nofy

1. rurik
(
24/03/2005 08:47)
saika mba hanotany aho hoe . inona angaha no mahatonga ny manonofy lava mety misy resaka tsy fahasalamana ve sa ahoana?
novalian'i tiris8786 ny 13/04/2015 17:35

2. sonwin
(
24/03/2005 15:48)
misy karazany maro ny nofy: ao ny nofy ririnina, ao ny nofy nohon'ny havizanana, ao ny nofy vokatry ny eritreritra,ao ny nofy ateriky ny faniriana (any amin inconscient), ao ny nofy manome fambara, ao ny nofy vokatry ny etraketrakin'ny hafa, etc

9. rurik
(
25/03/2005 10:29)
nga tsy loza ry nananie fa tena nanonofy izahay dia nivalana be ilay izy. 8-) 8-) 8-)

11. rurik
(
25/03/2005 11:10)
tokony nihaino ilay torohevitrao ihany . toy izany rehefa mafy sofina :^) :^)