taolana

1. bebe ( 04/02/2005 02:12)
inona no atao hanamafy ny taolan'ny antitra?
novalian'i jon ny 24/09/2005 14:37
2. mihanta ( 04/02/2005 09:50)
refa manakaiky ny 50taine d tokony hihinana vita calcium
3. sechat ( 04/02/2005 09:53)
ramaso> le taolana inn io? =))
4. cutie ( 04/02/2005 22:36)
manao exercise (gym)
5. ikaretsaka ( 05/02/2005 00:59)
taolan'ny vavy antitra letsy io fa tsy nytaolan'ny lahiantitra ry ramaso an
6. kinaoly ( 05/02/2005 16:16)
minana supplément de calcium, fixateur, fer, magnésium, fanatanjahantena melafaka (gymnastik maivana oatsa :^), manaou diatongotsa fohifohy min 30min/isananjo) de njasou fa tsy tadidikou dôly le fanaokou :)
7. ikaretsaka ( 05/02/2005 16:17)
mikotrana ihany e.. de minana sakafo ara -pahasalamana
8. kinaoly ( 05/02/2005 16:19)
ika> sarotsa le mikotsana anaka refa lebe, sport d'entretien (tai-chi oatsa)sisa no ataou fa tsy sport de perform tsony :roll:
9. ikaretsaka ( 05/02/2005 16:25)
za mahita bainina be izay any bira efa 86 ans fa mbola mahavita manao bisikileta ny course rehetra ataony isanandro ko (miantsena, mividy mofo, ...)
eo @ 20 km isanandro eo ny vitan'i lery !
10. kinaoly ( 05/02/2005 16:27)
ika> eny e, dadabenay kou mbola mavita 42km à pied fa @ ankapobeny vitsy ny mahavita anzany :)
11. majakely ( 10/02/2005 13:22)
tena reraka ny olombelona rehefa antitra ary etsy andaniny ny marary atsy sy ny marary aroa ...Aleo mipetraka refa antitra de mba manaonao marche à pieds eny ee!!Izany tsy midika akory fa,tsy misy ny mbola matanjaka an !!! :wink: :wink: :wink: Ary amin'ny lafiny retsaretsa!
12. jon ( 24/09/2005 14:37)
mety koa ny misotro kafe ka!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2738