famantarana bevoka

21. fijo ( 18/11/2005 22:24)
lapino,ny tena nahagaga anie dia na izy aza tsy nahatsapa mihintsy hoe bevohoka e.mbola nanohy nilalao foana izy,
sipa namako koa no efa hitako,fa efa vaky ranondohany ilay izy,vao nahay daholo ny rehetra hoe bikina i kala.izy irery no nahay izany dia nafeniny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5579