Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
fijo
(
10/03/2009 21:12)
pretra ao brezil
tena efa mihevitra nytenany ho tsy eto an tany ve sa ahoana????
ny zavanisy dia ,nisy ankizy vavy kely 9 taona novetavetan'ny raikeliny ary bevohoka (kambana).nasain'ny reniny nesorina ireo zaza ireo...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/03/2009 20:47
Manatsiala
(
10/03/2009 20:36)
TALENTA (eto am-pototry ny hazo fijaliana)
Mba mila an'io hira io azafady ze manana fa ilaiko maika io
Mba alefaso mail raha possible Manatsiala@yahoo.fr ...
tohiny
mathla
(
10/03/2009 20:35)
Manana olana kely
Rehefa miserasera (mitsaty) atsy ambadika, ka misy accent le soratra dia miova ho caractère hafa no hitako eo amin'ny ecran-ko. Inona ny blem am-le izy ary inona ny solution hamahana ny olana amin'iz...
tohiny
novalian'i nilex ny 17/03/2009 07:35
virjiny
(
10/03/2009 20:25)
colonel Noël Rakotonandrasana prend pour un Rambo
colonel indray izao no mibaiko beret rouge hono,tsy nisalasala lery manohana an'i tgv,ary nandefa miramaila nihambina ny tranon'i tgv eny ambatobe.Aiza ny tany tandalana e, hiafara ny tany guine biss...
tohiny
novalian'i ryhe ny 11/03/2009 17:56
Noue
(
10/03/2009 19:46)
Kabarin'Andriamatoa Marc RAVALOMANANA, Filohan'ny Repoblikan
[b]Kabarin'Andriamatoa Marc RAVALOMANANA, Filohan'ny Repoblikan'i Madagasikara [/b]
[b]Ry Malagasy Mpiray Tanindrazana,
Te hitafa amin’ny Vahoaka Malagasy aho androany, hilaza aminy amin’n...
tohiny
novalian'i ravonjison ny 11/03/2009 15:38
pimaso
(
10/03/2009 18:51)
faites vos choix
Guerre contre les Français,
Comme il a été dit, cette crise malgache ne se résoudre pas entre les malgaches bien au contraires, elle ne peut se dénouer que par les Français qui sont les cerveau...
tohiny
xl
(
10/03/2009 18:39)
ny vahoaka mody voky fa ny mpanakorontana manesika ihany
72 h...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/03/2009 19:00
lemenakely
(
10/03/2009 18:24)
Fanapahi-kevitry ny mpitondra tsara fa tara!....
Mieux vaut tard que jamais hoy ny vahiny ,raha nihaino ny fanambaràna avy @ ingahy RAVALOMANANA androany 10 martsa .
Tsara ilay fanapaha-kevtra fa nahoana re no dia nandrasana ho grave be toy izao n...
tohiny
novalian'i moi ny 11/03/2009 09:01
TEGEVE
(
10/03/2009 18:00)
MANENTANA NY FOIBE ISANY TGV FA MITADY VOTOTRA NY TETEZAMITA
anaka isany ,foibe isany,ny mpitolona isany,tompokolahy sy tompokovavy aoka hijanona daholo ny fandrombana fa tsy maintsy mifampiraharaha @ fitondrana isika , mety tsy ho azontsika ny tetezamita raha...
tohiny
novalian'i xxx ny 11/03/2009 03:22
TEGEVE
(
10/03/2009 17:38)
TSY AO @ AMBASSADE FRANTSAY INTSONY IANDRY TGV
anaka isany dia tapitra teo ny bail ,fa navoakan-dry zareo tao i TGV hidinika @ filiha hajaina R8 ,may ny endomboanjo fa manery koa ny tafika ;72 h ,dia ho maty foana ve ny vahoaka nohon'ny fitiavan-t...
tohiny
novalian'i andrywui ny 11/03/2009 07:51
andrywui
(
10/03/2009 17:02)
Niova dinika any amin'
Tsy de misy tazana firy tsony ry lerony fa de lasa nifindra lasy nangoron'entana nakany ami'ny "mitady tonokira",bizna serasera",resa-dehilahy..."sisa no mamatrapatratra any !!! ha ha ha ha !!! nga...
tohiny
novalian'i xxx ny 11/03/2009 08:03
soanja
(
10/03/2009 16:46)
Tian'Andriamanitra ve ny hanihany/ mihanihany?
