AKAIKY NY FARANY DIA NANJAVONA TATO DAHOL A !!! HA HA HA

1. andrywui ( 09/03/2009 19:14)
Aiza ry be vava tato !! aiza i Ntezeve ,penguin , Noue kely ,mirana , ifiona ... toa ts sahy nipoipoitr eto tson sa efa mandindona ny ahazo azy amiko eto sa marary any ampandriana any daholo(na mody marary) ha ha ha ah fantatro dahol le be vava teto reny fa aht loz amzay nareo e !!!!! lazao dahol ny akama Tim rehetra ato fa akaky toko ane ny farany ee ha ha ha qha !!!! be loatra zay vava niaretako tato zay fa hanomboka hikaravasy ato amzay aho
novalian'i ainaheri ny 10/03/2009 12:11
2. ifiona ( 09/03/2009 19:23)
sali wiwi. :D

lazao fa tsitanao ndray za tatsy???
3. fozaoranabe ( 09/03/2009 19:25)
:-D :-D :-D
4. xl ( 09/03/2009 19:31)
"un homme silencieux est toujours dangereux"
on verra demain
5. ainaheri ( 09/03/2009 20:03)
xl:

"un homme silencieux est toujours dangereux"
on verra demain


Naninona izy nanaiky an'ity: 21H02 : Selon le communiqué des Nations Unies, Marc Ravalomanana a promis la sécurité pour les collaborateurs de Andry Rajoelina Amiko matoa ra8 nanaiky tsy hikitikitika ny akaman'i Andry,resy izy zaytsy au pouvoir tsony ra8 snif snif

6. grosbras ( 09/03/2009 20:06)
mody ataoan'izay dia afaka une semaine samborina e :evil: :evil: :evil:
7. TEGEVE ( 09/03/2009 20:27)
anaka ainaheri tsy mitombina ny hoe manaiky resy izany @ sehatra politika anaka,indrindra eto @ izao ora izao (l) (l)
8. ifiona ( 09/03/2009 20:33)
ouh misy faly tsy afa-tavoana ato zany :D
9. Andribe ( 09/03/2009 21:44)
aleo hisioka fa mbola tsy tafavoaka ny la ary tsy mbola afita ny rano tsy voafey kosa ny manofy anie eee sao dia mba mahazo vola be eo :-D :-D :-D :-D
10. yuka ( 10/03/2009 00:04)
Mbola tsy vita io ee!
AIZA ZAY ZE RESY EO :^)
AIZA ZAY ZE RESY EO :^)
AIZA ZAY ZE MIALA EO :^)
11. andrywain ( 10/03/2009 00:13)
V
V
V
VIKTOARA VIKTORINE
VOAHARON NY ONU IZAHAY
12. Optik ( 10/03/2009 04:43)
Ity aho tompoko raha mitady ahy ianao .
Tsisy miala eo!!

Zao ve vô manomboka ny épisode reveko vô hiala eto aho? ntsss!!
Afatory ny salaka l'ty ah!
13. xxx ( 10/03/2009 04:43)
MAPmé daholo nareo =))
raha mandresy d maninona
inona aloha ilay hoe fandresena :?::?:
ny nahazahoana ny fiverenanana eny amin'ny 13 mai v nefa zara raha nisy olona akory teny
maagaga dia ireo olona tsy tena mipetraka eto Tanà no be wawa eto fa mila ravinahitra any ampitan dranomasina manao sesitany ny tenany any ireny no tena be resaka fotsitra mandoto rivotra eto tsy mahalala aakoriny izay tena fandehany aty :-P
ka raha arovan'ny ONU fa angah tsy maharo tena intsony zato izy nefa ny vava mitatatata ery hoe mafy be :-D
tena MAPmé =))
14. ainaheri ( 10/03/2009 05:54)
Enao manao xxx io mitsy no mapmé,ilay izy zany tsy misy idiran'ny avy any ivelany sy any antoerana ee,satria samy miara-miainga avy @ fampahalalana vao² daholo isika,na enao io milaza avy any Tana io,enao ve lay mpanao gazety manenjika izay misy korontana retra² sa ilay mihaino fotsiny ao antrano?? betsaka ny olona ao Mada tsy dia maharaka loatra ny zava-misy fa miaina @ alalan'ny fampitam-baovao sy ny hono².......Mananjo ra8 handà ny fifanarahana momban'i Andry t@ ONU,naninona no tsy natolotry ny ONU an-dra8 i Andry fa narovany,raha tsy nety ny nataony?? Izahako tsy miwawawa fa manao analyse ny zava misy ary koa mampitaha ny zavamisy @ zao tontolo zao,alaivo sary antsaina anie ny Israely nandaroka ny tranon'ny ONU tao Gaza ee,ngah nisy resaka?Ilay ramato gadra politika ao Birmanie,mandady otran'ny inn ny ONU vao afaka mihaona @ ilay ramatoa,noho ny sakana ataon'ny filohany!!! Fisamborana Internasinaly ny filohan'ny Soudan,nanaiky ve izy? Vao maika nanao vava aza izy fa hamonjy ilay konferansy izay ivelan'ny Soudan kou!!

