako ny anarany fa enoko fotsiny dia mety diso tsipelany) chirurgien esthétique ao Paris miasa @ clinique privée sy any @ hoptitaly. Ny h... tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/05/2006 06:31
fijo ( 05/04/2006 03:28)
za matetika manaraka ilay fandaharana "santé" ao amin'ny "arte".dia gaga aho,fa maro ny dokotera aty no milaza fa tsy tsara ny manadio sofina amina "coton tige"fa vao miha manosika ny loto hiditra an... tohiny
novalian'i zoezinah ny 03/08/2020 17:56
Fiffi ( 01/04/2006 05:50)
Tsy poisson d'avril akory ity fa tena marina an! Nahazo taratasy avy @ prefecture daholo ny olona rehetra hoe izay miompy akoho na vorona sns.... dia hatramin'ny faran'ny volana Mai dia tsy maintsy h... tohiny
novalian'i Fiffi ny 07/05/2006 19:19
Fiffi ( 31/03/2006 05:35)
Pharmacie de Tana, à Antsahavola : Vente de médicaments douteux . http://www.lagazette-dgi.com/... tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/05/2006 06:32
toubib ( 24/03/2006 13:15)
Milaza fotsiny zah fa dia efa maro dia maro no tratran'izy ireo eto Antananarivo klou no hitako: ary izay vao tena mazava sy hita amin'ny antsipiriany daholo ny soritr'ireo aretina ireo sy ny mahasami... tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/05/2006 06:41
hery ( 24/03/2006 08:09)
Misy namana infirmier vazaha avy any Belgique izay nifampiresaka tamiko fa nanangona fanafody saika halefa any Madagasikara (Tamatave) nikasika indrindra ny Tazo mahery. Tsy afaka mandeha tampoka any ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/05/2006 06:42
xxx ( 19/03/2006 15:26)
Misy voka-dratsiny ve ny masturbation any aoriana rehefa lehibe ny tena? Misy olona maniry ny hiala fa tsy afaka hono. sao mba azonareo ampiana @ alalan'ny toro-hevitra na fanafody na inona na inona ... tohiny
novalian'i fijo ny 15/09/2006 04:57
ravakamalala ( 18/03/2006 17:50)
sao mba mahafantatra ny momba io ianareo? misy zazakely izao herintaona mahery izy izao, misy kyste ny andriny, indraindray mivonto be mihitsy fa indraindray ohatran ny paozina mony be ireny fotsiny. ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/05/2006 06:44
rapala ( 11/03/2006 16:10)
Sao dia mba misy mahalala fanafody malagasy ianareo mampanena io cholesterol io. Betsaka no natao hatramin'ny exercises fa tena tsy mety midina mihintsy. ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/05/2006 06:45
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0655