Ny hanihany dia isan'ny fomba hanalana tahotra sy hanalefahana ny fifandraisan'olona roa na maro hilanto sy homora. Hanihany tsy hanambaniana ny hafa anefa na hoe hanapotehana ny hafa na hanisy ratsy ...
tohiny
novalian'i rakaroka ny 11/03/2009 21:52
xxx
(
10/03/2009 15:35)
efa akaiky andro farany ,mpaminany sandoka
hoy jesosy hoe hoavy ny mpaminany sandoka .Iray ny Tompo dia jesosy ,hoavy ny zanak'olona sandoka hamitaka.Soa kosa le zanakolona odoie faux seigneur.Hanontanio tsara i pasteut mayol momba an le biby ...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/03/2009 17:41
piopio
(
10/03/2009 14:53)
raha mba fantatrao mantsy
hé o mba misy olo mahay ity hira ity Ejema : raha mba fantatrao mantsy misoatra é...
tohiny
novalian'i Lejoba ny 10/03/2009 15:43
Noue
(
10/03/2009 14:34)
Protection d’Andry Rajoelina: l’ONU et la France
[b]Protection d’Andry Rajoelina: l’ONU et la France se renvoient la patate chaude[/b]
[b]“Dans le cadre des efforts de résolution de la crise malgache, pour préserver la paix et la stab...
tohiny
novalian'i ifiona ny 10/03/2009 22:23
xxx
(
10/03/2009 13:44)
mba mila sujet matotra fa tsy resa-jaza no atao eto
tena mankaleo ny mamaky serasera fa tsy misy resaka fahamatorana mihintsy le resaka atao fa lasa resaka boay kely miresaka rehefa mirava reny.Mba mahaiza koa miady hevitra fa manao debat @ lolom-po ...
tohiny
novalian'i njara2007 ny 10/03/2009 14:21
xxx
(
10/03/2009 13:38)
Môseniera ODOIE
[b]01H00 : Selon Midi Madagasikara, Odon Razanakolona parle d'une définition d'un cadre légal dans lequel des élections seraient organisées sous la coupe d'une nouvelle Constitution et d'un nouvea...
tohiny
novalian'i xxx ny 11/03/2009 09:51
ratavao
(
10/03/2009 13:18)
Fa tena marina ve ilay minisitry ny fiarovana niala e?
Marina ve io sa lainga efa tsy mampino intsony mantsy ny vao² mitranga etsy sy eroa fa efa tsy mandeha daholo ny haino aman-jery rehetra!...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/03/2009 21:46
mion
(
10/03/2009 12:50)
Ny ZAVAMIAFINA ao ambadiky ny finoana, LALINA izy ity ry nao
Ity misy finoana hafa kely, secte zany e, mahaliana be ny namaky azy hatr@ farany , efa voavakiko hatram voalou ka hatram farany ary maha lasa saina tokoa. Saika hipetraka teto Mada izy ity fa asa t...
tohiny
novalian'i coopsal ny 11/03/2009 07:56
nyavo2000
(
10/03/2009 12:43)
IZA AVY NY FAMILLEN'IREO MIARAMILA CAPSAT ATAOVY LISITRA !
MANAO ANTSO AVO AHO, IZAY AFAKA MANOME NY ANARAN'NY FIANAKAVIAN'IREO MIARAMILA AO AMIN'NY CAPSAT, AIZA NO MIPETRAKA SNS...
RAhA SANATRIA MANINOMANINONA NY FILOHA NA NY VONOINA NY VAHOAKA DE HIROHOH...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/03/2009 22:19
