famantarana bevoka

1. aliotsy ( 08/11/2005 10:20)
aona kay raha avan ny tokony tonga ny regle misy signe manokana ve
novalian'i fijo ny 18/11/2005 22:24
2. Ragadona ( 08/11/2005 10:31)
nofafaina

Nahitsin'i hery
novalian'i Ragadona ny 08/11/2005 11:41
3. booboo ( 08/11/2005 10:45)
te-hatory lava, kamokamo, tsy matovato ny nono (manao an'io izy tsinona rehefa règles), abondantes ny pertes blanches dia inona koa re e ? Asaivo manao test-pipi ( tsotra no vetivety sady tsy lafo )dia vita fa hiandry ny vohoka ho hita ve vao ... ?
4. rurik ( 08/11/2005 10:53)
ny tena tsaara aloha dia manaova test fa aza miandry ela raha mieritreritra zavatra hafa sao hm............
5. pika ( 08/11/2005 11:07)
jereo fa misy efa toy io dia natorin'ny namana betsaka
6. xxx ( 08/11/2005 11:43)
Misy an'ilay tige kely vidiana any amin'ny pharmacie dia atao ao anaty pipi. Enao ihany de afaka mahafantatra anazy.
7. estine ( 08/11/2005 11:57)
tsy tonga fotsiny regle
test no tena tsara ,raha menatra makeny @pharmacie de mindrama peratra fiançaille n'oul de iny tanana avia iny anolorana ny vola de 'zay
8. jaira ( 08/11/2005 13:04)
ireo rehetra efa voalaza teo aloha dia mora ahafantarana hoe bevoka sa tsy fa tandremo koa fa mety tsy hijanona mihitsy ny fadibolanao nefa bevoka ianao ary @izay fotoana izay aha manao ana'ilay Test vidiana nay @pharamacie inao dia mety ho négative ny valiny ny tena hitako fa hafantarana haingana hoe bevoka na tsia dia ny touché ihany : tsapaha raha misy malemiley ohatran'ny molotra ao anatin'ny fivafianao ao ka raha izay nomitranga dia azo antoka fa mananananka ianao fa raha tany tika mafy ohatran'ny tedron'ny oronao ny ao tsy tsy ao ilay izy .Zay indray handramana
9. aliotsy ( 08/11/2005 13:12)
jaira > ny col de l uterus ve io otrany tendronorona mafy io ?
10. chipie1 ( 08/11/2005 19:03)
mazotoa zany mitsapa e ! lol
11. watafon ( 08/11/2005 19:25)
jaira : humm !
12. watafon ( 08/11/2005 20:04)
test de grossesse no fiable kokoa e!
estine : efa nataon'i toi nga io système peratra io ? fa maninona koa nefa moa raha vidina fotsiny amzao e!
13. fijo ( 08/11/2005 23:06)
booboo an,za koa kamokamo sy te hatory lava nefa bandy virja?????
14. jentilisa ( 09/11/2005 07:11)
dray
15. estine ( 09/11/2005 07:28)
watafon: eritreritra nalefa ny ahy iny hoe ra sanatria de izay no fika efa natoroko ankizy io fa noraisin'le pharmacien tsara izy de natorony zavatra bobaka be.
le hoe regle mbola mande nefa bevoka:

-misy roa ny ovaire ary mety miaraka mamoaka ovule ireo
nefa tsy miara masaka ,zany hoe le droite ohatra no fecondé fa le gauche no en règle dia izay no mahatonga io voalazan'i jaira.
tsapatsapanao tsy @ pilasiny e 8O:!::!::!:
16. watafon ( 09/11/2005 20:07)
fijo : avy @ fanahy masina angamba zany !:-D:-D
17. fijo ( 09/11/2005 21:10)
oka letsy.manahy aho ka
18. Veloo ( 10/11/2005 16:46)
misy ny sasany tena tsy misy signe mihitsy an oe bevoko an
19. fijo ( 11/11/2005 21:47)
vaovao vao henoko tamin'ny radio RMC,vehivavy mpanao volley tany brezil.fa telo andro alohan'ny ahaterahany izy vao nahafantatra fa kay izy bevohoka.
20. lapino ( 18/11/2005 16:46)
fijo < de ahoana koa zany? Fa sipa be kibo angaha hono le izy? Kanefa sportive?
Danzz indray zany! Tsy bevohoka intsony kosa izany fa kely vohoka e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.2133