Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ainaheri ( 10/03/2009 12:42)
HUMMMM HIVADIKA ITY TANTARA ITY ZANY KOU
L'armée lance un ultimatum de 72h pour que Ravalomanana et Rajoelina s'entendent sur une solution politique sinon elle "prendra ses responsabilités;.................Very elà ry le8 raha tsy mahita... tohiny
novalian'i andrywui ny 10/03/2009 16:53
xxx ( 10/03/2009 12:40)
Ity ilay nandrasako hatry ny ela fa ho avy
[b]13H50 : L'armée lance un ultimatum de 72h pour que Ravalomanana et Rajoelina s'entendent sur une solution politique sinon elle "prendra ses responsabilités"[/b] Efa ela aho niandry an'io (l) ... tohiny
novalian'i Oay ny 10/03/2009 13:20
papao ( 10/03/2009 12:21)
hira skoto
Oh ry zareo a. Mba omeo site misy tonon-kira skoto ranga raha misy mahita ianareo a... tohiny
novalian'i lolove83 ny 04/04/2009 08:02
rixes ( 10/03/2009 12:03)
MAY NY TRANON'I PDS GUY
Vita matavy ny tranon'i GUY RIVO , iza ndray zany no manaraka . ... tohiny
novalian'i fijo ny 10/03/2009 22:00
mion ( 10/03/2009 12:00)
Demission dementie officiellement , Le Ministre vient d'anno
Demission dementie officiellement , Le Ministre vient d'annoncer qu'il est toujours Ministre et qu'il a été contraint à lire la declaration de ce matin : pistolet sur la tempe; http://www.sobika.... tohiny
novalian'i moi ny 11/03/2009 09:19
essera ( 10/03/2009 11:55)
Mba atsaharo amin'izay ry zareo ny fifandrangitana sns
Salama daholo, Ry zareo, sao dia tokony hatsahatra amin'izay ny fifandrangitana sy ny fifankahalana fa efa latsaka tanteraka amin'ny hantsana ny fihavanana maha-malagasy. Itony fitaovan-tseraser... tohiny
novalian'i Oay ny 10/03/2009 13:08
rabingogilabanga ( 10/03/2009 11:13)
MAMPIADY NY SAMY GASY Raiso ny andraikitrao ry HERY ADMIN
1)satria betsaka ny famporisihana ny olona hiady , no danger be ho antsika malagasy, no d'ailleurs contraire @ charte ny forum rahateo http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m49b642a2... tohiny
novalian'i xxx ny 10/03/2009 15:54
tsinjo ( 10/03/2009 11:08)
Manao fanambarana ny Filoha Ravalomanana
mihaino sika o^o ... tohiny
novalian'i peta83 ny 10/03/2009 13:29
grosbras ( 10/03/2009 10:36)
aiza nareo e
efa raikitra rombo eny tsaralalana aiza nareo momba ny tany tandalana e,renforf ... tohiny
novalian'i Oay ny 10/03/2009 13:01
xxx ( 10/03/2009 10:19)
Inona ary no atao?????????
hono hoa ry reto inona kay no fanalana from kiraro fa tena masika mintsy izy amizao mafana zao ... tohiny
novalian'i fraj ny 21/03/2009 10:43
mmmhh ( 10/03/2009 10:06)
Ni-demission-ne indray ny Ministre Defense e!
EEEEEEEEEEE inona foana ary ty, ni-demissionne ndray ny misnistre-n'i defense, f'ahoana mintsy e, Inona no mety ho antony? Misokatra ny ady hevitra :idea: ... tohiny
novalian'i fijo ny 10/03/2009 22:23
vahiny2004 ( 10/03/2009 09:40)
Aza miady intsony
Izao ry reto a, tsy misy antony iadivan-tsika entre malagasy intsony, mazava izao: Les pays riches ont décidé sur notre sort, tsy misy afaka ovaina intsony , question de temps fotsiny sisa. [b]N... tohiny
novalian'i ndenn ny 10/03/2009 11:28
Naxy ( 10/03/2009 09:38)
mortalité néonatale
Manaona daholo. Izaho dia teraka t@ volana janvier teo, herinandro anefa dia maty le zaza, tsy hay hoe naninona fa za fotsiny 4j nihetsi-jaza foana. te mba hanontany za hoe rahoviana no tsara manan-j... tohiny
benasy ( 10/03/2009 09:30)
MIALA SAKANA - ADOLAN-TSENTO
Mba hisorohana ny tsy fetezan-javatra kely, mety hanohintohina ny fihevitry ny hafa anefa ; dia heveriko ho adidy ny manamarika etoana : fa toa tsy mety loatra ny fampiasana ilay hoe : « [b]adolantse... tohiny
novalian'i benasy ny 14/03/2009 08:01
rabedla ( 10/03/2009 09:27)
mitady sipa @ le manala azy fotsiny
ny sipa kay tena tian'io zavatra io an????... tohiny
novalian'i cartina ny 14/07/2010 16:27
mion ( 10/03/2009 09:20)
efa vita le film, tsy mety miakatra le soratra
efa vita ange le film e, aiza ihany le soratra oe THE END. Zay tsy te ahalala oe iza no bandy na iza no rôl tao fa leo be. na le serie Rosalinda iny ary ve tsy efa vita ôtrizay... tohiny
novalian'i TIMTIKO ny 10/03/2009 09:59
saranga ( 10/03/2009 09:03)
Nizara basy tao Analakely i Alain Ramaroson
Mpanao gazety mihitsy no niteny fa nizara basy tao Analakely i Alain Ramaroson omaly. Misy porofo izany. Inona no hatao amin'izany ?... tohiny
novalian'i peta83 ny 10/03/2009 13:46
xxx ( 10/03/2009 08:46)
zatra ny alandririninaka fahvaratra avy no manao hitsindalan
MAHAIZA MIAINA AJANONY NY DIDIJADONA NY FAIBLE NO MANAIKY IZANY AZA MANAO TOMBO SY ALA SATRIA TSY POLITIKA NY FANAHY MASINA FA RA TOA KA HO ATAO POLITIKA DIA HO ATAONTSIKA RAHA MISY DEVOLY NY HA... tohiny
novalian'i tsinjo ny 10/03/2009 10:37
xxx ( 10/03/2009 08:46)
genosyde
:arrow: hono a tsy zao mahazo atsika gasy zao vé no atao hoe genosyde e :!: ... tohiny
novalian'i TEGEVE ny 10/03/2009 09:05
Badeda71 ( 10/03/2009 08:23)
Fitsapam-pitiavana
Za de lehilahy 36 taona, nanana sipa aho ary efa niaraka efa nandritry ny 5 taona izahay, samy nanan-janaka tany ivelany avy, nandritra zay fotona zay de nahatoky azy tanteraka aho, tao ho ato anefa ;... tohiny
novalian'i xxx ny 24/08/2009 17:11
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.3695