mararyi andryfa tsy hoe matahotra akory
1. andrywain
(
10/03/2009 00:02)
maary izy fa tsy hoe mandositra na miafina akory depression kely fotsiny n mahazo ay satria raha misy mahazo azy dia tsimaintsy ireo olondravalo ireo ihany
ho avy ts hoela izy fa aza malaelo 8) 8) 8) :idea: :idea:
ho avy ts hoela izy fa aza malaelo 8) 8) 8) :idea: :idea:
répondu par TEGEVE le 10/03/2009 08:53
2. yuka
(
10/03/2009 02:21)
:idea: :idea: :idea: :idea: :idea: :idea: :idea: :idea: :idea: :idea: :D
3. rabaradaka
(
10/03/2009 06:35)
F'angaha mahatoky an-dRavalo ndray i TGV e ! Lazao zay marina dadatoa
4. xxx
(
10/03/2009 06:57)
zao sahady ve de efa mandraiky marary :D de efa nanatona dokotera ve? mbola aiza re ry Andry e! Enao alo tena mila manohana mintsy fa efa tôla-katsaka io de mbola ho.....tsy haiko tsony.
5. TEGEVE
(
10/03/2009 07:29)
anaka andrywain asaivo maka suppo any ^ andywui any izy e,izy koa mantsy ao manavy be, tsy efa 38kg ve lesy sisa tavela (l) (l)
6. andrywui
(
10/03/2009 08:32)
Iza no, marary ry le tezevesa za ve ???? penguin anontaniana anzay aretina zay fa laisany no tena mpampiasa supo eto !! zao fotsiny ry tezeve tonga ny farany ka hi-anakanaka eto ary ialahy de ny aina ihany no manefa ha aha aha !!! ka aza mifalifaly foana fa lalao efa vita ity !!! tsy mitovy tson ny hery hi hi hi hi !!! itanlah ve fa tsy misy Tim miditra tso eto e !!!! misy antony io fa mambvoatra fo sy saina any antranony aby zay ry zalah reny !! ka ndehana ko elah ry tezeve manao ps vao2 fa afabaraka aminio tezeve io ra mis fiovanjavatra tampoka eo !!! nefa ts maints hisy io !! ha aha aha aha
7. TEGEVE
(
10/03/2009 08:53)
anakamamoafady andrywui mbola tsy salama tsara ianao izany ,tsy hitanao ireo olona tokony resenao lahatra ireo ve ?toa lasa delirabe fotsiny izy izany (l) (l)
