Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
mosabe
(
10/03/2009 08:20)
ANDRY chez les frantay
Les Nations unies à Madagascar affirment que le leader d'opposition Andry Rajoelina a trouvé refuge à l'Ambassade de France. M. Rajoelina, a annoncé samedi dernier qu'il était en fuite après que...
tohiny
novalian'i TIMTIKO ny 10/03/2009 10:30
rabaradaka
(
10/03/2009 07:19)
Lalaovin'ny katolika ny firenena
Efa tokony ho tamin'ny 18, 19, 20, 21 fevrier no natao ity fihaonan'ny mpanao politika rehetra ity fa lalaovin'ny dadatoa monsenera Odon Razanakolona ny fotoana. Efa impiry moa Ravalo no naneho izany ...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/03/2009 22:15
rabaradaka
(
10/03/2009 07:01)
Aiza ny fanaovana telechargement pinnacle studio 11
Bonjour dadatoa, efa ho 3 volana no nitadiavako pinnacle studio 10 na 11 hatao telechargement fa eee , tsy mety. Mba andefaso site tena sura tsara hi-telechargé-ko azy io.
Merci d'avance dadatoa...
tohiny
novalian'i sitlo ny 11/03/2009 14:03
Mandefitra
(
10/03/2009 06:56)
tsy efa mazava ve ny mpanohana an i tgv?
United Nations staff in Madagascar say opposition leader Andry Rajoelina has taken refuge at the French embassy.
http://news.bbc.co.uk/2/hi/africa/7933226.stm
efa hatrany ampiandohana moa io, fa...
tohiny
novalian'i Oay ny 10/03/2009 09:19
ari.malala
(
10/03/2009 06:55)
Ahoana moa ny fandehany?
http://www.gazetiko.mg/gazetiko/index.php?option=com_content&task=view&id=5550
Ny fanontaniako dia tsotra, mbola mahazo mandray sakramenta ve io pretra io? Satria raha ny fampianarana azoko dia 6 i...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/03/2009 20:49
xxx
(
10/03/2009 06:47)
RA8 nangarom-biby an davaka
Niheritreritra azy ho mafy i Ra prezy ka nagarom-biby an-davaka. :-D ...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/03/2009 22:04
tokanah
(
10/03/2009 06:45)
efa nialan'ny tafika ny anao
Hita miariary izao ny tsy fitiavany tafika an'i ra8. Koa mbola inonona indray ny anarahana mpamono olona sy marenina tsy maheno ny feo ny vahoaka mikaikaika tsy manakoanina sy mahantra fara indiny, ny...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 10/03/2009 07:14
penguin
(
10/03/2009 05:50)
Efa lasa 24 heures vé ? Ny andrina no tsy naniry volo.....
Ka ahoana efa niala 24 heures sa ampitomboina 72 heures indray ry TGVendrana a ? Efa niady ary raikitra ny Miaramila sa mahay mifanakalo hevitra izy samy izy ? Aminay dia mazava fa ny hamotika an'i Ma...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/03/2009 22:12
andrywain
(
10/03/2009 00:02)
mararyi andryfa tsy hoe matahotra akory
maary izy fa tsy hoe mandositra na miafina akory depression kely fotsiny n mahazo ay satria raha misy mahazo azy dia tsimaintsy ireo olondravalo ireo ihany
ho avy ts hoela izy fa aza malaelo 8) 8) ...
tohiny
novalian'i TEGEVE ny 10/03/2009 08:53
virjiny
(
09/03/2009 23:40)
i tgv
araka ny foalazan'ny B.B.C dia ao @ ambassade de france i tgv no miafina,za izany vao tena mazava ny resaka,mody lazain'ny prefet any la reunion any fony izy le nanjavona iny hayi tgv hay eto tana iha...
tohiny
novalian'i xxx ny 09/03/2009 23:47
salopard
(
09/03/2009 22:36)
Tsy ho eny Mahamasina hanohana an-dRa8 raha tsy........
nY SPECTACLE DIA /
STREAPE TEASE ny LALAO, sy lianah, sy Tinondia, ary patricia.......
tohiny
novalian'i pikatti ny 10/03/2009 08:21
ndenn
(
09/03/2009 22:19)
Fiseraserana
Nankaiza daholo ianareo ô ? Toa tsy misy olona intsony ato?...
tohiny
novalian'i yuka ny 10/03/2009 02:20
xxx
(
09/03/2009 21:36)
mavesatra be kosa ity ry leireto aaaa!!
[b]HALLELUYAH[/b] , vazo milay be kosa io e. Natokana ho antsika mino izany tena fitiavana izany. Nefa toa mikoroso fahana ilay fitiavana noheverintsika tsy ho simba ankehitriny. Eny, fa na dia mbola ...
tohiny
novalian'i fitia2006 ny 21/04/2009 15:39
grosbras
(
09/03/2009 19:54)
dem1 @ 9ora tsy diso eo devant stade mahamasina
antsoina isika miaro ny ara dalana ho tonga hanao rodobe eny mahamasina dem1,@ 9ora tsy diso,mitondra tsaky kely fa mafy ny adintsika :^) :^) :^) :^) :^) ...
tohiny
novalian'i tsinjo ny 10/03/2009 07:07
heribary
(
09/03/2009 19:53)
mba vonjeo eeee
tena ts aiko mitsy oa n mandefa mesazy @ tchat fa atao ahoana mba valio zao ra toa ka azo atao merci :( :snif: ...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 10/04/2009 13:42
xl
(
09/03/2009 19:26)
no comment
Tetika efa voahomana hatry ny ela ny fandrbanea teny amin'ny Galerie Smart andorany 09 Marsa 2009 iny raha ny fandinihana. Hatry izay dia tsy totonsa ny tetika satria teo foana ireo ireo EMNAT. Voa na...
tohiny
novalian'i bradley7 ny 09/03/2009 19:57
tanymasina
(
09/03/2009 19:21)
VONJEO NY ZANAKANABAVINAREO
Ilay Reny malala nivadika ho renikely.
Niteraka zaza mandoza mihotakotaka miady lova.
Koa dia nihotakotaka noho izany ny fianankaviana.
Ramalagasy – Very ny fahombiazan’ny finoany fa tsy nahala...
tohiny
novalian'i ifiona ny 09/03/2009 19:26
andrywui
(
09/03/2009 19:14)
AKAIKY NY FARANY DIA NANJAVONA TATO DAHOL A !!! HA HA HA
Aiza ry be vava tato !! aiza i Ntezeve ,penguin , Noue kely ,mirana , ifiona ... toa ts sahy nipoipoitr eto tson sa efa mandindona ny ahazo azy amiko eto sa marary any ampandriana any daholo(na mody...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 10/03/2009 12:11
xxx
(
09/03/2009 18:59)
MINISITRA RA8 24H
Mba manontany aho ,aana ireo minisitra vao notendrena omaly ireo? Nisy nidedaka be mantsy tato fa hoe vadina minisitra :-D :-D :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 10/03/2009 06:38
xxx
(
09/03/2009 18:46)
mutinerie en cours betongolo,ivato
source AFP...
tohiny
novalian'i sitlo ny 09/03/2009 20:56