Ny tiako tsindriana @ ireo dia tokony nijoro t@ heviny ra8(raha nanankevitra izy),hoe ;mpanongam-panjakana i Andry sy mpankorontana,donc samboriko!!!!!...Nefa tsy zay ny zava-nisy.......Ny ato @ resaka politika tsy dia misy loatra ny mpamakafaka fa miteniteny foana ny ankamaroan'ny mpidinika ato,ao mou ny manely tsaho sy ny karazany,mba ataovy resaka matotra ee,dia miezaha manome hevitra mivaingana sy mari-pototra!! Ao ny sasany manaratsy ny andaniny sy ny ankilany no atao raharaha,ny 400M sy ny blablabla,raha lasa eo ary ra8 dia lazaina ndray fa nisy nanome miliara azy matoa izy niala!!!!!!
15. xxx ( 10/03/2009 06:22)
ainaheri < ka misy resy sy mandresy v aloha eto amizao :?:
any ange ilay resaka
iza no maharesy amin'ny fandrobana misy eto amizao
iza no maharesy amin'ireny olona betsaka maty ireny
iza no maharesy amin'ny tsy fandehanan'ny famatsiana amizao
inona no politika maty paika handraisan'ireo mpifanohitra anakiroa amizao ka entina indray hampilamina ny tontolon'ny fiaraha monina malagasy
aiza sy mankaiza ny fifampidinihana sa dia hoe tsy maintsy miala i ravalo nefa ny mpomba azy koa toa mbola ireny hita mijoro eny mahamasina ireny
sa v hiandry guerre civile indray ka hitombo ny maty vao samy ho taitra
ho antsika vahoaka kosa indray sia izao aza mety hiditra ao anatin'ny fandrika politika mihitsy fa mahaiza mandanjalanja tsara satria isika no ataon 'ireo fitaovana fotsiny mba hahazahoany toerana , isika no matimaty foana eo nefa ry zareo atsy mifampi :-* be
16. tsinjo ( 10/03/2009 06:34)
merci raxxx14 a ! ary aiza i ainaheri le nanoratra lava be teo e :-D =))
17. TEGEVE ( 10/03/2009 07:22)
anaka ainaheri misaotra anao mpanao gazety aloha,fa aza manao vary amin'anana loatra fa politika ity ry anaka

diso ianao efa nitsangana ny komity hanao fanadihadiana ny trano ONU bombardé iny miaraka israel

diso ianao ilay birmane tsy manaiky ny junte militaire ary izy ireo no nampigadra azy,mba tsy hiverenan-iny zavanisy iny dia izay no nataony @ Andry TGV, tsy midika izany fa maharesy izy na resy R8

diso ianao tsy tokony hijor @ heviny R8 ,izay indrindra no tena olana ,raha tsy mbola misy koa ny volonté hifampiraharaha ny an-daniny sy ny an-kilany dia tapina ny domy,ady an-trano io
ataovy resaka matotra ilay izy fa tsy vary @anana anaka

(l) (l)
18. pikatti ( 10/03/2009 07:38)
ahoana leity R8 nolazin'elah resy ry ainaheri fa elah ve mahay resaka politika a,mitsontsoana otran-ny lalimanga fotsiny klé =)) =)) =)) =))
19. ainaheri ( 10/03/2009 12:11)
xxx:

ainaheri < ka misy resy sy mandresy v aloha eto amizao :?:
any ange ilay resaka
iza no maharesy amin'ny fandrobana misy eto amizao
iza no maharesy amin'ireny olona betsaka maty ireny
iza no maharesy amin'ny tsy fandehanan'ny famatsiana amizao
inona no politika maty paika handraisan'ireo mpifanohitra anakiroa amizao ka entina indray hampilamina ny tontolon'ny fiaraha monina malagasy
aiza sy mankaiza ny fifampidinihana sa dia hoe tsy maintsy miala i ravalo nefa ny mpomba azy koa toa mbola ireny hita mijoro eny mahamasina ireny
sa v hiandry guerre civile indray ka hitombo ny maty vao samy ho taitra
ho antsika vahoaka kosa indray sia izao aza mety hiditra ao anatin'ny fandrika politika mihitsy fa mahaiza mandanjalanja tsara satria isika no ataon 'ireo fitaovana fotsiny mba hahazahoany toerana , isika no matimaty foana eo nefa ry zareo atsy mifampi :-* be



Za tsy nilaza oe iza no resy na iza no nandresy,fa ny tiako lazaina @ mahampitondra andra8 dia oh ny tsy toa teny izy,tsy mahafehy ny olony,zavatra roa lohany entina amahana an'io;dia ny force na ny fifampiraharahana,nefa aiza tsika zao sady tsy an'ny atsy no tsy an'ny arY,ny vah ndray no ampiadiana


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0541